Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
LazaRandri
(
21/12/2005 23:54)
Ny Tena Fivavahana
[size=12][i]"Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo anatrehan'Andriamanitra Ray: ny mamangy ny kamboty sy ny mpitondratena amin'ny fahoriany, sy ny miaro ny tena tsy hisy pentimpentina avy ami...
suite
répondu par adam le 07/01/2006 20:36
Veloo
(
21/12/2005 20:09)
Aza bedesina za an
tsy aiko @ teny gasy tsinona ka:
C'est une femme qui va chez le médecin.
- Docteur, (prout) chaque fois (prout) que je parle (prout) je (prout) pète. (prout).
Le Docteur quitte l...
suite
répondu par Veloo le 04/01/2006 15:14
lost
(
21/12/2005 18:01)
Ary sao d mba misy any ho any??
Tato no re ny fandefasana vola any dago d ao ko ny fandefasana entana d samy gasy doly ny mikarakara azy fa mba manontany aho we mba misy v ny fandefasana fiara zay afaka mikarakara otr'zay koa??
zan...
suite
répondu par fijo le 23/12/2005 04:14
jade
(
21/12/2005 16:35)
Mba ampio aho e!!!
izay mba mahalala an'i Lalaina Nomenjanahary na koa fantatra amin'ny anarana hoe Bolida mpana football ao amin'ny ajesaia dia mba omeo ahy ny adiresiny na asaivo manoratra ao amin'ny jaderotsy@yahoo.f...
suite
répondu par fijo le 27/12/2005 22:03
hery
(
21/12/2005 14:24)
lalao Sudoku
Iza no tena tia manao sudoku ato amin'ny namana ato? Mbola tsy ampy 6-bolana izay no nahalalako ny sudoku fa tena raiki-pitia aho amin'izao :-)
Tandremo fa tena andevoziny mihitsy raha mitaredretra :...
suite
répondu par Veloo le 25/12/2005 21:19
hery
(
21/12/2005 14:12)
Tena mahaliana
Sary maromaro mamitaka maso... ary indraindray tsy mampino kanefa rehefa tena dinihana dia tena ny masonao no voa :-)
http://www.michaelbach.de/ot/index.html...
suite
répondu par vale le 28/12/2005 22:37
Tenio
(
21/12/2005 13:30)
Nahoana no de ampijaliana foana i coyotte e!!??
Iza no mba mpijery an'i Beep beep sy coyotte? otran'ny toa hoe ampijaliana foana leiry, nefa anie leiry mba mitady sakafo e, ary vorona ( beep beep ) no mba sakafony nefa dia tena tsy ananana antra m...
suite
répondu par Veloo le 04/01/2006 15:15
Dezy
(
21/12/2005 09:37)
vampira
misy bar iray fivoriany vampira isakiny hariva deny zavatra sotrona ao tsy maintsy ra daholo. ndray andro zay anefa nisy vampira iray tsy nanam-bola de nikomandy izy
._Rano mafana iray
Taitra be lay...
suite
répondu par Veloo le 04/01/2006 15:16
xxx
(
21/12/2005 09:28)
MITADY an'i STEPHANE PAZZAPA na izay olona mahalmahita azy
izaho ( mpamorona sady mpitendry ) dia manana projet ho anao koa raha hitanao ity dia manorata, fa raha ohatra ka tinao ilay vokatra dia afaka miara miasa isika
handrian_ony@yahoo.fr
ao isika miresa...
suite
répondu par joda le 24/12/2005 19:10
voaloboka
(
21/12/2005 09:05)
recette caca pigeons
Mba omeo recette fanovana cca pigeons izay manana ô? Manaizana caca pigeon ry zareo dia mba mnontany recette a
misaotra mialoha...
suite
répondu par diamondra27 le 21/12/2005 19:46
fenomalalah
(
21/12/2005 07:09)
akory atao?
fa maninona kay ry reto rehafa misy olona tiana d mampifila foana a?!sa hodiany tsy fantatra?...
suite
répondu par dadabe le 27/12/2005 07:10
jentilisa
(
21/12/2005 07:07)
uscafoot sy usjf ravinala : ekipa nasionaly gasy roa!
Re moa amin'izao fotoana izao fa naka olonna hafa nahay tany amin'ny ekipa hafa ny uscafoot amin'izao fotona izao. Rehefa jerene ilay izy dia tena lasa toy ny ekipa nasionaly mihitsy io ekipa iray io....
suite
répondu par zama91 le 23/12/2005 17:53
mumuche
(
21/12/2005 07:01)
I Muriel PAZZAPA2 vue par la diaspora
Slut daholo e..
Asa raha efa hitanareo ilay clip ny Muriel hoe Inty Aho iny. izaho nahita t@ clip wanadoo. franchement,ici on est fier de notre benjamine de la chanson malgace. certes,elle n'est pas...
suite
répondu par xxx le 04/02/2006 06:23
jentilisa
(
21/12/2005 05:51)
pazzapa: inona indray!
Efa rentsika moa fa tafala ( sady niala no noesorina)tao anatin'ny sehatry ny pazzapa III i Stephane. Saingy tsy dia any loatra ny resaka ataoko eto fa hafa ihany.
Raha nahadinika isika dia ny roa ...
suite
répondu par istraky le 04/01/2006 11:48
vale
(
21/12/2005 00:02)
fitiavan-tena hono!!!!
Misy lehilahy iray izay nilaza fa ny vehivavy tia tena fa miandry kôtina foana fa tsy mikôty!hum!mba azonareo hazavaina ve inona ny mahatonga azy hiteny izany?????...
suite
répondu par mandrindra le 09/01/2006 08:48
ger17
(
20/12/2005 22:35)
henri ratsimbazafy / music classic
music classic ny lohanteny eto. tsy arako ny tonony ka dia izay mba manana ny tonony azafady...
suite
répondu par hertix le 08/01/2006 13:07
Vehivavy
(
20/12/2005 20:22)
Fanontaniana ho anareo lhl
Hono hoa anizay afaka mamaly, raha toa ka mifanalavitra toerana ny mpifankatia, ahoana kay no ahafantarana marina fa tena tia ny andaniny na ny ankilany indrindra fa ianareo lhl, amin'ny ankapobeny, a...
suite
répondu par Fantara le 18/01/2006 13:57
rasera
(
20/12/2005 19:16)
adi-poko
io foana no atao fitaovana. Efa nilaozan'ny toetr andro izany hoe i Ramaromisa izany afaka miantso ny fanampian'ny vahoakan' ampefiloha hiaro azy satria voavono teto antananarivo, torak 'izany koa i Ã...
suite
répondu par fijo le 10/01/2006 21:30
zandrikely
(
20/12/2005 19:01)
tsy rariny ve ra mba misy fifanajana kely e
hono rey olona , eo @ fiarahamonina, dia tsy mba rariny kosa ra mba misy ny fanajana , na dia mba kely indrindra aza , sady ra tina anie ny hajain'olona dia mba manaja ...
suite
répondu par dadabe le 13/01/2006 06:31
rurik
(
20/12/2005 13:16)
ravitoto sy voanio
saika mba anotany aho ry reto sao mba misy afaka manome resetin'na ravitoto sy voanio azafady , te hahandro nefa tsy mahay , misaotra betsaka....
suite
répondu par Sorate le 10/01/2006 07:27
