Mony

1. rasapeta ( 20/12/2005 09:02)
Miarahaba antsika rehetra eto !
Naika mba angataka soso-kevitra raha mba misy manana. Bevohoka aho izaho ary misy mony, efa nisy mony foana izaho na t@ mbola tsy bevohoka aza. Nihevitra aho hoe ho afaka rehefa bevohoka nefa toa vao maika mirongatra be. Inona kay ny torohevitra afaka mba omenareo (tsy afaka mihinana fanafody mazava ho azy). Raha misy fanalana tassy sy mony @ fomba natoraly no tena tsara raha mba misy manana soso kevitra. Manantena valinteny, dia misaotra betsaka.
novalian'i fijo ny 11/01/2006 21:25
2. Fanja1 ( 20/12/2005 09:24)
rasapeta angaha mihinana sakay?
3. rasapeta ( 20/12/2005 10:23)
Fanja1:

rasapeta angaha mihinana sakay?

Tsy mihinana sakay saingy marary aty.
4. vahisoa ( 20/12/2005 10:24)
slt ndr tsy aiko aloha na marina zany na tsia fa mamanay no itako mapiasa azy fa nenezy menaka tarehy mpandio de asiany fangarony vidiany any amy pharmacie le izy fa tsy tadidiko ny anarany.
5. ari.malala ( 20/12/2005 10:55)
tena ohatran'ny mahery misotro rano no tena efikasy!
6. rasapeta ( 20/12/2005 11:39)
ari.malala:

tena ohatran'ny mahery misotro rano no tena efikasy!

ie, toa tsara marina hoe ny misotro rano. Miezaka ihany aloha zao. Fa zahako @ le bevohoka koa de tena maloiloi vao misotro rano fa de miezaka aloha. Misaotra betsaka.
7. rasapeta ( 20/12/2005 11:40)
vahisoa:

slt ndr tsy aiko aloha na marina zany na tsia fa mamanay no itako mapiasa azy fa nenezy menaka tarehy mpandio de asiany fangarony vidiany any amy pharmacie le izy fa tsy tadidiko ny anarany.

Aiza no ahitana le menaka mpandio io ? Eto frantsa manko no misy ahy zao. Misoatra o
8. Veloo ( 20/12/2005 20:18)
rasapeta a,
1- aza mihinana zavatra gras njy... ny graisse rehetra lasa any @ tarehin-njy doly... ny anjy eny @ tarehy fa ny any sasany ao an-damosina...(alleger- o ny fihinana fromage sy ny hena Be tavy.. raha tsy mihinana zavatra be gras ndray njy dia injy marary aty io no mampisy ny moni..
ka tokony hisotro jus de vomadilo njy...na jus de poireau, na jus de choux... mahasitrana ny vavony io... ataoko fa tsy afaka misotra jus de choux njy satria bevoka zao ka ratsy...mila manao fady hanina kely njy @ io marary aty ohatra tsy misakafo ny alina vokazo fotsiny sy rano.. Rano arak'ilay lazain'i ari io no tena efficace indrindra... satria manala ny toxine rehetra ao @ tena-njy, ary lasa mandimandina mihitsy ny tarehin-njy... Ny vomadila mahasitrana aretin'aty (jus) an io no sotroin-njy a jeun ny maraina alohan'ny sakafo maraina...
fadio aloha ny tavy an...
dia bonne chance o
9. rasapeta ( 21/12/2005 06:29)
Veloo:

Misaotra betsaka @ le torohevitra. Andramako indray aloha io jus na vomadilo io sady misy rahateo aty. Tena mety le aty marina aloha satria le gras za efa tsy dia mihinana gras loatra. Efa narary aty hatramin'ny mbola kely rahateo.
10. Veloo ( 21/12/2005 15:12)
o retsy a raha misy ol afaka mitondra anjy "satroka aza maratra" ko retsy a mety a...
fa misotroa rano betsaka ko an...
11. watafon ( 21/12/2005 19:06)
veloo, inn zany satroka aza maratra zany kay ?
12. Veloo ( 21/12/2005 19:23)
kazana tambavy any dago lesy a....wata a manotania ao an-tana eny am-pivarona ravik'azo ireny fa tena tsara io...
rasapeta, lasa ndray ny eritreritro, njy mo bevoka o? anontanio ol aloha zay vo misotro an'io satroka aza maratra io an.... mangidy zay mantsy izy io...:oops:
13. fijo ( 21/12/2005 19:24)
inona tokoa izany kle??????
14. Veloo ( 21/12/2005 19:28)
za mba lazaina tsy mahay teny gasy na oe tena gasy fa nareo roa la tena tsy gasy kle :-D:-D:-D:-D
15. fijo ( 21/12/2005 19:41)
veloo ny ahy le satroka rehefa manana no haiko nefa za virja
16. Veloo ( 21/12/2005 19:54)
inn ary ty lazainao?
17. fijo ( 21/12/2005 21:34)
le satroka ka
18. watafon ( 22/12/2005 08:52)
:-D:-D, veloo sô d satriko aza maratra fa tsy satroka kay ?
19. Veloo ( 22/12/2005 19:51)
wata a iza no mahita mety marina ny anao :-D:-D:-D:-D
20. fijo ( 22/12/2005 20:56)
ary veloo kay tsy manamarina akory an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7528