"Tsy maintsy mbola hiverina eny @ 13 izahay" 3FN

1. jentilisa ( 19/12/2005 06:37)
Tena variana aho ry zareo fa io no fanapahan-kevitry ny 3FN angamba taorian'ireny toe-javatra ireny. Voaloham-pejin'ny Express de Madagasikara no nisy io...Mba jereo hoe ny ao anatiny?
novalian'i fijo ny 24/01/2006 21:47
2. xxx ( 19/12/2005 06:56)
kapo-tandroka io fa ny oul tsy adala e. raha milaza izy ireo fa oul voakarama ny nilako azy teo ireny dia taiza kosa ary ireo izay nanoina ny antson-drizareo no tsisy teo? tsy efa milaza ve izany fa tsy mbola any @ izany ny sain'ny oul zao?
3. lapino ( 19/12/2005 07:15)
Jereo eto ilay article.

"Nous sommes conscients du piège tendu par le chef de l'Etat. Nous n'allons pas entrer dans son jeu, précise le sénateur Ramasy Adolphe.

Raha tena nisy io "piège" io, ko tsy ry zalah zany no atao hoe "voa vao mihilana"? Mba inona indray àry izany no jeu-ndry zalah hiverenany zany kle? Vahoaka avy aiza indray no hovoriany :?::?

Convaincue de la réussite de leur démarche, les 3FN ne comptent pas en rester là.
"Rien de plus dangereux qu'une idée, quand on n'en a qu'une."
4. jentilisa ( 19/12/2005 07:29)
be vava leiry fa tsy tratran'ny pokona koa!
5. lapino ( 19/12/2005 07:42)
Raha tena hiverina eo ry zalah, dia:
- na havendranana pur et simple
- na mitady korontana, mbola havendranana pur koa izay, fa moins simple
6. mandrindra ( 19/12/2005 08:53)
tsy safidy ireo ry lapino fa sady vendrana ry lerony no mitady korontana a.
7. Laholo ( 19/12/2005 12:43)
Mbola ho avy ny maraina.
8. xxx ( 19/12/2005 14:15)
Bontolo be ilay opposition sady tsy manankevitra.
9. Veloo ( 19/12/2005 16:03)
mandrindra, lapino =D
10. pakopako ( 19/12/2005 21:45)
tena tsy reveko ny alou ny passen'ny mpanohitra sy ny mpitondra alou e
11. xxx ( 19/12/2005 22:50)
tsy azoko, fa mba soraty kely hoe inona no tsy revenareo e?
12. jentilisa ( 20/12/2005 08:10)
le mitady korontana e!
13. lapino ( 20/12/2005 08:34)
manimba revy an'izay mahay manohitra!
14. dadabe ( 20/12/2005 08:59)
ary mihevittra an'i Ravalo ho venjana angamab ry lerony de hoe azo aongana tahaka andry zalahy :-D:-D:-D:-D tsy ahita akory kle :evil:
15. jamal ( 20/12/2005 14:08)
Aleo hifamono eo zay mafy.
16. xxx ( 20/12/2005 14:21)
Raha ohatr'izao ny fandehan-draharaha dia tsy hisy hanao investissement ivelan'i Tana, Antsirabe ary Toamasina(Port) izany ny mpanam-bola fa risqué.
17. fijo ( 20/12/2005 19:48)
ka io mihintsy no tanjony ry XXX an.efa fantany anie fa tsymahazo olona izy e?ka rehefa tsy mahazo olona dia korontana no atao.na io zavatra ataon'i lahiniriko io aza anie efa tafiditra ao anatin'izany e.
18. xxx ( 26/12/2005 05:00)
[quote=lapino]
Jereo eto ilay article.

"Nous sommes conscients du piège tendu par le chef de l'Etat. Nous n'allons pas entrer dans son jeu, précise le sénateur Ramasy Adolphe.

Raha tena nisy io "piège" io, ko tsy ry zalah zany no atao hoe "voa vao mihilana"? Mba inona indray àry izany no jeu-ndry zalah hiverenany zany kle? Vahoaka avy aiza indray no hovoriany :?::?

Convaincue de la réussite de leur démarche, les 3FN ne comptent pas en rester là.
"Rien de plus dangereux qu'une idée, quand on n'en a qu'une."
[/quS

Sssss....

Ze oul ex-chaumeur mpanao aferan'akondro taloha reny ve moa mahagaga raha hiteniteny foana.


19. fijo ( 27/12/2005 21:39)
ka ry zalahy anie toa efa nitondra olona iray camion avy any amin'ny sisiny e?fa tsy sahy niditra teo.ka ho hita eo indray ny amin'ny janoary.
20. hps ( 13/01/2006 13:40)
Marina fa lalana natao ho lalovin'ny mpanohitra rehetra ity kianjan'ny 13 may ity,ary samy teo daholo no niainga;nefa aza adino ny tenin'i Praiminisitra hoe "Tany tan-dalana isika". Ka izay mitokona eny dia mbola ahazo ny anjarany eo koa,ka raha tsy vaky loha dia ho bori-tanana ama-tongotra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0496