anga-drano

1. xxx ( 20/12/2005 12:35)
Mba toroy fanafody angadrano nandramanareo namana ka nahomby hoe fa mahaliana ahy be le izy!
novalian'i fijo ny 11/01/2006 21:25
2. vale ( 20/12/2005 13:01)
Manahoana aloha i xxx e! Ity misy fomba iray, hosorana vovon-tsira ny hodi-doha! tsy haiko aloha na mety hangirifiry na aona fa henoko t@ olona koa io, ka andramo ihany aloha! raha tena izay ve moa tsy ajanona?:wink:raha toa moa ka misy fahafahana mividy ireny shampooing manala angadrano ireny koa jereo any @ grande surface e! dia ireny koa hono izany manala azy!
3. xxx ( 20/12/2005 13:06)
ny anandrano koa araka ny mba henoko dia manala angadrano. Totoina ny anandrano iray fehezan'ny tanana de fiazana ny ranony de ahosotra @ volo ora iray na atsasakadiny mialohan'ny hanasana loha. Sady mampaniry volo no mahatsara ny tahom-bolo ny anandrano.
4. Fanja1 ( 20/12/2005 13:57)
xxx ty shampooing ampiasaina 1 fois/semaine "Bold texthead&shoulders, hitako efficace amiko aloha io e
5. joda ( 20/12/2005 14:36)
manantona dermatologue e izy ihany no mahalala momba an'io samy manana ny hodi-dohany ny olona
6. Fiffi ( 20/12/2005 16:17)
dia mahamenatra ve ny mba manontany hevitra @ olona eto fa misy anga-drano no miafina ao @ io xxx io ? iza anefa no tsy misy an'io ? izaho aloha misy anga-drano fa tsy misy mahamenatra ay ny milaza azy e! zavatra naturel be io ve de ahoana ? omeko hevitra hiany aloha ianao ry xxx a!! tsy misy zavatra tena tsotra tahak'ity mba tsy hivoahan'ny anga-drano: rehefa vita ny champooing dia ny rano farany "dernier rinçage" zany e! io no hatao mangatsiaka ny rano , satria ny rano mafana no mampivoaka ny anga-drano. ny ahy aloha io no tena hitako e! sady toro-hevitra avy @ dermato koa io .
7. Veloo ( 20/12/2005 20:10)
fiffy loza mihitsy retsy ko mba te ampiasa ny xxx fotsiny angamba izy ka :-D:-D:-D:-D
8. Lepetitbeau ( 21/12/2005 05:31)
Ity koa misy soso-kevitra hitako dia mba ampitaiko e! rehefa avy manasa loha iny ianao dia kobanina amin'ny ranon'apango le manitra tsara iny ny lohanao avy eo fa hitako hoe mety le izy e!
9. chipie1 ( 21/12/2005 13:04)
kou tsy maombo ranonampango ve ? hihihi
nenà l'oreal no hitako efficace tamiko , soin miaraka aminy shampooing !
10. Veloo ( 21/12/2005 15:08)
tsy misy zavatra natoraly ve maha afaka ny anga-drano e?
ny vilaniko tsy manao ranon-apango kle.. no sady misy fofona oy chipie
11. Fiffi ( 21/12/2005 15:59)
chipie , Veloo :-D:-D:-D:-D de asa fotsiny angamba ilay fofona fa sady raha tonga any @ 11 ora any misy an'io tonga de naona beeeee :-D:-D:-D
12. Veloo ( 21/12/2005 16:09)
fiffi ie wa retsy a:-D:-D:-D:-D
manaraka anjy ko ny oul ao ariana maheno ilay fofona ranon-apango =))=))=))
13. Fiffi ( 21/12/2005 18:54)
Veloo:=))=))=)) dia tonga ve de hamorina laoka tampoka eo ?:-D:-D
14. watafon ( 21/12/2005 19:03)
Fiffi:ny ranon'ampango ange tsy mila laoka e!
15. Veloo ( 21/12/2005 19:21)
fiffi a ie,
watafon enao ve tsy mahalala mahafaka angadrano (natoraly)
16. fijo ( 21/12/2005 19:42)
kikiso ny loha fa avy dia milamina io
17. watafon ( 22/12/2005 08:50)
veloo, tsy mahalala akia za an ! medikaly no haiko fa tsy fantatro na mety @ xxx na tsia !
18. Veloo ( 22/12/2005 19:50)
nen'i fijo ko tssssssss
wata a ny medik retsy tsy mandaitra tsony a hihihih
miciiiii aloha
19. fijo ( 22/12/2005 20:55)
ranon-apango no fanaon'ny olona tany mahajanga,ka andramo fa toa mety io.
20. Fiffi ( 23/12/2005 06:55)
watafon: ka le izy ange tsy hoe ranonapango tsy mila laoka e! fa rehefa maheno ny fofony hoa de noana be de voatery hamorona laoka aingana ka !:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2086