Mony
![](https://avatar.serasera.org/cb18cbac5edf0bb9f503aadbd68e8b7d.jpg)
1. rasapeta
(
20/12/2005 11:53)
Miarahaba antsika rehetra eto !
Naika mba angataka soso-kevitra raha mba misy manana. Bevohoka aho izaho ary misy mony, efa nisy mony foana izaho na t@ mbola tsy bevohoka aza. Nihevitra aho hoe ho afaka rehefa bevohoka nefa toa vao maika mirongatra be. Inona kay ny torohevitra afaka mba omenareo (tsy afaka mihinana fanafody mazava ho azy). Raha misy fanalana tassy sy mony @ fomba natoraly no tena tsara raha mba misy manana soso kevitra. Manantena valinteny, dia misaotra betsaka.

novalian'i fijo ny 18/01/2006 20:48
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
2. fasaly
(
20/12/2005 15:26)
avelao amzao fa aza mihinana fanaofdy zany fa sao manimba ny vohoka...ny mony rehefa tonga eo sarotra ny manala azy indrindra fa ny tasy!!!:wink:
ny olona bevohoka rehetra na izy lasa tsara tarehy be na izy somary miova ratsy tarehy noho ny normaly fa fomba- njavatra io e! mahaiza fotsiny mba mahavàtra mikarakara vatana ihany na bevohoka aza
mba ho mbola endriky ny tokatrano foana e!
satria misy ny vehivavy bevohoka dia " mi se laisser aller be" mahintsy de manjary leo lay vady mahita anao dia ho an'ny maivan-doha de manao betise kely any izy e! mateti-pitranga fa tsy cas n'ny rehetra akory..
ny olona bevohoka rehetra na izy lasa tsara tarehy be na izy somary miova ratsy tarehy noho ny normaly fa fomba- njavatra io e! mahaiza fotsiny mba mahavàtra mikarakara vatana ihany na bevohoka aza
mba ho mbola endriky ny tokatrano foana e!
satria misy ny vehivavy bevohoka dia " mi se laisser aller be" mahintsy de manjary leo lay vady mahita anao dia ho an'ny maivan-doha de manao betise kely any izy e! mateti-pitranga fa tsy cas n'ny rehetra akory..
![](https://avatar.serasera.org/cb18cbac5edf0bb9f503aadbd68e8b7d.jpg)
3. rasapeta
(
20/12/2005 15:51)
fasaly:

Misaotra aloha @ torohevitra ! marina mihintsy hoe mila mikarakara vatana ny vehivavy aloha. Le mony anie tena migene be aloha, sady eny @ tarehy fa tsy mba hoe lamosina na toerana hafa. Le mihinana fanafody aloha de efa fadiako zao, ho an'le zaza indrindra indrindra. Zay no mahatonga ahy manontany fomba fitsaboana natoraly (zavatra ahosotra na tsy fantako)
![](https://avatar.serasera.org/a1036a8c4e81fd6a2c3a5bede7249f17.jpg)
4. Vehivavy
(
20/12/2005 17:45)
Misy aky ilay atao hoe "pandalao" raha toa ka any Dago indry, menaka ahosotra am tarehy izy io nefa mila mitandrina satria tsy ny karazana hoditra rehetra no mahazaka azy, misy namako koa mantsy mitovy amin'izany d io no ampiasaina ampiarahany am céléstoderme, aminy aloha iz mety tsara fa amin'ny andry no tsy haiko satria tsy mitovy hoy aho ny karazana hoditra, misy mahazaka, misy tsy mahazaka ka tsara angamba manantona dokotera mints ndry mba tsy hanaovanaovana foana e, fadio tokoa fotsiny ny mihinana fanafody amin'ilay vohoka, d rehefa misy mony aza kitikitihana fa avela ho maina ho azy eo izy satria manjary mamela tasy be d iny no tena sarotra ny manala azy. Ok !
![](https://avatar.serasera.org/a1036a8c4e81fd6a2c3a5bede7249f17.jpg)
5. Vehivavy
(
20/12/2005 17:47)

6. Vehivavy

![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
7. kally
(
20/12/2005 18:32)
Raha izaho ianao tsy mampiasampiasa menaka izany aho.Jereo aloha hoe gras ve ny hodi-tavanao?Fa mety izay no antony mampisy mony anao, be sébum loatra ny hoditrao, dia hamaino @ masonjoany na tantely sy voasary makirana.
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
8. fasaly
(
20/12/2005 19:21)
andramo io hevitry i kally io fa natioraly be mihintsy sady otran'ny efficace.
vehivavy: céléstoderme io tena loza be fa mampaniry volontarehy tsivanona io no mampanify volonkoditra.
ampiasain'ny olona taloha maha fotsy reny ampiarahina amin'ny pandalao io fa tena.....mitsovaka mintsy ho an'izay tsy mahatanty...

![](https://avatar.serasera.org/ec23054480c12483a888e15900c8b7c2.jpg)
9. ravakamalala
(
20/12/2005 20:23)
arabaina aloha rasapeta, dia tongava soa aman tsara ny zazà !!
resaka hormone io dia tsisy azo atao loatra, fa ny ahy ny fanaoko , sady mety ho ann ny bevohoka tsara mihitsy koa : RAVIMBOAFOTSY, io no atao rano fisotro, tsisy atahorana amin ny vohoka satria ny thé no tsy azon ny bevohoka sotroiny, nefa ny ravimboafotsy tsisy théine dia noho iznay azo sotroiny tsara.
mampangotraka ndry dia ampangatsiahiny, atao anaty tavoahngy dia iny no atao rano fisotro, sady indry koa tsy maintsy misotro rano be.
mam -pipi be koa io dia min izay sady mi eliminer toxine koa indry !
dia maherreza

![](https://avatar.serasera.org/6171280ec3495031033ed6df92a04aa9.jpg)
10. Veloo
(
20/12/2005 21:14)
ary to lasa nanjavona ilay teniko tato???? sa tsy lasa ? ity size ty wa efa ary @ fahasalamana? lasa annkiroa dia tsy mba afaka manaraka intsony kle :(
![](https://avatar.serasera.org/cb18cbac5edf0bb9f503aadbd68e8b7d.jpg)
11. rasapeta
(
21/12/2005 06:34)
Vehivavy:
Misy aky ilay atao hoe "pandalao" raha toa ka any Dago indry, menaka ahosotra am tarehy izy io nefa mila mitandrina satria tsy ny karazana hoditra rehetra no mahazaka azy, misy namako koa mantsy mitovy amin'izany d io no ampiasaina ampiarahany am céléstoderme, aminy aloha iz mety tsara fa amin'ny andry no tsy haiko satria tsy mitovy hoy aho ny karazana hoditra, misy mahazaka, misy tsy mahazaka ka tsara angamba manantona dokotera mints ndry mba tsy hanaovanaovana foana e, fadio tokoa fotsiny ny mihinana fanafody amin'ilay vohoka, d rehefa misy mony aza kitikitihana fa avela ho maina ho azy eo izy satria manjary mamela tasy be d iny no tena sarotra ny manala azy. Ok !
Misaotra @ torohevitra. Le manosotra creme aloha tena tsy sahy intsony aloha za zaho mandra paha teraka. Le hoe mikitika mony marina aloha tena tsy mikitika marina satria tena mamela trasy sady tena ela vao afaka na afaka aza. Tsy hay hoe inona no analana le izy.
![](https://avatar.serasera.org/cb18cbac5edf0bb9f503aadbd68e8b7d.jpg)
12. rasapeta
(
21/12/2005 06:37)
kally:
Raha izaho ianao tsy mampiasampiasa menaka izany aho.Jereo aloha hoe gras ve ny hodi-tavanao?Fa mety izay no antony mampisy mony anao, be sébum loatra ny hoditrao, dia hamaino @ masonjoany na tantely sy voasary makirana.
Ny hodi tavako dia gras. Marary aty koa za hatramin'ny fahakely. Le tantely sy voasary makirana zao no afaka andramana anamainana tarehy, le masonjoany tsy hitako hoe aiza no ahitana aty. Misaotra o !
![](https://avatar.serasera.org/cb18cbac5edf0bb9f503aadbd68e8b7d.jpg)
13. rasapeta
(
21/12/2005 06:39)
fasaly:
andramo io hevitry i kally io fa natioraly be mihintsy sady otran'ny efficace.
vehivavy: céléstoderme io tena loza be fa mampaniry volontarehy tsivanona io no mampanify volonkoditra.
ampiasain'ny olona taloha maha fotsy reny ampiarahina amin'ny pandalao io fa tena.....mitsovaka mintsy ho an'izay tsy mahatanty...
Le creme marina aloha tena tsy mampiasana tsony mihintsy zao mandra pahateraka. Mbola tsy nanandrana le celestoderme io za fa aleoko tsy mikitika fanafody mihintsy aloha na de hoe ahosotra aza zao. Misaotra o !
![](https://avatar.serasera.org/cb18cbac5edf0bb9f503aadbd68e8b7d.jpg)
14. rasapeta
(
21/12/2005 06:41)
ravakamalala:
arabaina aloha rasapeta, dia tongava soa aman tsara ny zazà !!
resaka hormone io dia tsisy azo atao loatra, fa ny ahy ny fanaoko , sady mety ho ann ny bevohoka tsara mihitsy koa : RAVIMBOAFOTSY, io no atao rano fisotro, tsisy atahorana amin ny vohoka satria ny thé no tsy azon ny bevohoka sotroiny, nefa ny ravimboafotsy tsisy théine dia noho iznay azo sotroiny tsara.
mampangotraka ndry dia ampangatsiahiny, atao anaty tavoahngy dia iny no atao rano fisotro, sady indry koa tsy maintsy misotro rano be.
mam -pipi be koa io dia min izay sady mi eliminer toxine koa indry !
dia maherreza
Ie le misotro rano aloha efa nisy nanome torohevitra @ io marina hoe tena efficace. Efa nanomboka nisotra rano betsaka zao aloha nanomboka afak'omaly. Le ravim boafotsy indray aiza no mety ahitana aty frantsa, ary inona no mety hitovy aminy nefa misy aty ? misaotra o
![](https://avatar.serasera.org/c4a043009b963ae2a58afeff2b2b8d49.jpg)
15. rurik
(
21/12/2005 07:21)
Tena saropady ny vohoka ka raha ny evitro aloha dia aoka izao fa sao manahirana anao eo aza dia manandranandrana aloha fa rehefa tafita sao amatsara dia eo amizay mijery izay azo atao fa tandremo ihany , misy anana zay any mada we mapiena zaza ilay olona matahotra hiteraka zaza ngedabe dia misotro an'io , tandremo fa na ny ravikazo aza misy ny tsy dia tsara , averiko ihany saropady ny vohoka
![](https://avatar.serasera.org/cb18cbac5edf0bb9f503aadbd68e8b7d.jpg)
16. rasapeta
(
21/12/2005 08:19)
rurik:

misy fahamarinany aloha le teninao. hoe resaka zavatra sotroina na ohanina. Le hoe misotro rano tsotra anganba nefa ataoko fa tsy ampaninona. Le resaka masque naturel indray mety tsy aninona koa. Le mihinankinana aloha no mila mitandrina marina.
![](https://avatar.serasera.org/a1036a8c4e81fd6a2c3a5bede7249f17.jpg)
17. Vehivavy
(
21/12/2005 11:11)
Marina aloha neny fasaly hoe mety ts d tsara ilay manosotra menaka e, araka ilay lazaiko hoe betsaka ny hoditra no tsy mahazaka azy fa ny tena mety marina tokoa angamba ry rasapeta d avelao amin'izao aloha mandrapahaterakao fa rehefa tonga soamantsara ny zazakely d eo enao vo tena mitady hevitra araka ny nolaizainilay namana ray io. Izy reny koa mantsy ts maints misy foana ange e, fa ra avela eo izy afaka ihany.
![](https://avatar.serasera.org/cb18cbac5edf0bb9f503aadbd68e8b7d.jpg)
18. rasapeta
(
21/12/2005 11:41)
Vehivavy:
Marina aloha neny fasaly hoe mety ts d tsara ilay manosotra menaka e, araka ilay lazaiko hoe betsaka ny hoditra no tsy mahazaka azy fa ny tena mety marina tokoa angamba ry rasapeta d avelao amin'izao aloha mandrapahaterakao fa rehefa tonga soamantsara ny zazakely d eo enao vo tena mitady hevitra araka ny nolaizainilay namana ray io. Izy reny koa mantsy ts maints misy foana ange e, fa ra avela eo izy afaka ihany.
Le zaza aloha zao no tena tsinjovina. Dia tena mahagaga tokoa fa dia misy olona nefa vao bevohoka de lasa miha afaka ny mony, ny ahy ty vao maika mirongatra. Vao 3,5 mois aloha zao, fa asa na ho afaka ihany ao aoriana kely. Le misotro rano be aloha zao efa tena ezahana mihintsy. De manao masque voasary makirana sy votabia. Ataoko anganba fa tsy misy mampaninona ny zaza ireo @ maha natoraly azy.
![](https://avatar.serasera.org/a1036a8c4e81fd6a2c3a5bede7249f17.jpg)
19. Vehivavy
(
21/12/2005 20:31)
Le zaza aloha zao no tena tsinjovina. Dia tena mahagaga tokoa fa dia misy olona nefa vao bevohoka de lasa miha afaka ny mony, ny ahy ty vao maika mirongatra. Vao 3,5 mois aloha zao, fa asa na ho afaka ihany ao aoriana kely. Le misotro rano be aloha zao efa tena ezahana mihintsy. De manao masque voasary makirana sy votabia. Ataoko anganba fa tsy misy mampaninona ny zaza ireo @ maha natoraly azy.
[/quote]
Mety mihitsy izany ataonao zany ka, fa ny olona koa ange tsinona samy manana ny toebatany ka asa mety rehefa teraka ianao vao ho hitanao fa mety hadio be ndray ny tarehanao, fa aza kivy fa voajanahary reny e !
[/quote]
Mety mihitsy izany ataonao zany ka, fa ny olona koa ange tsinona samy manana ny toebatany ka asa mety rehefa teraka ianao vao ho hitanao fa mety hadio be ndray ny tarehanao, fa aza kivy fa voajanahary reny e !
![](https://avatar.serasera.org/c4a043009b963ae2a58afeff2b2b8d49.jpg)
20. rurik
(
22/12/2005 11:33)
rasapeta:
rurik:
Tena saropady ny vohoka ka raha ny evitro aloha dia aoka izao fa sao manahirana anao eo aza dia manandranandrana aloha fa rehefa tafita sao amatsara dia eo amizay mijery izay azo atao fa tandremo ihany , misy anana zay any mada we mapiena zaza ilay olona matahotra hiteraka zaza ngedabe dia misotro an'io , tandremo fa na ny ravikazo aza misy ny tsy dia tsara , averiko ihany saropady ny vohoka
misy fahamarinany aloha le teninao. hoe resaka zavatra sotroina na ohanina. Le hoe misotro rano tsotra anganba nefa ataoko fa tsy ampaninona. Le resaka masque naturel indray mety tsy aninona koa. Le mihinankinana aloha no mila mitandrina marina.
le misotra rano kosa aloha tena tsy maninona mihintsy e tena tsara , sy ilay masque naturel fa , itanao ilay ananana nolazaiko tadidiko ny anaranay anatsinahy lazain'ny olona fa mampiena zaza hono io ka izay no ilazako we aza dia mihinana zavatra afahafa ihany aloha , aleo mitandrina ka rehefa tafita soa amatsara aky dia ataovy izay azo atao an , dia mirary soa eeeeeee