fitiavan-tena hono!!!!

21. vale ( 21/12/2005 22:56)
Sorate:

Mety tsy mahay mikôty izy zany de mandinika izy hoe nahoana no izy fôna no mikôty.Nefa tsisy hanantona fotsiny raha tsy le eny amin'ny indr..:-D Ny eny aza mbola ianao no manantona eny fa tsy izy no makany an-tranonao=))

sorate> dia izy no tena tia tena oà amiko alou e!
22. akamatiana ( 22/12/2005 03:27)
:-D
23. Sorate ( 22/12/2005 05:54)
Hoy Vehivavy:

Ny olombelona anie mitovy daholo e, samy manana zo hilaza izay ao ampony fa tsy nisy lalàna niteny hoe ny lhl ihany no mahazo mikoty, fa ts hoe akory rehefa mikoty ny vhv d azo ampitahaina amin'ny eny am ind.. kosa e !

Ny zo hilaza izay ao am-po dia ananana fa hatramin'izao aloha de ny lehilahy no tsy maintsy manambara izany voalohany,fa mety ho hafahafa raha ny vehivavy no hanao 1er pas
24. bozimanga ( 22/12/2005 06:19)
ka sarotra aminay anie ny hikôty anareo na de tinay azanareo eh!
25. Sorate ( 22/12/2005 07:09)
De zay no nilazako teo fa tsy normal raha tonga de ny vevavy no manatona fa mbola ao le lalana anaty hoe ny lhl no lohany. Ka tsy de fitiavan-tena zany fa voajanahary ,fa zao kosa e: aza mampifila be refa kôtina . Ok an :-D
26. rurik ( 22/12/2005 11:29)
non amiko io tsy marina tsy voajanahary zany fa ny toetsaitsika mihintsy no efa zatra ka mbola tsy folaka , efa tsy nihainantsika ilay izy dia izay no tsy ahavitantsika an'io
ohatra le we TIKO IANAO , tena sarotra amitsika ny milaza an'io teny io na koa we je envie de toi tsy nahazatra atsika io ka tena sarotra ny miteny azy nefa ny tena tena manana ilay fanirina fa tsymahasaky miloabava dia matetika ampisehoana @fihetsika le izy asa aloha e:roll:
27. Vehivavy ( 22/12/2005 11:44)
Sorate:

Hoy Vehivavy:

Ny olombelona anie mitovy daholo e, samy manana zo hilaza izay ao ampony fa tsy nisy lalàna niteny hoe ny lhl ihany no mahazo mikoty, fa ts hoe akory rehefa mikoty ny vhv d azo ampitahaina amin'ny eny am ind.. kosa e !

Ny zo hilaza izay ao am-po dia ananana fa hatramin'izao aloha de ny lehilahy no tsy maintsy manambara izany voalohany,fa mety ho hafahafa raha ny vehivavy no hanao 1er pas

Betsaka ny vhv efa hitako, misy lhl tiany fa ts avy d mikoty ohatry ny fanaonareo lhl akory izy fa mba miresaka tsitra fotsiny am voalohany, zany hoe sam hafa ny fitrangany e, tsy mitovy. Fa misy koa ange samy ts nisy nikoty fa nifanintona hoazy e, otrana sy ny malalako !(l)
28. Vehivavy ( 22/12/2005 11:45)

29. hesham ( 23/12/2005 00:42)
Za kosa klou tsy hikoty raha tsy efa hitako hoe mirevy ahy le bandy,raha hitako fa tsy sahy miteny le bandy fa mety sarokenatra
30. Sorate ( 23/12/2005 10:45)
Milay kosa aky zany ry hesham a mba tonga de kôpy refa hita fa hoatran'izay le bandy e
31. fijo ( 24/12/2005 04:54)
misy sipa mokoty ko.ary tena loza raha hitarazoka.
32. APOKY ( 26/12/2005 12:30)
sss f'inona nefa ny olana ra misy te hikoty e, aleo izy hikoty any ka anareo angah zany,
33. diamondra27 ( 31/12/2005 07:32)
f'iza lou le bandy tiana kotina e!
34. baloot ( 02/01/2006 04:50)
Tsy tokony olana mipetraka izany satria,eo anivon'ny fiarahamonina malagasy dia mbola sarotra ny hisian'ny izany vavy mikoty lahy izany.
Io lehilahy miteny io indrindra no tena tia tena satria tsy te hisahirana hitady fa handray vonona sahala amin'ny....
35. xxx ( 04/01/2006 11:40)
dia raha ilay vehivavy ndray no tia dia tsy afa-manoatra satria tsy fomba hono nymikoty alohan'ny lehilahy e,(l)
tsy tia tena izy zany fa vao maika ary tena miaritra ny mafy!:evil: tia fa tsy afa mamindra tsinona ka,sa ahoana?
36. mamzelkely ( 04/01/2006 11:45)
amizao fotôna izao ry xxx ef bdb ny vhv mikôty lhl surtout ny tanora amizao fotôna tena efa danz be mits
37. Veloo ( 04/01/2006 15:38)
efa mivadika ny globe :-D:-D:-D
38. sedra ( 05/01/2006 03:13)
aleo handeha fa fiainana dôly zany
39. fijo ( 06/01/2006 04:47)
veloo,tsika koa hafaka mivadika ka
40. mandrindra ( 06/01/2006 12:27)
fijo sy mamzelkely, marina mihitsy fa efa be ny sipa mitandroka amin'izao fotoana izao ary efa gaigy be mihintsy; ambonin'izay dia tsy ankifidy toerana io fa lasa izao e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3653