MAGICIEN

1. diamondra27 ( 07/01/2006 13:41)
Inona no mofo tian'ny mpanao magie indrindra raha fantatrareo?
novalian'i Veloo ny 22/01/2006 20:21
2. dadabe ( 07/01/2006 14:33)
:miam:makasaoka
3. pissoa ( 07/01/2006 14:45)
mofo dibera?
4. Dezy ( 07/01/2006 17:14)
mofo @ ravina:@:@:@:@
5. jennifer2 ( 07/01/2006 20:13)
mofo
6. Vahinala ( 07/01/2006 20:23)
mofo mazika :-D:-D
7. jennifer2 ( 07/01/2006 20:24)
:-D
8. Veloo ( 07/01/2006 23:23)
mofo akondro :-D:-D:-D
9. Bariry ( 08/01/2006 00:32)
Inona le izy fa tsy haiko...
10. jennifer2 ( 08/01/2006 05:00)
mofo
11. dadabe ( 08/01/2006 07:20)
Mpandefa : Dezy [ Valio ] 07-01-2006 21:14:55
Lohateny : Re : MAGICIEN
mofo @ ravina

ekena razokiny be a:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@
12. pissoa ( 08/01/2006 08:11)
Nandalo tato ndray dadabe :twisted::-D:-D
13. Vahinala ( 08/01/2006 12:15)
Omeo amzay ny valiny ry diamondra27 a ! Afapo za refa ts mofo mazika an !
14. allanwilliam ( 08/01/2006 12:37)
tsy misy
15. coco13 ( 08/01/2006 14:35)
Mofo akondro na mofo menakely.
16. ariel ( 08/01/2006 16:06)
ramanonaka ary e! sa mofo gasy?
17. Vahinala ( 08/01/2006 16:42)
So d mofo baolina
18. diamondra27 ( 08/01/2006 16:53)
Ny valiny zany de "LA BAGUETTE" e!

Mila hazavaina indray ve e!
19. Veloo ( 08/01/2006 21:12)
diamondra a ie azavao oe :-D:-D:-D
20. rariri ( 09/01/2006 02:56)
[dein zato nareo!:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6532