Voakarama hono
1. hery
(
20/12/2005 08:08)
Miala any indray ilay resaka. Voakarama hono ny bandy nanakorotana tamin'ny asabotsy teo teny amin'ny 13 mai. Dia tena donto tokoa ve ny fitondrana ka hanakarama olona hanakorontana? Kanefa efa fantany fa raha vao manakarama izy tonga dia ho fantatr'izao tontolo izao hoe nanakarama olona? Marina fa tsy rariny ny nataon'ireo bandy nitora-bato sns... saingy vahoaka efa noana sy mijaly toa izao ve no mbola antsoinao ho eny andalambe ihany kou aiza no tsy ho romotra.
Raha manohitra dia aleo mandroso hevitra, mitady fika amin'ny sisiny (ohatra anay)... fa tsy miantsoantso eny an-dalam-be indray.
Ary sao dia mba ry zalahy ihany kosa no nanakarama? Fombany hatramin'izay mantsy io...

novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:37
2. jentilisa
(
20/12/2005 08:21)
Le izy kosa aloha tsy nisy nilaza izany tora-bato izany mhitsy e! milaza izay nahita fa ny elon'i Faharo ihany no fantatra fa very tamin'iny fotona iny ary ny olona no tena naratra...izay ihany!
Ny voakarama indray tsy haiko loatra fa ny horaka fanarabiana kosa aloha raha vao tonga ry zareo asa raha mila karama ireny na tsia! horaka fandroahana anie izany e! tamin'ny tele aloha no hitako e!
Ny voakarama indray tsy haiko loatra fa ny horaka fanarabiana kosa aloha raha vao tonga ry zareo asa raha mila karama ireny na tsia! horaka fandroahana anie izany e! tamin'ny tele aloha no hitako e!
3. lapino
(
20/12/2005 08:32)
Ary sao dia mba ry zalahy ihany kosa no nanakarama?
"Inty ny vola dia lakoy aho" :-D:-D
Fomba rainitetaka ohatra an'izany ve dia antenaina hahazoana inona kle! lako ihany angaha!
Hosoran-dry lerony fotaka ilay anarana hoe "mpanohitra", dia manjary izay tokony ho tena "hanohitra" tena izy indray no tampina. Dia rehefa tampina ilay tena hanohitra, dia ... mihamafy seza ilay toheriny!
Mpanohitra voatohitra, mpamory vahoaka nivorian'ny vahoaka, mamoaka vola hilakoana ny tenany, mihevitra ny olona ho vendrana no hitan'ny olona fa vendrana, ... Mandrora mitsilany!
5. Ragadona
(
20/12/2005 09:08)
Samy manana ny fomba fijeriny an iny 13 mai iny alo ny olona ka za manokana dia sarotra ho ahy ny manatsoaka hevitra iray satria tsy fantatro zay ao anaty adi dohan ny mpanao politika, na mpanohitra io, na mpitondra. Fa ity no mba tsapako momba ny vahoaka(efa be ny voaresaka momba ny mpanao politika): mizara roa ny olona, dia ireo mpanohana ny fitondrana izay tsy afaka mihemotra kely mba mandinika amin ny saina tsy miangatra intsony vao mandroso(fanatisme), ka na sanatria manao maloto eny amin ny arabe aza ny mpitondra dia tehafana hoe mety foana. Ao koa ireo mpanohitra zay tsy mahita afa tsy mainty intsony. Tsy afaka mahita zavatra tsara intsony ka na mba misy tsara tokony ho ekena aza dia lotoina foana ary tsy mampaninona mihitsy aza ny mandainga mba hanamafisana ny fanaratsiana. Ary mino aho fa mahavita mamotika izay zavtr mivaingana hita fa tsara mba hilazana fa tsy misy zvtr mande. Rivo -baovao ivelan ireo no heveriko fa hitondra mankany amin ny fandrosoana.
6. cristal
(
20/12/2005 10:35)
:twisted:Mba mandehana ange manontany eny @ arcade nareo e!Zao no nolazain'i Faharo t@ lerony mi-bizna eny"MIALA TEO LISANY"de namaly ny pi-bizna hoe"ZAHAY MI-BIZNA"dia navalin'io Faharo io hoe"BIZNAN'NY MERINA"de tezitra lerony satria tsy merina no maro mi-bizna eny fa reo namana avy any @ faritany!Tonga de nihorakoraka ny maro ka nanao ny fony,de mba taiza ry Andriamanjato Richard,sns;;;?
lE IZY KOA ANIE EFA FANTATRA FA TSY MAINTSY HISY KOROTANA SATRIA VOLAN4NY VAHOAKA NO LANY NANAOVANA
NY ZARIDAINA TEO KA NDEHA HOPOTEHANA NDRAY VE,efa specialitean-dry zareo io tsy mahandry antana io ka ny taranaka foana no victime!

7. jamal
(
20/12/2005 14:25)
Voakarama aloha possible e.Saingy ny nanakarama azy dia ny mpanohitra sasany @ndry zalahy ihany.Maty a faharobe ko , pdt zafy angamba efa nanao couche bb mihitsy an.
8. mandrindra
(
20/12/2005 15:32)
Io ilay efa nolazaiko atsy ambadika atsy hoe tsy fantatra izay naniraka ny mpigafy.
Ampiasao ny sary azon'ny mpanao gazety sy ny horonantsarin'ny fahita lavitra satria tratra eny daholo ny tarehin'ireo mpanakorontana. Avy eo manao famotorana ny tompon'andraikitra dia ho tratra eo hoe iza no naniraka. Alao hivoaka ny marina e.

9. xxx
(
20/12/2005 15:48)
Izaho aloha mihevitra fa vahoaka fotsiny ireo fa tsy misy manakarama izany. ary nankaiza moa izany ireo hoe reservista reservista nodradradradraina
10. zandikely
(
20/12/2005 19:17)
Marina ny voalazan'ny Ragadona io! Fanatiques amina politika ny gasy ka efa tsy mahafantatra na tsy hahafantatra ny marina intsony.
Zaho tsy manome rarany mpanohitra satria tsy nahaza alalana hanao fihaonana eo izy ireo. Nefa ny mampalahelo dia mbola miaro ireo mpanao herisetra ihany ny mpitondra. Ireo mpitandro ny filaminana dia mijery fotsiny, na dia misy mandaroka daka izao ny ex-president, ex-ministre, sy ny olomboafidy. Ny mpitandro filaminana ve natao hiaro ny mpitondra ihany?
Mampalahelo raha izay ny fomba entina hitondra an'ny Madagascar, miha latsaka ambany hatrany ny lanja maha-malagasy.

11. fijo
(
20/12/2005 19:44)
ny zavatra tena nokatsahan'ny mpanohitra anie dia io korontana io e.tsy dia lasa loatra anefa ilay izy,satria nalaky niditra ny mpitandro ny filaminana,"araka ny gazety hitako io"mada tribune.ary ery ambany ery ary jereo tsara fa izao no voamarika.:"olona te ahita no tena maro tonga teny".
ka io,koa na nisy nanakarama na tsia;tsimaintsy nisy mpandaroka araka io efa voalza ery ambony io hoe "isika gasy manao am-po ny politika"ka rehefa ny fo no mitondra dia izay no vokany.ka adalan'izay hiditra eo.

12. Ragadona
(
20/12/2005 20:14)
Mba mahalina ahy ny manaraka ireny forum itafatafan ny gasy(izay tanora ny ankabeazany)amin ny net reny ka ny fomba firesaka amin ireny dia azo itarafana ahafantarana zavatra maro na dia tsy voatery hitombona tanteraka aza. Tsapako tamin ireo ihany koa io hevitra voalazako etsy ambony io.
13. ravakamalala
(
20/12/2005 20:34)
Marina ny tenenin ihery hoe rehefa tsisy aroso marina aza (tsy manana programme matotra ny mpanohitra), maninn no dia manadala saim-bahoaka ohatran io, atao tohatra fiakarana foana ny vahoaka, fitaovana enti miady nefa avy eo ny vahoaka ihany no ampihinana ny tadi kirarony rehefa azonyny ilainy.
voakarama na tsy voakarama tsy fantatra, fa raha ny vahoaka no nanao ireny, tsy hanome tsiny aho satria olona tofoka izy ka zara aza misy analana fo.
voakarama na tsy voakarama tsy fantatra, fa raha ny vahoaka no nanao ireny, tsy hanome tsiny aho satria olona tofoka izy ka zara aza misy analana fo.
15. Veloo
(
20/12/2005 21:04)
mivava ho an'ny tanin-drazana e tsisy afa tsy izany noazo atao-tsika aty am-pita o:wink:
16. xxx
(
21/12/2005 00:46)
Iza moa no tsy mahalala fa Olala,la Gazette sy ry zalahy opposition ireo ange ka voakaraman'i Pierrot