Jery todika xxx :-)

1. hery ( 19/12/2005 09:14)
Vita izany iny ny herinandro tsisy xxx. Ahoana no fahitanareo azy? Ny hevitrareo sns?
Ny mpamangy ny forum aloha tsy niova... ny mpanoratra angamba no niha vitsy. Ny hafatra koa niha-matotra :-p

Afaka maneho ny heviny kou ny xxx eto an :-)
novalian'i cutie ny 24/12/2005 04:20
2. xxx ( 19/12/2005 09:27)
anjekaky oo!! vita sahady hono , tsy alao tohizana :@
3. akamatiana ( 19/12/2005 09:30)
aleo tohizana hery an ! tena mahafinaritsa fa matotra dôly :):)
anjekaky ô ry dadabe :-D:-D
4. jajaf401 ( 19/12/2005 09:49)
Aleo ihany misy fa ny valeur morale ange eo no miseho eh!
Ka maro anefa manankevitra fa raha tsy xxx izy de tsy mivoaka ilay any aminy,
Fa raha hanahirana moa tsy hitaraina indray zahay any aoriana any!!!!! 8O
5. rurik ( 19/12/2005 11:01)
tena marina ny an'i jajaf401 raha ny evitro koa dia avelao afaka mampiasa xxx dia @izay afaka mamoaka ny eviny ny olona tsirairay , fa rehefa misy ny manao zavatra tafahoatra tsy hitaraina any @hery ihany ve e i hery manko mahalala ny miafina rehetra eto sa ahoana ry hery?sady tsiky dia ampy :D
6. hesham ( 19/12/2005 11:12)
hery an tena nijaly kely mintsy za hihihihi , mba misy hevitra tiko avoka fa tena tsy sahy za fa tsy tiko fantatry ny olona hoe za ilay izy . Ouuuuuffffff vita ihany marina . Fa ilay izy anie na efa miafina ary mbola misy mahafanatatra fona eee , efa araky ny olona le fomba firesaka raha mpanoratra ato matetika . Misy moa zany mba fiainanao manokana fa mba ilanao hevitra amin`ny namana dia izay no tiko anaovana xxx fa tsy hoe tsy tia fisehoana tsotra izao misy ary anie na resaka gateau ary mbola misy miafina ihany eee:-D:-D.
7. ari.malala ( 19/12/2005 11:43)
tssss! tapitra sahady ary ko! ra za d naleoko notohizana!
8. mamzelkely ( 19/12/2005 12:21)
ho ahy alo ts de mampaninon le tsy misy xxx e de toute manière za ts de mampiasa ra ts mananihany angaha fa aleo ts misy nefa ra misy izy alo de mety bb koko ny afaka maneho ny heviny satri misy sasany menatra de zay no anaovany xxx fa io zay tin'i sefo io ka :)
9. vale ( 19/12/2005 12:37)
Izay aky mamzelkely lay maha malagasy antsika an, voataiza loatra t@ fimpirimpirimana (ny ankamaroantsika) tsy toy ny vahiny e! ka aleo hisy ihany ny xxx fa mampalahelo ireo izay saron-kenatra eee!:wink:ho an'ny xxx mpanankorotana aloha dia tsy haiko indray ny @ iny ka!:^):D
10. Fiffi ( 19/12/2005 12:52)
ny ahy manokana aloha dia aleo fohanana ilay xxx e! ary io ange afaka soloina @ ps hafa e! sa ahoana ? Ohatra hoe izaho zany maka 2ps , ny 1 fahatongavako mamaly eto i Fiffi zany , ny iray , tsy ho lazaiko an'iza na an'iza aloha e! fa mba tazomiko io rehefa mba misy dinika tiako halefa eto ka te hiafina aho mba tsy ahafantaran'ny sasany ahy . Sa tsy izany ry hesham ? ndryyyy nampalahelo ahy ery i akamatiana fa tafaverina io "masque" xxx io . Miombon-kevitra @ driko akia aho an!
11. Fiffi ( 19/12/2005 12:53)
Mba afaka manao greve ve aloha ny olona tsy te-ahita io xxx io eto ? mba anombohako mikarakara ny drapeau e!:-D:-D:-D:-D
12. cocorie ( 19/12/2005 13:20)
Amiko natao fiafenana ny xxx, fa maninona anefa moa no hiafina e? mba miezaka miseho foana na in hevitra na in, mampisy lanja eo aminao anie ny mampiseho ny hevitrao e!
Raha ny hevitro de aleo hisy fangaraharana hatrany.
Ndao tohizana deux semaines e! ho hita eo indray avy eo.
13. jentilisa ( 19/12/2005 13:51)
izaho aloha taùmin'ny voalohany nidirako tato min'ny serasera natahotra rehefa tena hamoaka ny hevitro; indrindra fa ilay mora toherina ireny. Fa mihevitra aho hoe mora mitaiza tena ho matotra kokoa ilay tsy misy xxx e. Mitaiza ny tena avy hatrany handray ny andraikiny na dia antsoratra aza.

Dia izay aloha ny hevitro e!
14. lapino ( 19/12/2005 14:15)
Lasa tsy misy anonymat intsony raha foanana ny xxx, dia manahirana ihany izay ho an'ny olona sasany:
- efa tsy maintsy misoratra anarana vao afaka mandray anjara amin'ny dinika
- ny mombamomba anao dia tsy maintsy zavatra marina no soratana ao, raha ny voalazan'ny fitsipi-pifehezana (raha tsy diso aho :))

Betsaka anefa ny mety hilàna anonymat, ohatra fotsiny hoe manohana hevitra mifanohitra amin'ny tena hevitrao aza hanafanana adihevitra fotsiny indraindray. Mety misy koa ohatra manontany ny hevitry ny sasany momba ny zavatra iray, ka mety ho biaisé io hevitra io raha fantatra izy. Misy foana tsinona ny préjugé. Indraindray koa tsy te hiseho, fa sao dia "miseho milay", dia manao xxx (tsy fandraisana andraikitra koa aloha izay) :-)

Nisy ohatra izao niresaka fitiavana, xxx no nanombohany an'ilay hevitra (ie tsy te ho fantatra izy), fa tsy maintsy niseho ilay pseudo avy eo.

Misy ny miresaka zavatra tokony ho mahamenatra, kanefa olana, dia navelany niseho ny pseudo-ny.

Ny sasany moa tsy afaka nanao xxx dia ni-masta :-D

Etsy andaniny koa, raha misy manao tsy mety dia azon'ny tompon'andraikitra fantarina hoe iza no nanao an'ilay xxx teo, azony esorina ny saron-tavany ohatra raha ilaina. (tsy resaka IP io fa fi-divulguer-na saron-tava xxx fotsiny)

Noho izany, heveriko fa ilaina ihany ny xxx.
15. Veloo ( 19/12/2005 14:37)
Ny ahy aloha dia tohizana no tiako e tsisy xxxx:wink:
16. Fiffi ( 19/12/2005 15:21)
Veloo: hatraty io aloha e! raha tena jerena aloha dia tsy hitako mihintsy izay hiafenanana ao @ io xxx io e. Izaho aloha tsy mitsaty e! fa heveriko fa any @ tsaty any tsy hafaka miditra @ xxx , dia aleo hatao @ io koa ny eto e!:(
17. Veloo ( 19/12/2005 16:01)
fiffi a ie wa retsy a:wink::-*
18. lapino ( 19/12/2005 16:17)
Fiffi:
raha tena jerena aloha dia tsy hitako mihintsy izay hiafenanana ao @ io xxx io e.

tena jereo aloha e :wink:
19. Fiffi ( 19/12/2005 17:14)
O ry lapino aaa!! izaho aloha tsy hivadikatidoha andeha hitady sy hijery anao hoe i lapino ve io miafina ao ambadikio xxx io e! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. akamatiana ( 19/12/2005 18:13)
Fiffi> :( be ery veuh zah !! aleo wa tsisy xxx zany ô!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5246