MITADY an'i STEPHANE PAZZAPA na izay olona mahalmahita azy
1. xxx
(
21/12/2005 09:28)
izaho ( mpamorona sady mpitendry ) dia manana projet ho anao koa raha hitanao ity dia manorata, fa raha ohatra ka tinao ilay vokatra dia afaka miara miasa isika
handrian_ony@yahoo.fr
ao isika miresaka ny projet
ok
p s: efa misy vazo ho anao ato amiko
ok na ho an'izay mahafantatra azy dia mba handefaso message paz mail anie svp
handrian_ony@yahoo.fr
ao isika miresaka ny projet
ok
p s: efa misy vazo ho anao ato amiko
ok na ho an'izay mahafantatra azy dia mba handefaso message paz mail anie svp
novalian'i joda ny 24/12/2005 19:10
4. xxx
(
21/12/2005 11:43)
Fa maninona no eto no tadiavina izy fa tsy atao privé le resaka?De maninona koa no tsy mitonona anarana?Fa gadon-lira inona aloha no itadiavana manokana an' i Stéphane e?
6. joda
(
24/12/2005 19:10)
mandefasa mail @ rta raha tsy diso aho anefa dia mana exclusivité izy iny ka tsy azon'iza alaina raha tsy manao fifanarahana @ rta