fitiavan-tena hono!!!!

1. vale ( 21/12/2005 00:02)
Misy lehilahy iray izay nilaza fa ny vehivavy tia tena fa miandry kôtina foana fa tsy mikôty!hum!mba azonareo hazavaina ve inona ny mahatonga azy hiteny izany?????
2. hesham ( 21/12/2005 01:02)
Tsy tia tena ny filaza azy angamba fa tsy hainy ny fomba ilazany azy dia io no mba fanazavany azy .
3. Bariry ( 21/12/2005 01:52)
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
4. jennifer2 ( 21/12/2005 04:33)
Sarotra be ho an'ny vehivavy ny hikoty lehilahy satria efa nataon'Andriamanitra ny lahy no lohan'ny vavy.
5. akamatiana ( 21/12/2005 04:49)
:roll:
6. Herimiafina ( 21/12/2005 05:01)
Tsy le mikaoty ary ve no tena tia tena, mi-insista nefa le rasipa mety tsy tia azy akory, hehehe:-D:-D
7. HS ( 21/12/2005 07:02)
Anjaran'ny lehilahy ny mikôty fa ny anjaran'ny vehivavy indray ny manao avance, izany mikôty fa indirectemment
8. rurik ( 21/12/2005 07:14)
jennifer2 tsy manaiky zany kosa aho ka tsy marina zany andraso koa ary ny lehilahy vao manapakevitra @rehetra tsy marina amiko fa ilay fahazarana taloha raha ny vahivavy no mikoty lhl dia lazaina fa fitondratena tsy mendrika dia na misy lhl tiana aza dia tsy sahy miteny ,
9. rurik ( 21/12/2005 07:16)
Herimiafina:

Tsy le mikaoty ary ve no tena tia tena, mi-insista nefa le rasipa mety tsy tia azy akory, hehehe:-D:-D

Herimiafina tsapatsapaina aloha ko iza mo no mahalala na tia koa izy fa tsy miteny .:D
10. Herimiafina ( 21/12/2005 07:54)
rurik: hainao mihintsy le izy rahavako, proposition no tsara atao fa tsy insistance sy imposition be tsotra izao.

Misy mantsy mahavita manao menace mihintsy mba hahazakana ilay sipa, hehehehe:-D:-D:-D:-D
11. hesham ( 21/12/2005 11:09)
vale , iza aki zany bandy zany ande kotiko kle hhuumm.:-D:-D:-D
12. Vehivavy ( 21/12/2005 11:14)
Amiko aloha ts voatery ny lhl foana no "mikoty" e, angamb koa ts d tena io ny terme ilazana azy fa hoe mamboraka fitia, rehefa teren'ny fitiavana na ny lahy na vavy, tsy maintsy misy miteny aloha fa raha tsy zany, marary anaty fotsiny aho e !(l)
13. Vehivavy ( 21/12/2005 11:14)
Amiko aloha ts voatery ny lhl foana no "mikoty" e, angamb koa ts d tena io ny terme ilazana azy fa hoe mamboraka fitia, rehefa teren'ny fitiavana na ny lahy na vavy, tsy maintsy misy miteny aloha fa raha tsy zany, marary anaty fotsiny aho e !(l)
14. Duddy ( 21/12/2005 11:56)
Lalàna avy aiza mo no mandrara ny vehivavy tsy hikôty e?
Le we lohan'ny vav ngah mo midika we tsy mahazo ùiteny vôlou?
Fa zah klou tsy mirevy sipa mikôty fa manjary fitahiko fotsiny izy e!
Ekeko fôna na tsy tiko aza ko! hi hi hi:P
15. Sorate ( 21/12/2005 13:34)
Mety tsy mahay mikôty izy zany de mandinika izy hoe nahoana no izy fôna no mikôty.Nefa tsisy hanantona fotsiny raha tsy le eny amin'ny indr..:-D Ny eny aza mbola ianao no manantona eny fa tsy izy no makany an-tranonao=))
16. Vehivavy ( 21/12/2005 20:35)
Sorate:

Mety tsy mahay mikôty izy zany de mandinika izy hoe nahoana no izy fôna no mikôty.Nefa tsisy hanantona fotsiny raha tsy le eny amin'ny indr..:-D Ny eny aza mbola ianao no manantona eny fa tsy izy no makany an-tranonao=))

Ny olombelona anie mitovy daholo e, samy manana zo hilaza izay ao ampony fa tsy nisy lalàna niteny hoe ny lhl ihany no mahazo mikoty, fa ts hoe akory rehefa mikoty ny vhv d azo ampitahaina amin'ny eny am ind.. kosa e !8O
17. Vehivavy ( 21/12/2005 20:36)

18. vale ( 21/12/2005 22:49)
Herimiafina:

rurik: hainao mihintsy le izy rahavako, proposition no tsara atao fa tsy insistance sy imposition be tsotra izao.

Misy mantsy mahavita manao menace mihintsy mba hahazakana ilay sipa, hehehehe:-D:-D:-D:-D

fitiavantena tsotr'izao izany! ko raha tsy inona ny fitiavana ko atao ankitery!hum!
19. vale ( 21/12/2005 22:51)
hesham:

Tsy tia tena ny filaza azy angamba fa tsy hainy ny fomba ilazany azy dia io no mba fanazavany azy .

hesham> tena izay no nitenenany azy aky à! égoiste ozizy!:evil:
20. vale ( 21/12/2005 22:54)
hesham:

vale , iza aki zany bandy zany ande kotiko kle hhuumm.:-D:-D:-D

bandy tia tena aky ny miteny an'izany amiko à! atao inona ko!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5432