Mony

41. watafon ( 06/01/2006 17:47)
zany ono ry veloo an !!!!
42. fijo ( 06/01/2006 19:56)
veloo,tsy ny maso anie no miresaka e
43. watafon ( 07/01/2006 08:42)
fijo, fa mahalaza zavatra maro izy matetika
44. Veloo ( 08/01/2006 21:51)
wata a lazao ohatra iray?:-D:-D:-D
45. watafon ( 09/01/2006 08:21)
veloo, mahafinaritra ahy ianao!
46. Veloo ( 09/01/2006 20:09)
wata zany an njy angaha efa nahita ahy?:-D:-D:-D
47. watafon ( 10/01/2006 18:05)
azoko an'ritreritra fotsiny ny endrikao ! d fantatro avy hatrany fa mahafinaritra b ! tsy tsapanao @ le fijeriko v zany e? :roll: :-D:-D:-D
48. fijo ( 10/01/2006 21:40)
ka ny azy letsy ny masony misokatra loatra dia azon'ny rivotra dia tsy mahita firy an.sady izy zatra mitsapa.fa tsy mijery.hi hi hihi i i i
49. watafon ( 11/01/2006 08:50)
ary mila manao solomaso izy zany !
50. fijo ( 11/01/2006 21:25)
mila handidiana kely mihintsy ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.394