mila namana aho

1. hajaniaina ( 20/12/2005 10:02)
mba mila namana aho ry reto a mba hifaneraserako ity ny adiresiko rahadjalegrand@yahoo.fr tsy maninona na lahy na vavy, misaotra mialoha eh mandra-pihaona
novalian'i moumouche ny 17/02/2006 08:06
2. dadabe ( 20/12/2005 10:52)
namana tahaka ny ahoan klou le tadiavinao?? raha namana hifaneraserana manko dia mino aho fa tsy ilaina intsony ny mailaka fa eto efa mailaka be kle ,fa raha namana vady na ho sipa d izay indray no tsy haiko kle :(
3. hery ( 20/12/2005 12:04)
hajaniaina> aza asehoseho ohatra an'io ny email fa vizanin'ny spam sy ny virus :°)
4. Veloo ( 20/12/2005 14:43)
5. Fiffi ( 20/12/2005 15:53)
hery: marina ny anao saingy mba mafy ho azy kosa anie ny mba te ahazo namana e!
hajaniaina: namana daholo ny eto e! aza misalasala , fa arakin'ny lazainy dadabe aloha miankina @ ilay namana tadiavina koa e! :)
6. Veloo ( 20/12/2005 19:36)
ie wa ry fiffi :-*
7. diamondra27 ( 20/12/2005 19:58)
namana doly zay e! de tonga soa eto @ serasera rahaja a! ,
de aza mba atao xxx ny pseudo toa ny ataon'ny sasany raha misy question na zavatra tianao alefa fa mahasosotra e! manjary tsy fantatra tsony avy eo

de mazotoa miserasera
8. Bariry ( 20/12/2005 20:30)
efa ato amin'ny namana enao zao ra haja âh...:D
9. akamatiana ( 21/12/2005 03:42)
eny waa efa tonga eto am namana enao !! fa mahaiza mifidy fotsiny fa misy mpihatsara ivelatsihy danza beuuh!! :-D:-D
10. Herimiafina ( 21/12/2005 03:48)
hajaniaina:

mba mila namana aho ry reto a mba hifaneraserako ity ny adiresiko rahadjalegrand@yahoo.fr tsy maninona na lahy na vavy, misaotra mialoha eh mandra-pihaona

Hanoraty tsirairay ao amin'ny hafatra daholo izahay namaly ny antso ireto de lasa namanao bebe kokoa daholo, hehe:P:P
11. jennifer2 ( 21/12/2005 03:55)
Herimiafina a! de manome biz azy daolo koa ve?
12. Herimiafina ( 21/12/2005 03:57)
jennifer, raha tinjy de afaka manome bizy azy njy, miankina amin'ny tsirairay ihany io kah. Fa anjaso klou hanoratra i hajaniaina sao izy de io nanoratra io de tsy hipoitra tsony eto amin'ny serasera njay, hehehehe:lol:8)
13. jennifer2 ( 21/12/2005 04:01)
Oay e! novakiko ny momba azy de mitady olo-tiana hono izy.
O ry tsonjo isany a! misy mpanjono ka iza avy no ho canditate hihinana an'le fitana?
14. Herimiafina ( 21/12/2005 04:04)
Njy ngah tsy mazoto ry Jennifer, njy ary zany mba namaky ny mombamomba azy kou, interessée amin'azy njy zany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. jennifer2 ( 21/12/2005 04:05)
mba te hahalala fotsiny ka!
16. akamatiana ( 21/12/2005 04:10)
jennifer hihih soa iany zah fa amalona fa tsy tsonjo kle :-D:-D:-D
17. jennifer2 ( 21/12/2005 04:11)
tafiditra ao anatin'ny tsonjo akia ny amalona a!
18. Herimiafina ( 21/12/2005 04:13)
Otsan'ny te hamely hamalona njay zah zany miresaka aminareo eto klé, sirtout le kitoza ireny, hehehe:-D:-D
19. jennifer2 ( 21/12/2005 04:16)
Herimiafina: io injay fa miverina ny hatendana,
20. akamatiana ( 21/12/2005 04:17)
jennifer nann samy hafa reo an !! :-D:-D
herimiafina kaiiiiii:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2711