Fanontaniana ho anareo lhl
42. Vehivavy
(
22/12/2005 18:48)
vegas:
Herimiafina> Satria tsy ny fiantsoana telephone lava be no ahazoana miteny olona oe tena tia. Mety marina nen'ialahy fa saingy oe tsy izany kosa no asina jereny. Hijery marina anie zao izy zao raha lava na fohy, de eo elah fa namitaka.
Mety tsy manana possibilité iantsona elaela le bandy nefa tia azy. Eo koa ny bandy miasa amin'ny operateur telephonique afaka miantso gratos ka tanjemo ra sipa: tsy ny appel ela mintsy no itsarana fitiavana olona.
Zay aloha fantatro tsara mihitsy e, ary tena marina zany satria hiaraha mahalala fa lafo ny sarampifandraisana am aty sy ny any Dago, izy raha teo ts mpanefoefo akory, na za koa ts mpanakarena ka samy mihezaka manao izay vitany izahay.Mety samy manana ny fanehoany fitiavana koa angamba, asa !
43. zandrikely
(
22/12/2005 18:52)
vehivavy : tena tia anao ilay bandy e , zay mihintsy ny bandy rehefa tia , hajao izy fa manaja anao , ra nanao sipa hafa ohatra i lery dia tsy hisy zany harary fo tampoka zany , satria lasa any @ ilay joba izy no manala ny halahelony anao , misy anie ary tena misy ny bandy manaja anareo joba e
44. Vehivavy
(
22/12/2005 18:55)
xxx:
lavitry ny maso ,lavitry ny fo ,t@ za tany dago de nisy niaraka tamiko efa ela zay no nifankafantatra,nankaty an-dafy anefa izy de mbola niaraka izahay nefa avy eo an ,ny elanelan-tany no nampisaraka anay,ela tsy nifankahita mivantana de maty ilay fitiaavana.nefa izahay nifampiantso,nifanoratra ,mampiasa ireny webcam ireny.Avy eo aho niaraka t@ olon-kafa.De nankaty an-dafy za,coincidence fa niray université za sy ilay niaraka tamiko taloha Nefa izahay tsy niverina niaraka intsony ,tsy aiko na misy sipany any ambadika any na tsia fa pr un mec c normal.Za koa anefa izao aty an-dafy izao tsy mahatsiaro ho tia an'ilay navelako any Dago sady tsy misy miaraka amiko!Ny tiako holazaina de izao ,sarotra be ny mikolokolo fitiavana rehefa tsy hita maso ilay olona .Na tia aza enao an !mety hoe tsy reciproque ilay izy
Betsaka ny olona efa nandalo cas ohatranao zany, fa tsy voatery hitovy aminao daholo akory, matoa ianao capable nitia olona hafa d midika izany fa tsy mbola tena nahatsapa ianao fa ilay iray nisaratoerana taminao no tena izy, ary tsy mbola nanana tanjona ny ho tody lavidavitra kokoa miaraka aminy ianao. "Excuses faciles" araka ny tenin'ilay namana iray ery ambony ery izany satria na mifanakaiky aza ny mpifankatia, rehefa mahita ny tsaratsara kokoa ny andaniny na ny ankilany na misy zavatra hafa manintona azy any ivelany d lasa ihany izy, raha izany anie d ny mpifankatia izay mifanakaiky toerana zany tsisy tokony hampirafy e, nefa indrisy betsaka ny mampirafy na d efa miara mipetraka zao aza d avy eo ve hitady excuse hafa ndray hoe "efa mihaona foana zay d leo ndray aho" ? Donc "aza ny halaviratany" no omena tsiny.
45. Vehivavy
(
22/12/2005 19:01)
sonwin:
raha nifankatia tsara ianareo tamin'ny fotoana nifandaozana, ary azo antoka fa afaka ny hiara-hiaina, dia matokia azy fa fialantsin'n'ireo olona nahita ny akanga tsara soratra ny hoe loin des yeux loin du coeur. Manana faharetana dia mahareza.Mirary soa
Tena miray hevitra aminao aho fa misotsa betsaka.
46. Veloo
(
22/12/2005 19:40)
vehivavy a,
ampatanjao ny fitiavanao ary tandremo anefa fa tsy kely lalana ny ratsy an... dia mazoto aky a:-*
ampatanjao ny fitiavanao ary tandremo anefa fa tsy kely lalana ny ratsy an... dia mazoto aky a:-*
47. akamatiana
(
23/12/2005 03:25)
Akamatiana> ze rehetra efa noteneniko tamin'la koa anie marina daolo e lol.vegas> ka z tenen'lah retsa nge marina dôly e!! sady inoko an !! :-D:wink::-*
48. diamondra27
(
23/12/2005 03:28)
vehivavy: ny tiako tenenina de oe zao zany no mahazatra andry , le izy tsy eo akaikinjy de refa tena miaramipetraka nareo de mety hanafitohina anjy ny présence-ny satria manakana ny habitude-njy, de zay le mahatonga ny gidragidra kely.Raha mifanalavitra nareo de lasa ny sentiments malahelo za e! JTM, te ahita anao etc... de refa eo njay faly nifankahita be de tsy hita ze ambara( le tena fotony) fa lasa bla bla , hitako t@ TV manko io, le ranga chauffeur international de le vadiny zany ao antrano mananjanaka 4 de refa tonga le ranga de manova ny rituel-ny le vhv de tsy de mifanaraka ry zareo, asa na azonao ny tiko ambara?
49. Vehivavy
(
23/12/2005 08:12)
diamondra27:

Azoko tsara ny tiandry ambara fa na izany aza aky, ts mety ange zany hoe rehefa misy zavatra atao na mitranga amin'ny fiainana d manao eritreritra négatif foana e;hoe satria ohatr'izao no nitranga tary na tam tv d ts maintsy ho toy izay koa zany d kivy amboalohany nefa ts mbola nahita ny mety ho fandehany tokoa akory.
50. Vehivavy
(
23/12/2005 08:15)
Ny azoko amintinana azy ry reto d izao a, ao ny milaza fa lavitry ny maso lavitry ny fo, ao ny milaza fa tsy marina izany. Samy manana ny fijeriny tokoa ny tsirairay ary samy manana ny lalàmpiainana fa ts voatery hitovy foana. Ny tiako ho ambara d hoe, miandry ny fotoana hodiako any Dago aho izao, satria rehefa tonga any aho d avy d miara mipetraka izahay. Ho hita eo na ahoana na ahoana, manova ny fiainako toy ny teniny diamondra27 ve, mankaleo ve ? Aleo aloha hitohy ny tantara dia lazaiko anareo eto ihany ny fizotrany. Misaotra anareo rehetra.
51. Vehivavy
(
23/12/2005 08:17)

52. Vehivavy

53. xxx
(
23/12/2005 16:44)
Mino fotsiny ihany ranabavy a, matokia azy d hatoky anao koa izy. Mahereza
54. Ragadona
(
23/12/2005 19:37)
Tia foana izy ry vehivavy a. Ny ahy aza olona sady lavitra ahy no mbola tsy hitako ihany koa nefa tiko be, ka vao maika hoe olona efa niarahana. tsisy ahina akia io
55. diamondra27
(
24/12/2005 10:14)
ie tena liana zay ra vehivavy a! ataovy @ dinika vavolombelona ny valiny. Efa nanomana ihany ve aloha ise raha ohatra ka négati le izy ? Sao manko ka mitaky ny fahasalamanao eo!Tsy pessimiste za fa très réaliste loatra, le surprise manko matetika tsy zakan'olombelona na tsara zany na ratsy; ka eo @ fiainana de tsy maintsy fantarinao doly ny lafitsara sy ny lafiratsiny
zay ary fa tongava soa de irina mba ho sambatra nareo e!
zay ary fa tongava soa de irina mba ho sambatra nareo e!
56. Fantara
(
18/01/2006 13:57)
Ref tia mahafoy, ka miantso matetika, mifandefa ttasy , mailaka etc... Na lavitr az az be eritreritr fa mivavaha ho az de lazao az isaky ny mifandray nareo e!... Saingy mailo amin'ny vavan'olona sy mpitantara fa mety hanimba rah be eritreritra loatra. OK1