"Tsy maintsy mbola hiverina eny @ 13 izahay" 3FN
22. hps
(
15/01/2006 17:39)
Tandremo ihany anefa ry fijo sao dia raiki-pitia @ rononon'omby vahiny eo ka manadino ny rononon'omby gasy an:-$
24. soanava
(
16/01/2006 16:51)
Fa angaha moa azo vakivakiana amin'izao ny lohan'ny
olona eh? Samy mba mihezaka maka toerana amin'izay
mba hafaka mameno paosy eh!toy ny maro hafa:lol:
olona eh? Samy mba mihezaka maka toerana amin'izay
mba hafaka mameno paosy eh!toy ny maro hafa:lol:
25. xxx
(
16/01/2006 18:21)
Izay resaka paosy izay ilay tsy mampandroso, ataovy aloha izay ahasoa ny firenena fa raha ny occasion(sôsy), misy foana io, indrindra fa raha competant ialahy.
26. fijo
(
18/01/2006 20:02)
tohanako 100% iovoalazan'i XXX io.ny olona mihevitra foana fa mila manararaotra mameno rehefa mahazo seza.ny hadinony anefa dia izao.raha izay no tanjonao,tsy ela ianao dia mihendaka eo satria tsapa avyhatrany fa tsy manao raha hafatsy ny famanoana paosy.raha miasa tsara nefa enao,dia maharitra no eo satria tia anao daholo izay hifandinmby eo.toa ny mivarotra ihany io.raha ny vaolaohany fotsiny no manao zavatra tsara ,fa avy eo manao alasafay,dai tsy ela dia very ny kil;fa raha tena le hatsarana no tadiavinao,tsy miala aminao ny olona na misondrotra aza ny entanao.ohatra mivantana,izay nahalala azy,ilay mpivarotra koba tao andravoahangy isaky ny alarobia.
27. jentilisa
(
19/01/2006 07:56)
tsy mety tokoa ny manao tsara amboalohany fa vitaina tsara foana iny dia mitombo ny kil
28. fijo
(
19/01/2006 20:33)
izay,ny kil mahazo fahafam po,no mitarika ny vola mitombo,fa tsy ny fanaovana tsara be am boalohany ,avy eo miavdika.
29. kitjo
(
22/01/2006 08:44)
ny tena mampiomehy ange d ry zalahy samy mpanohitra aza dia efa tsy mitovy hevitra e
vao manongana fts ry zareo d efa misy vola voahodina...ko aiza zany refa tena tonga eo...aza misy anie izany! eny e, tsy hisy ko zany e.
raha hendry tokony manatsara tarehy sy mampiseho asa d miandry fifidianana fa zao vao mainka manimba pasipaoro