Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo
(
11/01/2006 20:59)
mainty aho.
mihaino vazo gasy aho ,dia maheno ilay hira hoe:"mainty aho"
lazainy fa mainty izy ka izay no tsy hitiavana azy.
io dia fahambaniantsaina.ny fitiavana dia voafetran'ny safidy.mety hisy mainty nefa t...
tohiny
novalian'i pitchou ny 23/01/2006 18:03
diamondra27
(
11/01/2006 16:13)
sectes
1° inona no atao hoe: sectes?
2° Iza avy ireo fiangonana lazaina fa sectes?
3°De ahoana no ahafantarana azy sy ny methode-ny?
4° Ahoana no atao mba hisorohana tsy hirona @io ny membre n...
tohiny
novalian'i Achia ny 11/03/2006 05:20
hesham
(
11/01/2006 15:39)
omeo hevitra
Miarahaba antsika rehetra oo dia mba mila hevitra koa ee.
Misy olona maniraka ahy hanadro Malagasy hon`ny olona 12 kanefa dia tsy hitako izay andrahoina fa mba omeo hevitra izaho satria mety ahazo ki...
tohiny
novalian'i hesham ny 28/01/2006 16:00
kala
(
11/01/2006 13:45)
Aza mba manao toy ity
:oops:Vehivavy ihany ve ny tena de andrasana ho maloto daholo ny slip (string) vao sasana.Hany ka mahatratra 25 rehefa mihahy:evil:Na dia sahirana be aza rireto aza avela hiotrika ireny zava-tsarobidy...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2006 20:57
Vahinala
(
11/01/2006 13:38)
Soavaly fotsy
Niara nandeha nijery sinema hono ireto bandy 2 lahy, ny 1 frantsay ary ny 1 kosa belge.
-Sahy manao pari amin'ialahy aho hoy ity frantsay fa mianjera izao io kofa ambony soavaly fotsy io.
-Tairo ary...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/01/2006 19:35
Angolaina
(
11/01/2006 11:38)
hatraiz any halalin'ny fifandraisana virtoaly ?
lasa oa ny saiko mieritreritra antsika eto e ! tena mahafinaritra ny fifandraisana nefa hatraiza ny halalin'izy ity ? ...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 16/01/2006 20:28
Samoana
(
11/01/2006 09:21)
Fihaonam-pianakaviana ?
Tsikaritro miadana fa maromaro ihany ny havako namana ato:lol:.Tsy haiko koa ianareo raha toa ahy. Mbola velom-pisaorana an'i Hery nanorina ity tranobem-pihavanana ity e !=D...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 04:35
nani
(
11/01/2006 09:09)
Ny hevitrao no andrasako !
Salut daholo !
Raha misy ny zavatra faran izay manahirana ahy indrindra ny mieritreritra azy de anisan izany ny hoe " misy marina ve ilay atao hoe anjara ? "
Ohatra iray , raha misy olondroa mifa...
tohiny
novalian'i nani ny 13/01/2006 17:37
xxx
(
11/01/2006 05:34)
Mitady mpitendry
Mitady mpitendry 4 mahay tsara izahay hiaraka aminay amin'ny tournée "Ambiance Rock Gasy" @ volana avril 2006.
1- basiste
1- synthé
1- guitariste soliste
1- batteur
Ny répétition dia atao...
tohiny
novalian'i fbi ny 13/02/2006 16:46
hery
(
11/01/2006 05:28)
Jonny R'Afa
Efa henonareo ve ny momba an'i Jonny R'Afa? Mpihira, mpamoron-kira, sady interprete hono izy io. Anisan'ny hira noforoniny Rabodoniarivo, Ravorombazaha (Anazy kay hono io fa tsy an'i Tselonina), Retsi...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/01/2006 04:40
xxx
(
10/01/2006 22:25)
lehilahy
inona no mahatonga ny lehilahy , somary tsy miraika na somary tsy taitaitra @ vhv , tsy vonona ny hanambady na efa manan situation tsara aza , mbola t hirevy v sa? ,ary ahoana no ahafantarana lhl tsy ...
tohiny
novalian'i soasoafy ny 24/02/2006 13:40
lapino
(
10/01/2006 21:05)
"Mila ovaina ny toe-tsaina"
"Mila ovaina ny toe-tsaina"
Ny toe-tsaina ahoana no ovaina manao ahoana, dia amin'ny fomba ahoana? Ary possible ve izany?
Zavatra faheno foana manko izy io, tsy aleo mba asiana resaka?...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 02/02/2006 11:50
xxx
(
10/01/2006 17:10)
namana very hevitra
Misy namana anankiray milaza fa manana olana izy, vehivavy izy io ary mitondratena,nandeha ny fikotiana dia nanaiky ilay vehivavy, efa nihaona matetika @olontiany elaela , mifanoroka fotsiny sy miresa...
tohiny
novalian'i bolida ny 31/01/2006 14:48
booboo
(
10/01/2006 16:02)
taiza aby ny tany efa notsidihinao ?
Namaky reny carnets de voyages tany @ sites hafa zaho fa tsy nety nahita raha na iraika aza @ teny gasy. Nefa mino aho fa betsaka ny gasy no tia mizaha tany sy mandeha vacances ankoatra ny any ambaniv...
tohiny
novalian'i Veloo ny 13/01/2006 19:17
Ntsoa2
(
10/01/2006 14:05)
MBA MILA FANAMPIANA AZAFADY.
Ho antsika namana rehetra indrindra fa ireo izay mipetraka eto Italia indrindra no mba ilaiko fanampiana. Efa taona maromaro izay no nahatongavako taty Italie. Mbola tsy niverina tany Madagasikara mih...
tohiny
novalian'i Angie ny 02/02/2006 15:06
diamondra27
(
10/01/2006 12:45)
CURE
Nisy vehivavy iray hono zany efa elaelaizy io no tsy nahazo mofo angaha de mamba be, de tsy nahita hevitra raha tsy nanatona ilay M. le curé, de lasa nakany aminy. Toc toc toc, Mr Le curé , tena tsy...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/01/2006 19:35
hery
(
10/01/2006 12:42)
Velona indray ny statistika
Araka ny fitarainan'ny namana maro :-) dia nohatsaraina sy novelomina indray ny statistika teto amin'ny forum.serasera.org
Navesatra loatra izy io teo ka nitadiavana hevitra ny tsy hampavesatra azy d...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/01/2006 07:07
dxankoay
(
10/01/2006 12:18)
fijery vaovao
Salama ,
Misy fomba vaovao eo @ lafin'ny fandohavam-bola eto @ tranonkala satria mampiasa ny herin'ireo "internautes" ny mpanjifa .....
Sady eken 'ny fanjakana ao @ Pacifika io fomba FAMPIASANA ir...
tohiny
novalian'i lapino ny 10/01/2006 12:43
dxankoay
(
10/01/2006 12:10)
ho antsika mampiasa ny tranonkala ...
…. Na mpivarotra , na olon-tsotra !
Salama daholo ,
Mba hevitra efa ela ihany izy 'ty no vinavina fa zay aho vao nanam-potoana ....
jereo ny blog: http://www.ankoay.blogspot.com/
Dia din...
tohiny
novalian'i lapino ny 02/02/2006 22:56
dxankoay
(
10/01/2006 12:04)
ho antsika mpampiasa ny tranonkala !
Salama daholo ,
Mba hevitra efa ela ihany izy 'ty no vinavina fa zay aho vao nanam-potoana ....
jereo ny blog: http://www.ankoay.blogspot.com/
Dia dinidiniho , fa mahasoa antsika rehetra eto ...
tohiny
novalian'i dxankoay ny 10/01/2006 14:58
