Jery todika xxx :-)

21. Fiffi ( 19/12/2005 18:48)
akamatiana: ka zay manko wa e! efa hoe tsy asiana de aleo ho any fa tsssssss mandreraka fotsiny , sa tsy izany ry zokin'i A ? :-D:-D:-D:-D
22. akamatiana ( 19/12/2005 19:03)
:-D:-D:-D ieuuhh zay mintsy waaa , bizzz any am zanjikeliko ao an !! :-*
23. vale ( 19/12/2005 22:36)
akamatiana:

aleo tohizana hery an ! tena mahafinaritsa fa matotra dôly :):)
anjekaky ô ry dadabe :-D:-D



akamatiana> biz klou njy ary! misy nge ky olona mampiasa an'io fa tena resaka matotra no ampiasainy azy e! fa saingy izy tsy zatra miteny na menatra na tsy haiko eee!fa zà ko aloha namanjy @ lay hoe xxx tsy matotra fa manankorontana fotsiny e!!!!!
24. jennifer2 ( 19/12/2005 23:25)
Raha ny tiako reto de aleo tsy asiana xxx zany a!raha dinihina mantsy ny pourcentage de mpanakorotana daholo ny ankamaroan'le xxx.
Hoy Fiffi: io ange afaka soloina @ ps e! hoa an'le tsy mpanakorontana de tsara soloina ps tokoa le xxx.
25. xxx ( 20/12/2005 01:25)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 19-12-2005 18:37:26
Lohateny : Re : Jery todika xxx :-)
Ny ahy aloha dia tohizana no tiako e tsisy xxxx

izay ataoko atao fa zzay lazaiko aza tanterao
anjekaky oo :@ :*:*:*
26. hesham ( 20/12/2005 02:18)
jennifer an tsy mpanakorontana zany ny manao xxx rehetra , za nga manakorontana anji @ herimiafina hihihihi .
Zanjikely tiako akamatiana an , le izy anie tsy olana mintsy na tsisy xxx ary e.
Ny tiako lazaina dia zao , nji zao ry akamatiana mety misy fianakavianji akaiky anji , refa misy olana nji na te hiresaka de miantso ny zokinji na mamanji satsia samy ao doli zareo kanefa ohatsa za tsy manana zoki na mama aty akaiky fa mila mandoa 20 dollar min vo afaka miresaka tsara hoe zao sy zao, zany ary tsy ampy , mba eto 2 serasera zany mba mora2 angalana hevitra sady bdb ny hevitra voahangona raha misy olana manokana zany e , marary anie aki ny fondrizareo any dago raha hiresaka olana aminy fona nji nefa izy tsy akaiky anji e .
Nareo mantsy mi insiste be hoe aleo foanana ny xxx fa raha azoko tsara dia otran`ny hoe tianareo fantatra doli ny fiainan`olona. Ohatsa zao nji ry zanji akamatiana tsy mampaninn ana raha nji mahalala momba ana fa raha mba misy bandy mahatara ana kosa ve aki nefa hitany doli ny ditsako manjary miemotsa aki izy an . Lava be fa aleo ihany asina xxx :-D:-D:-D:-D:-D:-D
27. akamatiana ( 20/12/2005 04:47)
Hoy i vale
akamatiana> biz klou njy ary! misy nge ky olona mampiasa an'io fa tena resaka matotra no ampiasainy azy e! fa saingy izy tsy zatra miteny na menatra na tsy haiko eee!fa zà ko aloha namanjy @ lay hoe xxx tsy matotra fa manankorontana fotsiny e!!!!!
ka zay waaa , ny ankabeazany d mananihany sy manankorotana , inn nefa ny mahamenatra raha tena matotra akia :-D:-D:-* bizz njy akia a!!
28. cutie ( 20/12/2005 04:51)
na misy xxx alou na tsy misy xxx tsy misy pble amiko :)
29. Fiffi ( 20/12/2005 05:24)
mba miandry ny hevitrin'ny mpandefa ny didika @ izay e! izahay sy akamatiana efa nanomboka nanao penkarta :-D:-D:-D:-D:-D:-D
30. Veloo ( 20/12/2005 21:02)
aleo hi-grevy mihitsy ka :-D:-D
de faly ery ko ty dadabe tsy manisy ny anarany intsony tssssss:twisted::twisted:
31. vale ( 20/12/2005 22:11)
jennifer> hevitra mety sady mahomby!hihihihi:-*
hesham> :roll::-D
32. vale ( 20/12/2005 22:17)
hesham:

jennifer an tsy mpanakorontana zany ny manao xxx rehetra , za nga manakorontana anji @ herimiafina hihihihi .
Zanjikely tiako akamatiana an , le izy anie tsy olana mintsy na tsisy xxx ary e.
Ny tiako lazaina dia zao , nji zao ry akamatiana mety misy fianakavianji akaiky anji , refa misy olana nji na te hiresaka de miantso ny zokinji na mamanji satsia samy ao doli zareo kanefa ohatsa za tsy manana zoki na mama aty akaiky fa mila mandoa 20 dollar min vo afaka miresaka tsara hoe zao sy zao, zany ary tsy ampy , mba eto 2 serasera zany mba mora2 angalana hevitra sady bdb ny hevitra voahangona raha misy olana manokana zany e , marary anie aki ny fondrizareo any dago raha hiresaka olana aminy fona nji nefa izy tsy akaiky anji e .
Nareo mantsy mi insiste be hoe aleo foanana ny xxx fa raha azoko tsara dia otran`ny hoe tianareo fantatra doli ny fiainan`olona. Ohatsa zao nji ry zanji akamatiana tsy mampaninn ana raha nji mahalala momba ana fa raha mba misy bandy mahatara ana kosa ve aki nefa hitany doli ny ditsako manjary miemotsa aki izy an . Lava be fa aleo ihany asina xxx :-D:-D:-D:-D:-D:-D



hesham> na dia misy mama na misy zoky na misy zandry, ny olona tsirairay mila manana ny "intimité" ny avokoa aky à! itanjy ary fa na zazakely vao 5ans ery dia efa manisy pancarte eo @ varavaran'ny chambre-ny hoe: "défense d'entrée"!:-D nefa tsy iza no sakanany tsy hiditra @ io fa dada na i neny na zoky na zandry! ko mainka moa fa ny lehibe tsy haiko aloha e!:wink:
fa amiko manonkana alou dia ampiasa ilay ps faha2 io zaho raha foana ny xxx, tsotra fotsiny!:D:wink:
33. hesham ( 20/12/2005 23:30)
tsy hitako ny tsy mampitovy anao miova ps sy ny manao xxx samy tsy ho fantatra doli ???????:roll::roll::roll::roll::roll:
34. vale ( 21/12/2005 01:33)
ka izay hoà, tsy azonao mihintsy lay izy!t@ voalohany zà nangataka ny hijanonan'ny xxx!avy eo nisy nanondro hevitra hoe mamorona ps vaovao dia iny no ampiasaina le rehefa tsy tina ho fantatra iny "ianao" bof tsy haiko ny manazava azy hesham fa efa niverimberina im-bedebe teto iny resaka iny! fa raha toa ka hofoanana ny xxx azonao? dia @ izay fotoana izay zaho mampiasa ilay psvaovao!:wink:(l)
35. Fiffi ( 21/12/2005 10:08)
vale: mazava tsara tompoko o!:-D:-D:-D
36. xxx ( 21/12/2005 18:55)
xxx ihany no mba revonay ohhhhhhhhhhhh
raha tsy misy xxx aloha de hivadika XXL zahay eh! :-D
37. Fiffi ( 21/12/2005 18:58)
iza ary no hafaka manampy ahy @ famboarana ny penkarta e! miandry aho an! :-D:-D:-D:-D:-D
38. Veloo ( 21/12/2005 19:50)
fiffi :-D:-D:-D to otrany tsy aharesy isika retsy :-D
39. vale ( 21/12/2005 23:21)
Fiffi:

vale: mazava tsara tompoko o!:-D:-D:-D



fiffi> :wink:lesona avy any @nao ihany io mbô resahako io!:wink::-D
40. akamatiana ( 22/12/2005 03:22)
veloo , refa tsy maresy tsika maresy ao am-potsika ka :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4933