Mony

21. watafon ( 23/12/2005 09:38)
f'hita wa e!
22. Veloo ( 23/12/2005 15:05)
fijo sy wata ka nareo mampi-confuse-ahy ko... satroka aza maratra no tena izy e :twisted::-D:-D:-D
23. fijo ( 23/12/2005 19:47)
"mampi-confuse ahy..."ahann,tsy hitandry intsony izay safidiana aminay roalahy.hummmmm samy milay izahay ka.
24. watafon ( 24/12/2005 09:44)
:-D:-D:-D:-D
25. fijo ( 27/12/2005 21:48)
sahirana letsy izy an.loza koa ity bogosy ity kle.
26. pitchou ( 28/12/2005 01:54)
loza kou ireto ka! ny monin'ny sasany tsy mbola afaka akory d laozany mianiany indray!
rasapeta> ny sakafo aky amboarina aloha a! mba hanampy @ fanadiovana ny rà! dia misotroa rano betsaka
27. rasapeta ( 28/12/2005 06:53)
pitchou:

loza kou ireto ka! ny monin'ny sasany tsy mbola afaka akory d laozany mianiany indray!
rasapeta> ny sakafo aky amboarina aloha a! mba hanampy @ fanadiovana ny rà! dia misotroa rano betsaka



Ohatry ny tsy dia misy mony vaovao mivoaka aloha zao hatramin'ny nisotroana rano betsaka. herinandro izay. Sady efa afaka miverina mihinana crudite sy legume koa zao de ohatry ny metimety. Nisy fotoana koa manko tsy nihinana afa tsy patty, io ihany no tsy dia nampadoho loatra t@ le vohoka de tsy nisotro rano firy.
28. Veloo ( 30/12/2005 14:56)
rasapeta a tsara retsy zany tohizo fona an.... mahasalma mihitsy ireo lazainao ireo...
wata sy fijo a miady nareo roa lahy ao :-D:-D:-D:-D
mony no resahina ato :twisted:
29. watafon ( 30/12/2005 17:57)
pitchou, k heveriko fa efa sitrana ange le izy d tsy niresaka mony intsony zay e! sady i veloo koa ange no nitarika an'io teo e!:lol:
30. fijo ( 30/12/2005 18:54)
eny wa,de izy indray no mba be safary eto.tsyyyyy
31. watafon ( 31/12/2005 08:26)
resapeta an ! tohizo le fisotroana rano ary e! manampy mi-éliminer ireo loto sy ny xt toxique mantsy zany izay anisan'ny mampivoaka ny mony e!
32. Veloo ( 01/01/2006 00:20)
wata a zay mihitsy ka
dain ko ty fijo tssss:roll:
33. watafon ( 03/01/2006 08:32)
veloo, tsy ny mony ihany ange no mety ho afaky ny fisotroana rano betsaka e!
34. fijo ( 03/01/2006 20:48)
veloo hita fa marina ny voalazako ko
35. Veloo ( 04/01/2006 14:13)
wata a ie tsy ny mony ihany ka, betsaka mihitsy na dia ny prevention-cancer ary tena mandaitra io sa ahona oy i se?

fijo a njy manonofy wa eeeee
36. watafon ( 04/01/2006 18:06)
veloo, tena marina io,za zao tafahinana zavatra maha allergik anà d niboboka rano 1 litre fotsiny fa tsy te hihinam-panafody d tsy naninona !
37. fijo ( 04/01/2006 19:41)
veloo,ngah nampanofisindry ?
38. Veloo ( 04/01/2006 20:34)
wata tsara io ka tsika anie 90% rano fotsiny ao @ tenan-tsika o?

o ry kala fijo tsssssss za tsy manao an'izany:roll:
39. fijo ( 04/01/2006 20:49)
asa ko.sao mba ndry kosa ko
40. Veloo ( 05/01/2006 15:26)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4688