mila namana aho

21. Herimiafina ( 21/12/2005 04:17)
Ka ao antin'ny maha-herimiafina an'i herimiafina anie akia izany e, izany matin'ny hatendana izany zoa no mbola tsy hitako klé, mila experimenter-ko kely klou, hehehehe:-D:-D
22. akamatiana ( 21/12/2005 04:22)
:-D:-D ny zavatsa miafinafina zany nge fadifady e, injinja fa amalona :-D:-D
23. jennifer2 ( 21/12/2005 04:23)
Mmm de inona re no experience tsara ataonao ry herimiafina zany e:?
24. Herimiafina ( 21/12/2005 04:31)
Zany eo ihany fa zah konkou znay otsan'ny mila namana klé. Tsy mifidy na lahy na vavy ity ny mail-ko klé, herimiafina@serasera.org, hehehehe:-D:-D
25. akamatiana ( 21/12/2005 04:34)
:-D:-D:-D iny fa efa naoratsa zah :-D d valio an !
26. jennifer2 ( 21/12/2005 04:35)
Efa fantatro re ry herimiafina a!
27. jennifer2 ( 21/12/2005 04:36)
Mitady biz'oroka fanampiny indray i herimiafina
28. fijo ( 21/12/2005 22:03)
eto anie namana daholo e;
29. hesham ( 22/12/2005 12:06)
lalalalalala namana ireo tena namana solondrahalahy (solondrahavavy)tsy mba namanamana lalalalalalalalal misy misioka any antokotany any namana......:-D:-D
30. mimiso ( 22/12/2005 15:38)
Enao mitsy no mila mitady f'aza miandry mahazo mo e!Jereo dôly izay tianao hifandraisana eto de zay fa namana dôly ange ny eto e !
31. hesham ( 22/12/2005 20:06)
:-D:-D
32. akamatiana ( 23/12/2005 03:15)
:-D:-D:-D
33. fijo ( 23/12/2005 04:33)
ka lasa nitady aiza indray ary izy teo?
34. Fiffi ( 23/12/2005 06:49)
fijo: :-D:-D:-D ka namana vehivavy kosa no tadiavina angamba ka ! fa na izany aza , lasa aiza tokoa hoa ?
Zaho ary mba nanantena ahazo vao2 @ hafatra fa tsy nahazo :-D:-D:-D:-D
35. diamondra27 ( 31/12/2005 07:53)
Nahita naman lery de lasa kle; tena havako raha misy patsa iny
36. jennifer2 ( 31/12/2005 16:50)
nankaiza tokoa izy teo e?:?:
37. RABEZA ( 03/01/2006 06:46)
Dia miarahaba antsika tratry ny taona 2006 e
Hitondra fahombiazana dy namana vaovao hatrany anie ty taona ty.
Dia samy ho namùan'i Hajaniaiana daholo sika rehetra.

38. jennifer2 ( 04/01/2006 03:56)
OK!
39. fijo ( 04/01/2006 21:08)
ka nahita patsa izy e
40. mandrindra ( 05/01/2006 09:06)
sao dia tsy omby vava, ka izay no tsy ahitana azy eto intsony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4506