Voakarama hono

21. Duddy ( 26/12/2005 04:42)
Na voakarama reo na tsy voakarama raha nisy olona BETSAKA nanohana ny mpanohitra de tsy ho sahy nigafy teo ireo, na sahy fa izy ndray no voalako teo.

Saingy matoa reo bandy reo afaka nilako de satri tsisy mpanaraka mitsy ny mpanohitra fa izy mpitarika irery no teo.

Na voakarama aza ireo ny marina de zao: TSY NAHAZO OLONA SADY TSISY TIA ILAY MEETING. RAHA NISY NOMBA NY MPANOHITRA TEO KA BETSAKA DE NIARO NY NAMANY IZY!
22. Stone ( 26/12/2005 13:45)
Ary nankaiza moa izany ireo hoe reserviste ataon-dry zalahy service d'ordre ? Tsisy nipoitra fa leo koa ngamba
23. fijo ( 27/12/2005 21:37)
ka ireny mbola rezega,fa ny titulera no teo ka.rasil sy bodega
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3963