mila namana aho

41. namanao ( 09/01/2006 06:53)
akamatiana:

eny waa efa tonga eto am namana enao !! fa mahaiza mifidy fotsiny fa misy mpihatsara ivelatsihy danza beuuh!! :-D:-D


De zao koa aza adino ny maka an'i akamatiana atao detecteur de mensonge fa mahomby tokoa.:D
42. Sorate ( 17/01/2006 10:46)
Fa lahy sô vavy i Hajaniaina???:?::?::?::!:
43. moumouche ( 17/02/2006 08:06)
Hajaniaina a! so d mba za ary lé tadiavinao e! za koa angé mila namana e!fa lasa aiza lou enao teo?:(:wink: d namana aona no tadiavinao? sa efa nahita? fa firy tadiavinao e?:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1674