Tena marina ve fa . . . ?

1. Rafiombonana ( 18/12/2005 20:46)
Tsy mitsara aho fa mba curieux fotsiny. Toa maro reo sipa no minamana amin reny frera na mopera reny, ary misy tena mpinamana be mihitsy, nefa talo hono na ny fiaran dry zala aza tsy azo nitaingenan ny vhv. Tsy manam bady izy, ekeko tsara io, fa ny hoe tsy miaraka amin ny vhv toa manahirana ny saina ihany ny hanaiky an zany avy hatrany, asa aloh e
novalian'i Ragadona ny 23/12/2005 20:04
2. vale ( 18/12/2005 20:52)
Ko ny loza koa toe hoe misy mompera "pédophile"hono ko!hum!asa alou na marina na tsy fa de mahalasa saina ihany raha izany tokoa e!
3. Rafiombonana ( 18/12/2005 20:56)
Ireo mopera amerikanina (E.U) no pedoph io araka ireny vaovao amin ny tv reny
4. lapino ( 18/12/2005 20:57)
Efa betsaka ihany koa no tantara henoko. Fa mampisy pôlemika be ilay miresaka an'le izy, satria manao remise en question an'ilay tsy fahafahan-dry zalah manambady.
5. ravakamalala ( 18/12/2005 22:24)
tokony tsy hinamana be toko aloha rizareo raha ny fahitako azy satria "maromaro ny fakampanahy e", nefa zareo manao voeux de chasteté ka noho izany tsy tokoa hametra ny fihetsiny sy ny fomba fiainany.

fa sarotra alooha ny mitsara e! za tsy eo amin ny toerany.
6. hesham ( 18/12/2005 23:26)
azo atao tsara ny minamana amina frere na mopera , raha manao resaka tsy mendrika aminy sy mitangatriky kosa ve ianao tsy arosony ny resaka mba olombelona ihany manko izy fa raha manao resaka matotra aminy fona ianao sy manaja ny tenenao dia tsy tokony hitranga ny faniriana sady koa raha hiaraka aminy anie ianao mampijaly tena fotsiny , te andeha hijery cinema enao androany alahady ohatra tsy afaka izy fa mampivavaka , te ande hamonjy fety ianao tsy afaka izy satria sao fantatr`olona , te andeha boite hiaraka aminy ianao tsy afaka izy , te hatory eo anilany ianao androany ariva tsy afaka izy fa mila manao anizao ... fijaliana be zany amiko
7. vegas ( 19/12/2005 01:12)
Olombelona ary lehilahy sahala amin'ny retraretra ny mopera na frera. Fa asakasak'izay vehivavy manome fankampanahy azy io. Ra za alou vavy tsy hanodina mopera mintsy za na frera, tsia tsia tsia fahotana be eo anatrehan'Andriamanitra ry zareo.
8. cutie ( 19/12/2005 03:57)
ny fahanfantarako an'reny mopera na frere reny de tena olo-kendry sy andrandraina ,tsy misy pentina, fa efa niova zany ankehitriny :-D
Azo atao ny minamana @ reny ka.:)
9. kally ( 19/12/2005 06:59)
Ny môpera sy frera ange ka olombelona fa tsy anjely e! manana ny fahalemeny,manana ny kilemany tahaka antsika rehetra ihany.Raha malemy izy anjaratsika rehetra ihany no manitsy azy sy mankahery azy hanohy ny lalany fa tsy faly hanenjika sy hitora-bato foana.
10. ari.malala ( 19/12/2005 07:46)
Rafiombonana:

Tsy mitsara aho fa mba curieux fotsiny. Toa maro reo sipa no minamana amin reny frera na mopera reny, ary misy tena mpinamana be mihitsy, nefa talo hono na ny fiaran dry zala aza tsy azo nitaingenan ny vhv. Tsy manam bady izy, ekeko tsara io, fa ny hoe tsy miaraka amin ny vhv toa manahirana ny saina ihany ny hanaiky an zany avy hatrany, asa aloh e



ie, tena marina mints fa maro ny vhv no minamana b @ pretra sy frera ka, za zao anisany, na ny andraikitra raisina eo anivon'ny Fiangonana fts aza d efa mampifanakaiky, ny fifandraisana nandritry ny fotoana niasany teo @ paroasy dia ef anisan'ny mampitombo ny fifankahazoana am-po , ts hitako ze olana!
11. akamatiana ( 19/12/2005 09:24)
nenah ireny namako mopera sy frere reny no mba mananatra anah , sy manoro anah ny lalana tokony alehako , njainjay mankou zah variana d mbo tairiny wee aty fa tsy any :):wink: bizzzzz:-* ho an'ilay frere namako tsy adiniko zay :)
12. lapino ( 19/12/2005 10:26)
akamatiana:
... d mbo tairiny wee aty fa tsy any :):wink:

:)
akamatiana:
bizzzzz:-* ho an'ilay frere namako tsy adiniko zay :)

Ndry mihitsy le tena fakam-panahy raha izany! :)


13. ravakamalala ( 19/12/2005 14:00)
biz kosa ve ry lapino dia fakam panahy a! inn zany no hiantsoana na ilay ....tsy bizzz!!
14. lapino ( 19/12/2005 14:21)
Sangisangy ny ahy iny ka! :)

Fa na izany aza rehefa eritreretina ange misy mahamarina azy ihany izany e! Mandeha mission aza ny olona manambady tsy maharitra. Ka mainka olona tsy mikasika vehivavy mihitsy izy no ataonao bizz fotsiny, ... tsy mba hientanentana ny fony sy ny ***-ny? fakam-panahy ihany kle!
15. Ragadona ( 19/12/2005 15:15)
Tandremo ihany ry akmatiana fa le minamana ohatr izany ange d lasa mivadika orera be avy eo. Efa nisy tantara toy zany mihitsy, io hoe mpinamana io nefa raikim pitia taminy avy eo d lasa tantara lava be, fa ny niafarany d tsy maintsy hoe nivady ry zareo. Tena zava nisy io, niara nianatra tamiko le sipa ka zay no ahaizako an io tantara io. Milaza le sipa hoe sambatra izy nefa toa tsy dia mampino ahy hoe bandy ohatr izany no hahay hampirevy azy
16. Veloo ( 19/12/2005 15:20)
ary i sonwin mopera? :-D:-D:-D:-D
17. Noslid ( 19/12/2005 18:13)
kally:

Ny môpera sy frera ange ka olombelona fa tsy anjely e! manana ny fahalemeny,manana ny kilemany tahaka antsika rehetra ihany.Raha malemy izy anjaratsika rehetra ihany no manitsy azy sy mankahery azy hanohy ny lalany fa tsy faly hanenjika sy hitora-bato foana.


Tena marina io. Toy ny olona rehetra ihany dia mila namana ny frera sy ny Mompera. Anjarantsika namany no manampy azy haharitra amin'ny voady na velirano nataony. Raha toa isika namany indray no mijoro ho fakam-panahy ho azy dia anjarantsika ny miheritreritra. Jereo ohatra fa ny olona manam-bady aza mora lavo raha sendra ny fakam-panahy ka mainka moa fa ny tsy manana.
Izay namana tena namana ihany koa anie matetika tsy mitondra amin'ny fakam-panahy eh! Ireo miseho ho namana no manao izany. Manana akama frera maromaro aho aty Fianara. Lazain-dry zalahy fa matetika aloha dia misy fotoana tena enjana ho an-dry zalahy ary izay indrindra no ilany mpitantana am-panahy manoro hevitra sy manintsy dia indraindray. Fa maro koa ireo tovovavy no be famaritra toa rambon'osy ka na dia tsy manana heritreritra hafa aza ny frera na Mampera mifanerasera aminy dia izy indray no manao laza masaka eran'ny tanana fa sipan'i frera na Mompera satria te ho "Vedety" sy te hantsoina hoe "mazana". Dia anjarantsika ny mandinika hoe hatraiza ny hasarotan'ny fiainan'izy ireny.
Ekena koa anefa fa misy ireo izay tena manao ary mila ny fanampiantsika ihany koa.
18. fasaly ( 19/12/2005 18:22)
Veloo:

ary i sonwin mopera? :-D:-D:-D:-D


veloo: marina ve zany aky!?????
niova be mantsy izy iny k'asa tokoa anefa an!
aiza aza izy iny hamaly an'ity e!
19. Herimiafina ( 19/12/2005 19:33)
Fa naninona anareo njay ary ny mopera sy frera e, zavatsa olona mahafinaritsa ireny klé. Otran'ny vocation rehetra ihany io de mba any no misy ny vocation-ny fa izany akory tsy midika hoe nisitaka ny fiainan'ny olombelona izy klé. hehehehe:-D:-D
20. cutie ( 19/12/2005 21:01)
Veloo [ Valio ] 19-12-2005 19:20:19
Lohateny : Re : Tena marina ve fa . . . ?
ary i sonwin mopera?

efa papa izy koa mopera in njay :-D
veloo :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3481