Mony
21. rasapeta
(
22/12/2005 11:35)
misaotra betsaka ! Ie ny mihinankinan poana aloha fadiana mihintsy zao.
22. narindragasy
(
27/12/2005 11:50)
ra ohatra ndry an te anantona dokotera momba ny oditra mintsy! de omeko anarana dokotera indry fa za manko aky a! nisy mony otrandry zany fa tena madio aky zao a! sady izy afaka manaraka tsara ny oditrindry @dry bevoka io
professeur Rapelanoro aky no anarany a! ao @prisme andrefanambohijanahary ndry no mitady azy fa ao no cabinéany!!!
:P
professeur Rapelanoro aky no anarany a! ao @prisme andrefanambohijanahary ndry no mitady azy fa ao no cabinéany!!!
:P
23. rasapeta
(
28/12/2005 06:58)
narindragasy:
ra ohatra ndry an te anantona dokotera momba ny oditra mintsy! de omeko anarana dokotera indry fa za manko aky a! nisy mony otrandry zany fa tena madio aky zao a! sady izy afaka manaraka tsara ny oditrindry @dry bevoka io
professeur Rapelanoro aky no anarany a! ao @prisme andrefanambohijanahary ndry no mitady azy fa ao no cabinéany!!!
:P
Misoatra betsaka. Ny olana kely fotsiny tsy any tanindrazana no misy ahy ty. Ny dokotera aty frantsa tsy dia tena mahay loatra ny toe koditrin'ny malagasy nefa, de tsy mety @ hoditro izay produit na fanafody ohanina nomeny ka naleoko tsy nanantona dokotera taty tsony aloha. Za rahateo moa @ zao tsy afa mihinana fanafody @ le vohoka. Le misotro rano betsaka zao no efa natao , efa ho herinandro izay, ary hitako fa misy fivoarana. Dia manao maska votabia sy voasary makirana manamaina tarehy. De miandry zay tena fihovany eo indray aloha.
24. rurik
(
02/01/2006 09:05)
Marina mihintsy io teninao io fa ampiasao aloha le naturel dia rehefa tonga soa amatsara ny vahiny dia mikarakara amizay .
25. bozimanga
(
18/01/2006 10:59)
mampiasà masonjoany hazo kely vidina eny @ mpivarotra tapa-kazo dia kikisina de ahosotra ny tava isaky ny 3 andro raha mahavatra.fafana avy eo fa tsy sasana dia ho hitanao ny fiovany fa sady mahatsara ny hodi- tava ihany koa io.
