uscafoot sy usjf ravinala : ekipa nasionaly gasy roa!

1. jentilisa ( 21/12/2005 07:07)
Re moa amin'izao fotoana izao fa naka olonna hafa nahay tany amin'ny ekipa hafa ny uscafoot amin'izao fotona izao. Rehefa jerene ilay izy dia tena lasa toy ny ekipa nasionaly mihitsy io ekipa iray io.

Mety hahasoa ny gasy ve izany?

mitovitovy amin'izany ihany koa moa ny ataon'ny usjf na dia tst re loatra aza!
novalian'i zama91 ny 23/12/2005 17:53
2. Lepetitbeau ( 21/12/2005 08:24)
Rehefa misy fifaninana iraisam-pirenena izay ataon'ny ekipa iray dia tsy maintsy manamafy ny ekipany izy dia tsy mahagaga izany fa tokony samy manamafy ny azy ireo ekipa roa ireo satria tsy voninahitra ny club fotsiny intsony no arovany eto fa miampy ny voninahim-pirenena izay tena lehibe dia lehibe tokoa! mankahery ireo ekipa ireo isika mba ho lasa lavitra e!
3. RADOUXE ( 21/12/2005 15:33)
Manaona e to otrany uscafoot ono ny tompondaka farany teo ra tsy diso za tena niterika b mitsy ry zala tam fifaninanana reny ko to enoko ry zala tam za tany farany fa oe aka ani klody kely on uscaf fa tsy aiko ze marina amiko lo tssy koa zany satry refa manamafy ny ekipa zany d milay sarty tsika ra vo manao am afrikana d resy fona d mila manamafy zany e sady zay angalarany arbitre fona ka tsy maintsy man ao maresy mazava vo tafa am manaraka
4. jentilisa ( 22/12/2005 14:23)
efa olona hafa avy ami'ny ekipan'ilakaka aloha no nataondry zalahy tao afovoany tao ny an'i uscaf e! asa na ho tafavoaka na tsi fa mampahatsiahy ny Zamalek sy ny el alhy an'i Egypte anie ny ekipa roa an'ny gasy e!
sa real sy barcelone ihany koa!
5. zama91 ( 23/12/2005 17:53)
tsy dia arako tsara ilay foot gasy fa dia mitovy ny BFV,sy BTM taloha izany raha ny fahazoako azy dia iza sy iza avy ny element ao anatin'ireo equipe roa ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.252