Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jentilisa ( 21/12/2005 07:07)
uscafoot sy usjf ravinala : ekipa nasionaly gasy roa!
Re moa amin'izao fotoana izao fa naka olonna hafa nahay tany amin'ny ekipa hafa ny uscafoot amin'izao fotona izao. Rehefa jerene ilay izy dia tena lasa toy ny ekipa nasionaly mihitsy io ekipa iray io.... tohiny
novalian'i zama91 ny 23/12/2005 17:53
mumuche ( 21/12/2005 07:01)
I Muriel PAZZAPA2 vue par la diaspora
Slut daholo e.. Asa raha efa hitanareo ilay clip ny Muriel hoe Inty Aho iny. izaho nahita t@ clip wanadoo. franchement,ici on est fier de notre benjamine de la chanson malgace. certes,elle n'est pas... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2006 06:23
jentilisa ( 21/12/2005 05:51)
pazzapa: inona indray!
Efa rentsika moa fa tafala ( sady niala no noesorina)tao anatin'ny sehatry ny pazzapa III i Stephane. Saingy tsy dia any loatra ny resaka ataoko eto fa hafa ihany. Raha nahadinika isika dia ny roa ... tohiny
novalian'i istraky ny 04/01/2006 11:48
vale ( 21/12/2005 00:02)
fitiavan-tena hono!!!!
Misy lehilahy iray izay nilaza fa ny vehivavy tia tena fa miandry kôtina foana fa tsy mikôty!hum!mba azonareo hazavaina ve inona ny mahatonga azy hiteny izany?????... tohiny
ger17 ( 20/12/2005 22:35)
henri ratsimbazafy / music classic
music classic ny lohanteny eto. tsy arako ny tonony ka dia izay mba manana ny tonony azafady... tohiny
novalian'i hertix ny 08/01/2006 13:07
Vehivavy ( 20/12/2005 20:22)
Fanontaniana ho anareo lhl
Hono hoa anizay afaka mamaly, raha toa ka mifanalavitra toerana ny mpifankatia, ahoana kay no ahafantarana marina fa tena tia ny andaniny na ny ankilany indrindra fa ianareo lhl, amin'ny ankapobeny, a... tohiny
novalian'i Fantara ny 18/01/2006 13:57
rasera ( 20/12/2005 19:16)
adi-poko
io foana no atao fitaovana. Efa nilaozan'ny toetr andro izany hoe i Ramaromisa izany afaka miantso ny fanampian'ny vahoakan' ampefiloha hiaro azy satria voavono teto antananarivo, torak 'izany koa i Ã... tohiny
novalian'i fijo ny 10/01/2006 21:30
zandrikely ( 20/12/2005 19:01)
tsy rariny ve ra mba misy fifanajana kely e
hono rey olona , eo @ fiarahamonina, dia tsy mba rariny kosa ra mba misy ny fanajana , na dia mba kely indrindra aza , sady ra tina anie ny hajain'olona dia mba manaja ... tohiny
novalian'i dadabe ny 13/01/2006 06:31
rurik ( 20/12/2005 13:16)
ravitoto sy voanio
saika mba anotany aho ry reto sao mba misy afaka manome resetin'na ravitoto sy voanio azafady , te hahandro nefa tsy mahay , misaotra betsaka.... tohiny
novalian'i Sorate ny 10/01/2006 07:27
xxx ( 20/12/2005 12:35)
anga-drano
Mba toroy fanafody angadrano nandramanareo namana ka nahomby hoe fa mahaliana ahy be le izy!... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2006 21:25
namanao ( 20/12/2005 12:23)
elasticité ...
inona ary zany oh? sitomina mihafohy avela amizao mihalava???? :?:... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:17
rasapeta ( 20/12/2005 11:53)
Mony
Miarahaba antsika rehetra eto ! Naika mba angataka soso-kevitra raha mba misy manana. Bevohoka aho izaho ary misy mony, efa nisy mony foana izaho na t@ mbola tsy bevohoka aza. Nihevitra aho hoe ho af... tohiny
novalian'i fijo ny 18/01/2006 20:48
xxx ( 20/12/2005 11:05)
ho anareo vehivavy
hono a mba misy sipa ve ato te hananjaka fa tsy te hanambady , dia za zany ra misy dia vonona hiatonka ilay mamany sy ny zaza , ra misy ny ilaina , ny anarany tsy man... tohiny
novalian'i xxx ny 26/12/2005 14:21
cristal ( 20/12/2005 10:50)
IRAY NY MALAGASY!
(l)Tena mba miangavy antsika tanora aho ho ahatsapa fa raha mbola malagasy tsy mbola nifanavaka raha tsy tafiditra ao anaty antoko politika,mino ve nareo fa raha tsy resaka vola sy politika dia nisy i... tohiny
novalian'i fijo ny 24/12/2005 00:05
hajaniaina ( 20/12/2005 10:02)
mila namana aho
mba mila namana aho ry reto a mba hifaneraserako ity ny adiresiko rahadjalegrand@yahoo.fr tsy maninona na lahy na vavy, misaotra mialoha eh mandra-pihaona... tohiny
novalian'i moumouche ny 17/02/2006 08:06
bozimanga ( 20/12/2005 09:43)
Tantely
tsy haiko na marina na tsy marina fa toa nahare aho hoe maty hono i Tantely Andrianarivo? Mba valio haingana raha azo atao.... tohiny
novalian'i Duddy ny 26/12/2005 12:31
rasapeta ( 20/12/2005 09:02)
Mony
Miarahaba antsika rehetra eto ! Naika mba angataka soso-kevitra raha mba misy manana. Bevohoka aho izaho ary misy mony, efa nisy mony foana izaho na t@ mbola tsy bevohoka aza. Nihevitra aho hoe ho af... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2006 21:25
hery ( 20/12/2005 08:08)
Voakarama hono
Miala any indray ilay resaka. Voakarama hono ny bandy nanakorotana tamin'ny asabotsy teo teny amin'ny 13 mai. Dia tena donto tokoa ve ny fitondrana ka hanakarama olona hanakorontana? Kanefa efa fantan... tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:37
ari.malala ( 20/12/2005 08:04)
mangataka tononkira e
Raha mba misy manana ny tonon'ilay hiran'i Sheila " je n'en veux pas d'autre que toi" anie azafady e! tena tiko b io hira io d nefa ts ananako ny tonony. Atomboko kely d mba manohy ze manana azafady e... tohiny
novalian'i fotsihely ny 04/01/2006 20:41
tafita ( 19/12/2005 19:16)
JOYEUX NOEL ET BONNE ANNEE ARAHABA E
Mamangy anareo , na de hoe tsy hita lasy Fa ato anaty taratasy Ary de mirary soa ka manoratra kely Hankalaza ny NOELY Ho an'ny namana rehetra ato anaty serasera Na lahika na mon Père Mirary s... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.4214