MITADY an'i STEPHANE PAZZAPA na izay olona mahalmahita azy
1. xxx (
21/12/2005 09:28)
izaho ( mpamorona sady mpitendry ) dia manana projet ho anao koa raha hitanao ity dia manorata, fa raha ohatra ka tinao ilay vokatra dia afaka miara miasa isika
handrian_ony@yahoo.fr
ao isika miresaka ny projet
ok
p s: efa misy vazo ho anao ato amiko
ok na ho an'izay mahafantatra azy dia mba handefaso message paz mail anie svp
Fa maninona no eto no tadiavina izy fa tsy atao privé le resaka?De maninona koa no tsy mitonona anarana?Fa gadon-lira inona aloha no itadiavana manokana an' i Stéphane e?