hatraiz any halalin'ny fifandraisana virtoaly ?

1. Angolaina ( 11/01/2006 11:38)
lasa oa ny saiko mieritreritra antsika eto e ! tena mahafinaritra ny fifandraisana nefa hatraiza ny halalin'izy ity ?
novalian'i Vahinala ny 16/01/2006 20:28
2. Vahinala ( 11/01/2006 11:50)
Ny halaliny ahoana moa izay fa tsy azoko tsara ?
3. dadabe ( 11/01/2006 12:28)
angolaina a> hatrany 2 vady e!

vahinala> zah kounkou ve dia tsy ho azon'i toi e:wink:

de mifanohatohan-tsy ho lavo

de mifanampy

de nifankahery

de mifankatia

de miray ( zah sy vahinala io a:wink:)
4. cutie ( 11/01/2006 12:40)
Angolaina [ Valio ] 11-01-2006 15:38:20
Lohateny : hatraiz any halalin'ny fifandraisana virtoaly ?
lasa oa ny saiko mieritreritra antsika eto e ! tena mahafinaritra ny fifandraisana nefa hatraiza ny halalin'izy ity ?

aza tonga de mieritreritra an'zany akia a, refa mahafinaritra an-jy le izy de hiaino aloha. "Live the moment"
5. Vahinala ( 11/01/2006 12:53)
dadabe > :*:*:* ve ? :-D:-D:-D:-D

xxx > Tsy hitako hoe inona no tena tokony hahalasa saina lavitra fa nena aloha mahafinaritra ahy fotsiny ny miara mitafa amin'ny namana rehetra eto d zay, tsy mitady zavatra hafa ary tsy miandry hiditra amin'ny lalindalina zany !
6. jentilisa ( 11/01/2006 13:19)
Izay indrindra manko! aza tonga dia mieritreritra izany vady izany fa izay ifandraisana aloha, dia rehefa mitafa anie mahafinaritra hatrany ny resaka e!
7. dadabe ( 11/01/2006 13:23)
tres bien!
8. Vahinala ( 11/01/2006 13:30)
jentilisa > Raha tonga d vady kosa no tadiviny, misy ange ireo site hafa ahafahana manao izany e, sa ahoana ? Ny eto tsinona dia tsy maintsy ny lasa mpinamana aloha no hiandohana ka asakasak'izay te hiditra laliny, miankina amin'ny tsirairay sy izay resaka hifanaovanareo any ihany ry xxx.
9. Vahinala ( 11/01/2006 13:30)
Oadray tsy xxx kay azafady fa Angolaina. 8O
10. jentilisa ( 11/01/2006 13:40)
marina mihitsy izany! sady ilay hoe mpinamana iny koa anie no ahitana ny tena toetrany e! dia sakasakao amin'izay avy eo!
Fa ny ahy aloha olona matotra no mifanoratra amiko ka tena ahitan-javatra mihitsy e!
11. dadabe ( 11/01/2006 13:45)
inona no diakn'izany hoe sakasakao izany ra jentl...??
12. Vahinala ( 11/01/2006 13:47)
dadabe > fakafakao angamba no tiany lazaina, sa tsy zany ry jentilisa ?
13. dadabe ( 11/01/2006 13:49)
vahinala :*:* okay aza e
14. Vahinala ( 11/01/2006 13:51)
Aryfa dadabe ty wa toa vetivety kely no mamaly ana e, ary connecté ao koa enao zany amzao ora zao an ! :-*
15. dadabe ( 11/01/2006 14:01)
iee zaha anie manara maso andry e sao misy miditra tampoka eo :wink:(mifenty :wink:):-$
16. xxx ( 11/01/2006 14:04)
Angolaina:

lasa oa ny saiko mieritreritra antsika eto e ! tena mahafinaritra ny fifandraisana nefa hatraiza ny halalin'izy ity ?



za efa niaraka t@ bandy preske ho 3 ans fa zany no tena oe resaka virtoaly an! mbola tsy nifankahita nivantana (juste sary),fa mba miresaka fone kous klou mba ni-pimenténa kely azy é!
juste zany oé sary, tsaty, feo fa hummm.....
tsy vazy² io fa tena ni- hummmmmm be zay :oops:
17. dadabe ( 11/01/2006 14:09)
de manao virtoaly ve ???:{:{ :-w:-w:-$

vahinala:*:*
18. lapino ( 11/01/2006 15:39)
fifandraisana virtoaly, lasa firaisana virtoaly no voaresaka ny halaliny. :-D:-D

angolaina:
lasa oa ny saiko mieritreritra antsika eto e ! tena mahafinaritra ny fifandraisana nefa hatraiza ny halalin'izy ity ?

Hatraiza no tianao? Dia reveo am'zay! :)
19. nani ( 11/01/2006 15:53)
Ehehehehe ngah hita tsony hoe hatraiza fa enao tenanao ihani no mahita azy ao eee !!! rah tsapanao fa tsara sy mety de ankafizo aloha , rah ratsy de ajanoni eee !!
20. ravakamalala ( 11/01/2006 16:12)
raha manana toro hevitra omena anao aho dia : aza alefa lavitra ny fifandraisana, fa feno fitaka ny tany e!
ary ny toky fitaka hono fa ny atao no hita.
misy olona zao fantatra ato amin ity serasera ity manana pseudo maro samihafa, dia ianao mieritreritra hoe ohatrohatran izao zany ny toetran ity olona ity dia raiki pitia eo nefa tsy tena toetrany akory fa masque daholo. sarin ady no bdb e!

na iznay na tsy izay aza anie , ny forum anie akia dinika e, miresadresska no tena mahafinaritra eto, raha mitady sipa indry na vady, dia misy a lé tranonkala voatokana ireny,

sady any ry zalahy sady bôgôsy no be détenty, sady taviny no volony, no raviny no molony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1415