Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Vahinala
(
31/12/2005 13:19)
Mila vonjy ry reto an !
Araka le efa voalazako tao am dinika mikasika ny angadrano io d tena feno ny lohako ary tena mijaly be satria mangididy d mihotra d avy eo maradratra daholo ny hodi-dohako. D ny tena olana koa d izao,...
tohiny
novalian'i Falzar ny 10/04/2006 10:53
Vahinala
(
31/12/2005 13:11)
Firariantsoa 2
Faly miarahaba ny namana rehetra eto amin'ny serasera tratry ny farany amin'ny taona 2005, ary dia samy ho tratry ny 2006 ihany koa isika rehetra, mirary soa,fahombiazana ary fahasalamana feno tantera...
tohiny
novalian'i fasaly ny 06/02/2006 16:13
zoara
(
31/12/2005 13:08)
hafatra soloky
salama daholo!
zah ry reto nahazo ireny hafatra mpisoloky ireny zay milaza fa lery hono zanaka mpanakarena any afrika ka mitady ny fanampiako ahazoany ny lovany fa homeny 15 isanjatony aho(afoheziko ...
tohiny
novalian'i sheran555 ny 20/03/2006 13:58
xxx
(
30/12/2005 14:47)
FIJORONA VAVOLOMBELONA
izany hoe ny amin ny rehetra na ny ratsy na ny tsara ,rehefa mety marina mahalina ...
tohiny
novalian'i methode ny 04/02/2006 22:47
xxx
(
30/12/2005 14:06)
tratra ambodiomby (NAMPIRAFY EH )
dia ahoana ? inona no hevitrao raha ny vadinao no tratranao nefa ianao tia azy iza no atao sorona ny tenanao ve sa ny zankao ve sa ilay fitiavana zakanao ve ianao tsy saropiaro indrindra sa hody fanin...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 21/01/2006 07:59
sherillalove
(
30/12/2005 13:10)
Raha lavitry ny maso ve lavitry ny fo?
Zao no olako rakizy a!Miaraka @ olona za ef ho 1an zay,mieritreritra ny hivady zay f saingy tsy nahita asa iz ra tsy any @ tany dezak tsy misy na réseau na BLU na internet(eto dago iany io f saingy a...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 30/01/2006 08:50
notron
(
30/12/2005 12:08)
Mba toroy hevitra Ra-Jean eeeeee!
- Fa inona lesy ty mampitanondrika an'lah Ra-Jean?
- Za lesy mba te-hanao reveiô miaraka @ partenera fiksa a! Nefa za tsy manana sipa. Sahala @ mipitsipitsika daholo lesy ze sipa resahako a!
- Fa m...
tohiny
novalian'i Veloo ny 12/01/2006 19:08
hery
(
30/12/2005 12:00)
Misy afaka manamboatra vam?
Izany izao no tokony hisy ato amin'ity lohahevitra vaovao ity. Raha misy afaka manamboatra fiarakodia dia afaka miseho sao mba misy azo ifanampiana. Lazao hoe any Dago ianao na any ivelany... dia laza...
tohiny
novalian'i beloakely ny 29/07/2017 12:01
hery
(
30/12/2005 09:38)
Bug ao amin'ny forum
Misy zavatra hafahafa ato amin'ny forum hatramin'ilay nanaovaozana azy tamin'ny krismasy (Angamba zany no manjo rehefa miasa andro fety ;-) )
Niezaka ihany aho nijery hoe inona fa mbola tsy arako mih...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/01/2006 18:37
diamondra27
(
30/12/2005 07:04)
vonjeo
za ry reto tena raikipitia eto @ dinika serasera tsy te hiala mihitsy fa mahaliana doly ny dinika saingy tato ato tena ny eo ihany no miverina, misy afaka manampy ve? ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 11/02/2006 14:57
hery
(
29/12/2005 20:40)
Dinika vaovao
Lohahevitra vaovao mety mahaliana eto amin'ny forum.serasera.org indray no nosokafana androany. Resaka momba ny fiarakodia. Ho an'ireo mpitia fiara-kodia. Fizarana traikefa. Vahaolana teknika. Fanovan...
tohiny
novalian'i adam ny 07/01/2006 18:04
lemenakely
(
29/12/2005 17:22)
rariny ny ataon'ny pilote gasy ao @ air mad
ireo pilote afrikanina dia lafo karama kokoa noho ny teratany ...nefa ny pilote gasy dia mahay ga dia manomana menace de gréve ry zareo......
tohiny
novalian'i toovs ny 16/05/2006 13:23
xxx
(
29/12/2005 17:11)
vaovao
Nisarka hono izy roalahy mpihira malaza t@ tarika tragedie????...
tohiny
novalian'i riam ny 06/01/2006 09:25
hery
(
29/12/2005 08:56)
Teny gasy ihany :-)
Fampatsiahivana fotsiny ho antsika rehetra fa ny hafatra amin'ny teny vahiny manontolo dia voatery hofafaina.
Dia mba samy miezaka e. Na mifangarongaro eo aza :-)...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:39
jmt
(
29/12/2005 07:12)
Fety faran'ny taona
Inona no masaka amin'ny faran'ny taona io. Tokony homenareo zao oe aisa no misy rendez-vous ho an'ny rehetra. Ka tsy hevitra vaovao fa fanontaniana ny ahy....
tohiny
novalian'i fijo ny 30/12/2005 18:47
diamondra27
(
29/12/2005 06:14)
IMPLANON
nanao ahoana ny tohin'ilay formation natao tany dago momba an'io? Fangaha tsy efa nisy an'io taloha sa hafa le anarany taloha ?...
tohiny
novalian'i watafon ny 17/05/2006 13:49
diamondra27
(
29/12/2005 06:10)
ROMANTIQUE
Toa betsaka loatra ny côté négatif momba ny fitiavana hita eto @ dinika ka mba lasa ny fisainako hoe: sao mba misy namana afaka mitantara ny histoire d'amour-ny na ny aventure-ny eto fa raha izao n...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 03/01/2006 10:53
vale
(
28/12/2005 23:05)
"Sac plastic" hamonosana ny "crottes"ny alika!hum!
Manahoana daolo ééé! Dia gaga aho fa rehefa ho an'ny alika dia azo ataon'ny fanjakàna (frantsay) ny mizara sac eny @ akaiky zaridaina ireny! tsy ratsy ilay izy satria mampiezaka ny olona hanadio r...
tohiny
novalian'i vale ny 16/05/2006 16:50
diamondra27
(
28/12/2005 13:19)
FERMETURE DES EGLISES
ahoana indray ny hevitrareo @ity resaka hoe: fanakatonana fiangonana MRE, FAAK, APOKALIPSY... ity...
tohiny
novalian'i dadabe ny 03/03/2006 15:57
joda
(
28/12/2005 12:58)
toa misy marina ihany ny tenin'i francis turbo...
hoy izy hoe rehefa nadinika aho an dia nisy TS daholo ny filoha malagasy
TSIRANANA
RAMANANTSOA
RATSIMANDRAVA
RATSIRAKA
avy eo koa ZAFY mbola
RATSIRAHONANA koa no nanao ny affaire courante hatr...
tohiny
novalian'i onjah ny 20/02/2006 20:34
