Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hertix
(
08/01/2006 13:37)
Mpitendry bà gasy kalaza.
Betsaka ny mpitendry bà gasy kalaza an? Fa iza no tena henjana amin'izy rehetra? ao ireo mbola velona ry Zozo sy Coco(Henri Ratsimbazafy), Rivo Ramandiamanana (Salomon), Henri Ratsimbazafy ... ankoat...
tohiny
novalian'i hertix ny 26/01/2006 01:12
Vahinala
(
08/01/2006 12:22)
Qui veut gagner des millions ?
Nareo moa mijery ilay fandaharana io amin'ny TF1 ?
Indray alina hono d hozy ny vadiny Jean Pierre Foucault raha tena le te hanao firaisana be aminy iny izy : ( ataoko am teny frantsay fa manjary tsy ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 20/01/2006 19:57
Vahinala
(
08/01/2006 12:07)
Sans plomb
Henoko tamin'ny fofombadiko any Dago hoe nisy lalàna nivoaka ndray hono fa manomboka amin'ity taona ity dia foanana ny essence sy ny gasoil fa tsy maintsy hovaina sans plomb daholo ny solika ampiasai...
tohiny
novalian'i Ralay ny 18/01/2006 11:28
adam
(
07/01/2006 23:51)
fivoriana hafakely
nisy fivorian'ny mainty hoditra tany francfort tao daholo ny solon-tena ny afrikana rehetra de mba tonga teo koa le gasy kely de tsy nahazo niditra satria hon tsy afrikana kanefa de nahazo tts fana...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/01/2006 19:36
mirana5
(
07/01/2006 20:55)
aiza no misy
Mba liana aho mba te hahita sy hihinana voasary fihina-kodiny oatran'ny tany Dago taloha ela b mbola misy ve ireny ry reto?, dia aiza no mety misy eto an dafy?...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 18/01/2006 19:20
pissoa
(
07/01/2006 16:41)
Sinoa maka sary
[img]http://img96.exs.cx/img96/9039/camera_2.jpg[/img]
:roll::roll:...
tohiny
novalian'i pissoa ny 10/02/2006 05:48
Herimiafina
(
07/01/2006 16:35)
Fanokafana maotera Nissan Pick-Up.
Tsy haiko ny fiara hafa fa ny tiako resahana dia ny Nissan Pick-Up. Manary menaka sy gas-oil be foan ka rehefa nentina tany amin'ny mécanicien dia izao no nambarany hoe: ny Nissan rehefa nosokafana m...
tohiny
novalian'i tiamamboly ny 10/11/2016 06:40
diamondra27
(
07/01/2006 13:56)
GEORGE BUSH
Ahoana ny nahitan'i Georges Bush hevitra mba hahazoana an'Iraq?
Satria indray andro hono dia nanontany anjanany vavy Mr Bush hoe: @ anniversaire-nao manaraka de inona ny cadeau tianao omeko anao?
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/01/2006 19:40
diamondra27
(
07/01/2006 13:41)
MAGICIEN
Inona no mofo tian'ny mpanao magie indrindra raha fantatrareo?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/01/2006 20:21
jentilisa
(
07/01/2006 06:46)
Lahiniriko: mety sa tsy mety?
Izay no fanontaniako amin'izao fotoana izao. Toa banjinina amin'ity rangahy ity avokoa moa ny resaka satria nisinisy mihitsy no niandry izay holazainy. Tsy afa-nandray fitenenana anefa izy fa dia voad...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2006 20:52
fameusecousine
(
07/01/2006 03:20)
resaka sary
tsy zany mantsy ry zalahy fa ny taona vao2 na ny tena efa anitra rahateo fa maninona ho aha raha sary avy manao lakozia de maloto be ny tanana ,avy mikotrana na avy mifoha no alaina de apetraka amin n...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/01/2006 21:07
andry44
(
06/01/2006 19:55)
fanamoaran-dalana
Ahoana ihany ity fanamboaran-dalana any@ tanàna ity?ilay RN 44 no tiako resahana.Toa nahato indray izy io mantsy izao!Sa de atao takalon'iana@ fifidianana foana iny faritra Alaotra iny?...
tohiny
novalian'i yehel ny 10/01/2006 05:49
pitchou
(
06/01/2006 18:28)
samy maika ve sa misy tsy te-hihaino?
Ny mahazatra dia mifandimby manao lahateny ny olona maromaro manana andraikitra be eto @ firenena rehefa mamonjy ny lamesa voalohan'ny taona eny Iavoloha. Raha i Sefo Senat no tena nasiaka t@ herintao...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2006 22:07
zoubelou
(
06/01/2006 17:12)
titre hira fôpla!!!!
O rey olona ô! Mbo verifier-o kely ny titre'ny hira zay vao publier-na ato fa misy titre tsy izy mitsy!okay an...
tohiny
novalian'i naivosoa ny 11/02/2006 15:13
kinaoly
(
06/01/2006 17:04)
8ème merveille du monde
hitako t@ télé fa efa nanomboka ny fifidianana ny 8ème merveille du monde. eto @ web ihany no ahafahana mifidy. nitady ilay takelaka momba an'io aho fa tsy nety nahita-manome ireo sites na ouvrages...
tohiny
novalian'i kitjo ny 12/03/2006 13:45
xxx
(
06/01/2006 15:53)
Hafatra kely
Mampalahelo fa betsaka ny namana ato amin'ny serasera no miavona sy manavakavaka, tsikaritra ato amin'ity sehatry ny dikina ity izany ary indrindra fa ao amin'ny karajia. Samy malagasy ihany daholo an...
tohiny
novalian'i ravakamalala ny 09/01/2006 21:03
Vahinala
(
06/01/2006 14:51)
Mail hafahafa
Misy namana iray noratra any am dinika "tetsy sy teroa" any hoe naharay e mail avy amin'olona ts fantany akory. D gaga be za fa naharay koa aho androany ary 2 be zao, mitovitovy ilay tantara fa samy h...
tohiny
novalian'i dizneff34 ny 01/02/2006 07:20
dadabe
(
06/01/2006 11:57)
Resaka Sabata ?
araka ny resaka nandeha tao ambadika tao dia indro hosokafako ilay resaka mikasika ny sabata :
fepetra:
1-lazao ary hoe inona no atao hoe sabata? omeo ny porofo?
2-taiza no nipoiran'ny teny hoe s...
tohiny
novalian'i ISMAH ny 31/01/2019 12:09
Levy
(
06/01/2006 08:48)
Ba kely: Telo sa roa sa iray. Manomboka havanana sa havia..?
Izao taom-baovao izao de misaritaka mihitsy ny fonorohana (ba kely, biz...) miseho @ fomba samihafa sady samy hafa. Ny olana dia misy manao telo misy manao roa, ny sasany iray matanjaka be. Vokany fi...
tohiny
novalian'i mirana5 ny 23/01/2006 16:33
fasaly
(
06/01/2006 07:30)
"SOLDE"
Andron'ny solde ndray zao, fihenambidy hono,
nareo ve tsy mahatsikaritra fa rehefa solde iny de misy mahintsy minadry varavarana vao maraina eo, misy lasa kondrakondrana otran'ny adala mintsy amin'io...
tohiny
novalian'i kantonirina ny 02/02/2006 13:40
