Nahoana no de ampijaliana foana i coyotte e!!??

1. Tenio ( 21/12/2005 13:30)
Iza no mba mpijery an'i Beep beep sy coyotte? otran'ny toa hoe ampijaliana foana leiry, nefa anie leiry mba mitady sakafo e, ary vorona ( beep beep ) no mba sakafony nefa dia tena tsy ananana antra mihintsy razoky!!!:lol::lol:
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:15
2. majakely ( 21/12/2005 13:43)
Tenio :-D:-D
3. namanao ( 21/12/2005 14:14)
Tenio:

Iza no mba mpijery an'i Beep beep sy coyotte? otran'ny toa hoe ampijaliana foana leiry, nefa anie leiry mba mitady sakafo e, ary vorona ( beep beep ) no mba sakafony nefa dia tena tsy ananana antra mihintsy razoky!!!:lol::lol:



:-D :-D :-D :-D ny mahafinaritra ahy amin'i coyotte de lery manana tetika tena maty paika tokoa, fa ny lahatra moa zany tsy izay.
4. hery ( 21/12/2005 14:25)
Ho faty noana raha ohatran'i Coyotte daholo :-) aleo miova sakafo
5. majakely ( 21/12/2005 14:40)
Tenio ngah malahelo an'i coyotte??'
6. Veloo ( 21/12/2005 15:31)
:-D:-D:-D:-D
7. mirana5 ( 21/12/2005 19:04)
Tenio:

Iza no mba mpijery an'i Beep beep sy coyotte? otran'ny toa hoe ampijaliana foana leiry, nefa anie leiry mba mitady sakafo e, ary vorona ( beep beep ) no mba sakafony nefa dia tena tsy ananana antra mihintsy razoky!!!:lol::lol:


zany no atao hoé manao KELY TSY MBA MAMINDRO E!!!!!!!!!!!
8. Veloo ( 21/12/2005 19:40)
:-D
9. Herimiafina ( 21/12/2005 22:28)
Ka i coyotte anie "genie" e, de ny genie tsy de be mpitia, hehehehe:-D:-D:-D:-D
10. jennifer2 ( 22/12/2005 03:05)
Za reto mba tia mijery BD ihany fa raha vo misy mamoalahelo de tsy mahatanty aho fa mitomany a! Aza tantaraina raha mampalahelo le coyotte.
11. Veloo ( 22/12/2005 20:26)
ntsoooooooooooo sensible be zany njy ry jennifer an :-*
12. Herimiafina ( 22/12/2005 23:13)
Otsan'ny tady hampanaelo anah kou ry ireto le "grand méchant loup" amin'ny anganon'i le petir Chaperon rouge iny an, hehehehehe=))=)):-D:-D
13. hesham ( 23/12/2005 01:02)
herimiafina vo avy namaky an`io tantara io za vo 3 andro ngamba zay de io toi mampatsiaro hihihihihihi .
14. Tenio ( 23/12/2005 05:25)
Inona moa ry reto no tsy anaovana an'i coyotte, zeraina ny vato, tsipazana baomba, hosena @ lamasinina. Nefa anie leiry mba noana e!!:D:D sady leiry ary efa mahia kaozatina satria tsy ampy kaly:D
15. Herimiafina ( 23/12/2005 05:39)
De tsy coyotte irery fa i gros minet de i tom de duffy duck konkou mijaly mihintsy, hehehehe:-D:-D
16. Veloo ( 23/12/2005 15:21)
:-D:-D
17. pissoa ( 23/12/2005 17:06)
:-D:-D:-D
18. Veloo ( 24/12/2005 07:41)
:-D:-D:-D:-D
19. jennifer2 ( 25/12/2005 03:01)
Andray reto, de faly ery ry veloo sy ry pissoa nefa biby mampalahelo zany. Ianareo angamba le mpanmdaka alika sy saka ireny.
20. Veloo ( 25/12/2005 20:51)
:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3761