anga-drano
23. Fiffi
(
23/12/2005 16:49)
watafon: ie! eny an-dàlana ny resaka ka !:-D:-D:-D
Veloo: :-D:-D:-D:-D
Veloo: :-D:-D:-D:-D
27. pitchou
(
28/12/2005 01:51)
ka ny angadrano ange b d b ny mety mahatonga azy e! tsy aleo manantona dermato aloha? ny ahy izay misy crème cortico kely izay nasainy natao taminy d shmpoing especial no ampiasaina , nutricap, lafo be ilay shampoing saingy maharitra ela be mihitsy! fa dia afaka soa aman-tsara, ny volo tsy nihitsana intsony sady naniry niha-natevina
29. watafon
(
30/12/2005 09:01)
veloo, mandaitra k ! fa ny anga-drano no misy karazany vitsivitsy k sarotra ny miteny hoe nahasitrana ahy ity k mety handaitra aminao ! raha tsy mifanaraka mantsy d vao maika mi s'aggraver ilay izy d aleo manantona dermato araka ilay voalazan'i pitchou e!
30. Veloo
(
30/12/2005 14:53)
wata ny ahy lesy afaka dia miverina ndray raha voa tapahina ilay shampoing speciale a :(
mainakitana ny lohako hihihihih
mainakitana ny lohako hihihihih
32. watafon
(
30/12/2005 17:54)
ohatran'ny areti-koditra rehetra ihany izy io e! misy karazany vitsivitsy wa izy io :
- avy @ champignon
- misy le atao hoe :eczema sec
- d misy koa le oe :psoriasis
d samy hafa daholo ny traitement an'izy ireo
veloo, nijery dermeto v nefa toi ?
- avy @ champignon
- misy le atao hoe :eczema sec
- d misy koa le oe :psoriasis
d samy hafa daholo ny traitement an'izy ireo
veloo, nijery dermeto v nefa toi ?
33. Vahinala
(
30/12/2005 18:36)
watafon:
ohatran'ny areti-koditra rehetra ihany izy io e! misy karazany vitsivitsy wa izy io :
- avy @ champignon
- misy le atao hoe :eczema sec
- d misy koa le oe :psoriasis
d samy hafa daholo ny traitement an'izy ireo
veloo, nijery dermeto v nefa toi ?
Za tena feno angadrano farak'izay loza, efa nandramako daoly ty sahmpooing anti pelliculaire rehetra ty fa ts mety mihena mintsy, sady nena tena plaque beu miraikitra be ao mintsy ! Nefa tsa manambola andehanana dermato koa an plis !
35. pitchou
(
30/12/2005 21:36)
vahinala> ka ny ankamaroan'ny sahmpoing fahita eny @ mpivarotra tsotra ange ka modimody fotsiny e! asiana soratra hoe anti-pelliculaire de vita nefa tsy anti machin truc akory!
38. Vahinala
(
31/12/2005 13:15)
Efa nanao an'ireny farehitra reny koa za ry reto tam za mbola tany Dago an, vita malagasy izy io, misy anle hoe Capivit sns fa tsy misy fivoharana e, tena marina moa. Sady en plis lasa mihintsana be ko ny voloko, inn le fombandrazana ry fijo ?
39. Veloo
(
01/01/2006 00:18)
wata ie fa tsisy solution retsy a,
vahinala a ranon-apango hono aky io tian'i fijo lazaina io a hahhaha,
vahinala a manasa lo isan'andro ve njy io?
vahinala a ranon-apango hono aky io tian'i fijo lazaina io a hahhaha,
vahinala a manasa lo isan'andro ve njy io?
