Tena marina ve fa . . . ?

21. akamatiana ( 19/12/2005 21:21)
Ndry mihitsy le tena fakam-panahy raha izany!
dain kousa lapino euuh!! d fa nga zareo ra mopera sy frera d tsazo atao bizouu :evil:
22. ari.malala ( 20/12/2005 12:04)
HOy i Ragadona,
Tandremo ihany ry akmatiana fa le minamana ohatr izany ange d lasa mivadika orera be avy eo. Efa nisy tantara toy zany mihitsy, io hoe mpinamana io nefa raikim pitia taminy avy eo d lasa tantara lava be, fa ny niafarany d tsy maintsy hoe nivady ry zareo.


fa tsy voatery anie hoe refa mpinamana be d tsy maintsy mivadika orera b avy eo e, arakaraky ny fitondran-tenan'ny tsirairay ihany io. Anjaran'nle vhv koa no mandinika sy mahatsapa fa efa zay no nanoloran'ilay frera na mopera ny tenany d tokony hajainy fa ts izy ndry no hisary gaigy.

Hoy i Nosild,
Anjarantsika namany no manampy azy haharitra amin'ny voady na velirano nataony. Raha toa isika namany indray no mijoro ho fakam-panahy ho azy dia anjarantsika ny miheritreritra.


marina tanteraka io!

23. Veloo ( 20/12/2005 14:41)
fasaly io lazain'i cutie io e papa izy an :-D:-D:-D
ka izy no nanamasina ny mariazinay sy dadabe knou :-D:-D:-D:-D
24. akamatiana ( 21/12/2005 04:02)
:-D:-D:-D:-D:-D
25. Herimiafina ( 21/12/2005 04:09)
Rafiombonana:

Tsy mitsara aho fa mba curieux fotsiny. Toa maro reo sipa no minamana amin reny frera na mopera reny, ary misy tena mpinamana be mihitsy, nefa talo hono na ny fiaran dry zala aza tsy azo nitaingenan ny vhv. Tsy manam bady izy, ekeko tsara io, fa ny hoe tsy miaraka amin ny vhv toa manahirana ny saina ihany ny hanaiky an zany avy hatrany, asa aloha e

Ny frera sy mopera, ny relijiozy anie tsy zavatra tsy akory fa olombelona nofo sy ra e, manana andraikitra fotsiny izy, andraikitra mifandraika amin'ny vocation-ny ary tsy mahazo manambady fotsiny fa tsy hoe tsy mahazo miresaka amin'ny vehivavy velively. :roll:

26. Veloo ( 21/12/2005 15:28)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
27. akamatiana ( 22/12/2005 03:19)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
28. Ragadona ( 23/12/2005 20:04)
Eny olombelona ry zala ka, fa raha ohatra manao toy ireny taloha hoe manana fanamiana mampiavaka azy ry zala mety mba ho hafahafa, hanampy azy amin ny fiadiana amin ny fakam panahy izany.Raha manao an iny mantsy izy dia tsy afaka ho azon ny fakam panahy hikoty sipa fa tonga dia araky ny joba hoe tsy izy ty ka tsy hisy sipa sahy hiditra amin zany. Fa amin zao ve nama mba mihodina miala voly ry zalahy ohatra alahady hariva (normal be), mitondra vam ry zala amin io, tsy araka mihitsy hoe frera lery zany de aiza no tsy hosahirana avy eo. Manan kolazaina aho satria sekoly tantana na frera sy mopera foana no nibosiako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3319