Fanontaniana ho anareo lhl

1. Vehivavy ( 20/12/2005 20:22)
Hono hoa anizay afaka mamaly, raha toa ka mifanalavitra toerana ny mpifankatia, ahoana kay no ahafantarana marina fa tena tia ny andaniny na ny ankilany indrindra fa ianareo lhl, amin'ny ankapobeny, ahoana no mety ahafantarana fa tena tia marina nareo ? Misaotra ho anizay afaka mamaly e ! :wink:
novalian'i Fantara ny 18/01/2006 13:57
2. Veloo ( 20/12/2005 20:26)
Ny ahy dia izao no fantatro e: Lavitrin'ny maso lavitrin'ny fo...ny miezaka ny ho tia an;'ilay sipa na bandy nvelan'ny any dago ary izy mety ho erin-taony mbola tia fa avy eo tssssssss tsy mba mino aho mora adino anie aky rehefa lavitra e satria ny tena vairana @ zavatra hafa...logikan-javatra no lazaiko an... mety misy ny exceptionnel (which I doubt) :-*
3. jefra ( 20/12/2005 20:48)
Rehefa tia an, d manao sy manaiky izay mahasambatra ilay tiana. Mahatonga ny sasany hihira hoe:"Izaho tsy manahy, tsy maninona raha toa ianao tsy hitoetra irery ho ahy!".
D mino fotsiny ihany, d mandamina eritreritra, d mahatsiaro sambatra rehefa tretrika ny iray!
Raha mbola manome vovo isaky ny 4 na 6 volana izy d mbola tia.
4. ravakamalala ( 20/12/2005 20:48)
za koa manaiky an i veloo, raha vao misara-toerana elabe zany dia efa ataovy mampamangy, eo akaiky eo aza indraindray adinodino ny fitiavana, koa maika fa mifanalavitra.

amin ny voalohany fotsiny no mipatrapatraka ny tél sy ny taratasy, fa avy eo maty ho azy ny afo.:(
5. lapino ( 20/12/2005 20:53)
Vehivavy:
ianareo lhl, amin'ny ankapobeny, ahoana no mety ahafantarana fa tena tia marina nareo ?

Hihihi, minoa fotsiny ihany :wink::-D:-D (sérieux zaritenany)
6. Herimiafina ( 20/12/2005 22:51)
Vehivavy:

Hono hoa anizay afaka mamaly, raha toa ka mifanalavitra toerana ny mpifankatia, ahoana kay no ahafantarana marina fa tena tia ny andaniny na ny ankilany indrindra fa ianareo lhl, amin'ny ankapobeny, ahoana no mety ahafantarana fa tena tia marina nareo ? Misaotra ho anizay afaka mamaly e ! :wink:

Resaka mail sy telephone ary ny taratasy akia an. Jereo daholo:
-Ny halavany na ny faharetany raha telephone.
-Ny zavatra voalaza ao anatiny. Ohatra hoe ahoana ny alahelony, ny fihetsepony amin'iny izy manoratra iny.
-Hoe tadidiny ve ireo karazana évenements important teo amin'ny fiananareo, sns.
Matetika araka ny mahazatra dia misy ny fahasahiranana rehefa misara-toerana, nya sa ny fianarana ny vola, sns.
Kanefa tadidio fa rehefa tojo fahasahiranana, dia ny olontiana no tokony tsy adino voalohany ka afaka antsoina fona na dia tsy matetika aza, na hitrosana aman'olona aza.
Excuse daholo fotsiny ireny hoe sahirana be izaho de tsy nahasoratra, na hoe tena examen izahay izao na hoe tsy manambola firy aho dia tsy afaka miantso na le hoe tsy manampotoana aho dia fohy kely ny mail halefa.
Fa ny dikan'izay dia mety efa misy olonkafa manintona ny heritreriny any amin'izay misy azy any.

Mbola avweriko indray "loin des yeux loin du coeur".

7. vegas ( 20/12/2005 22:57)
Tsipahako ny tenin'i Herimiafina momba ilay hoe jereo ny halava sy ny faharetan'ny telephone. NON NON et NON!
8. lapino ( 20/12/2005 23:31)
jefra:

Rehefa tia an, d manao sy manaiky izay mahasambatra ilay tiana. Mahatonga ny sasany hihira hoe:"Izaho tsy manahy, tsy maninona raha toa ianao tsy hitoetra irery ho ahy!".
D mino fotsiny ihany, d mandamina eritreritra, d mahatsiaro sambatra rehefa tretrika ny iray!
Raha mbola manome vovo isaky ny 4 na 6 volana izy d mbola tia.

Tena efa voalaza tato kay le zaritenany teo :)
Fa za momba an'io hevitr'i jefra io tsara mihitsy.

Fahadisoana ihany ny manao hoe: "Mila marika hahafantarana fa tia anao izy". Fahadisoana satria:
- ny mihatsara ivelan-tsihy no ahaizana an'izany kokoa
- tia tena ianao fa tsy tena tia azy
9. akamatiana ( 21/12/2005 04:01)
lavitsy ny maso lavitsy ny fo :wink:
mifankahita isananjo ary mbola misy mibilabla , kou maika fa mifanalavitsa , asa nefa samy tena tia ngamba:-D:-D
10. Herimiafina ( 21/12/2005 04:24)
vegas:

Tsipahako ny tenin'i Herimiafina momba ilay hoe jereo ny halava sy ny faharetan'ny telephone. NON NON et NON!

Fa maninona ry Vegas? Zah zao efa tratran'io klé, hehehe:?::)

11. jennifer2 ( 21/12/2005 04:30)
herimiafina a! loins des yeux hoy aho pres du coeur foana.
Tia ahy izy de za koa tia azy foana.
12. Herimiafina ( 21/12/2005 04:34)
Ie ka nareo izany fa zah njay hafa kah, tsy mandaitra amiko io formule io klé, loin des yeux loin du coeur ihany ankoatran'i dadanay de mamamany de zandrinay sy zokinay, hehehehe:-D:-D
13. akamatiana ( 21/12/2005 04:36)
herimiafina marina nen'lah !!:-D
de marina kou nen'i vegas io an :-D:-D
14. jennifer2 ( 21/12/2005 04:41)
Categorie hafa anie le fiavana ny fianakaviana ry herimiafina e!, normal foana ny fisian'le fitiavana na de mifanalavitra aza. Fa ny anay hamafisiko foana, loin des yeux, pres du coeur
15. Herimiafina ( 21/12/2005 04:43)
Ie, ka efa mafy anie zany akia de tsy mila hamafisina tsony e, hehehehe:-D:-D
16. cutie ( 21/12/2005 05:19)
Veloo [ Valio ] 21-12-2005 00:26:40
Lohateny : Re : Fanontaniana ho anareo lhl
Ny ahy dia izao no fantatro e: Lavitrin'ny maso lavitrin'ny fo...ny miezaka ny ho tia an;'ilay sipa na bandy nvelan'ny any dago ary izy mety ho erin-taony mbola tia fa avy eo tssssssss tsy mba mino aho mora adino anie aky rehefa lavitra e satria ny tena vairana @ zavatra hafa...logikan-javatra no lazaiko an... mety misy ny exceptionnel (which I doubt)

misy mitsy ny exceptionnel ka :-*
17. Herimiafina ( 21/12/2005 05:22)
Ka ny dikan'izay de tsy azo atao ny manao lalàna tokana ho an'ny olondrehetra, tsy azo généraliser-na fa raha zavatra mety taminao tsy voatery ho mety foana amin'ny hafa.

Tokony hatao au cas par cas izany ilay fitiavana,.
18. cutie ( 21/12/2005 05:30)
Herimiafina [ Valio ] 21-12-2005 09:22:24
Lohateny : Re : Fanontaniana ho anareo lhl
Ka ny dikan'izay de tsy azo atao ny manao lalàna tokana ho an'ny olondrehetra, tsy azo généraliser-na fa raha zavatra mety taminao tsy voatery ho mety foana amin'ny hafa.

Tokony hatao au cas par cas izany ilay fitiavana,.

iza no manao an'io?










































































































































































19. Herimiafina ( 21/12/2005 05:36)
An3, hafatra ho an'ny rehetra akia io fa tsy ho andry manokana kah, hehehehe:-D:oops:
20. cutie ( 21/12/2005 05:37)
lapino [ Valio ] 21-12-2005 00:53:18
Lohateny : Re : Fanontaniana ho anareo lhl
Hoy i Vehivavy:
ianareo lhl, amin'ny ankapobeny, ahoana no mety ahafantarana fa tena tia marina nareo ?

Hihihi, minoa fotsiny ihany (sérieux zaritenany)

ny an'i lapino no marina :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.326