Tena mahaliana

1. hery ( 21/12/2005 14:12)
Sary maromaro mamitaka maso... ary indraindray tsy mampino kanefa rehefa tena dinihana dia tena ny masonao no voa :-)
http://www.michaelbach.de/ot/index.html
novalian'i vale ny 28/12/2005 22:37
2. Bariry ( 21/12/2005 14:22)
Hery< mila manao solomaso zany sa mampiasa loupy?
3. Bariry ( 21/12/2005 15:43)
8O8O8O
4. Veloo ( 21/12/2005 16:19)
mampatahotra be ilay maso....
hery a tsy aiko lesy ny mampiditra jereo eto otrany ny nataonao io a... ahona kay? ny any @ hafatra mantsy mba misy an'ilay browse dia mba aiko fa ty tena tsy aiko.. mba atoroy kely oe?
5. fasaly ( 21/12/2005 17:47)
tena saika voa tao ny masoko knou!
6. lanto92 ( 21/12/2005 18:23)
8-)
7. hery ( 21/12/2005 21:41)
veloo> tsy soratana ny jereo eto kah. Apetraka fotsiny ny adiresy internet dia miova ho azy hoe jereo eto.
Ohatra soratako fotsiny hoe http://serasera.org dia tonga dia miova hoe http://serasera.org
8. jennifer2 ( 22/12/2005 03:16)
mampanofy ratsy le maso manara-dia an'le sourie!
9. akamatiana ( 23/12/2005 03:50)
:^)
10. diamondra27 ( 23/12/2005 03:55)
io ary fa nisy le emailaka mandeha ao fa tsy mitovy @ le tato @ dinika
11. vale ( 28/12/2005 22:37)
hery:

Sary maromaro mamitaka maso... ary indraindray tsy mampino kanefa rehefa tena dinihana dia tena ny masonao no voa :-)
http://www.michaelbach.de/ot/index.html


ay, teny mahaliana tokoa fa ny ahy ny masoko aza tsy fann fotsiny fa tena nataoatsa an'ilé rotating snake zà!:?:?:?:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.556