hatraiz any halalin'ny fifandraisana virtoaly ?

41. ravakamalala ( 13/01/2006 16:35)
"lalina ohatran ny dalle":wink:
42. fasaly ( 13/01/2006 17:05)
Vahinala:

fasaly > Za zao anisany le nanao fety irery taty foana 2 taona misesy zay :cry:, ampy zay kan ! Ny lalàna mody no asiana olona ndray zao ! hiihiiiihi fa ny akama rehetra ato koa tsy adino e, mba hamonjy fihaonana za rehefa misy any dago.



de ho tsara miverina zany ndroky e! zahay zany tavela!!! aza mandino rehefa tonga any na tsy afaka mi surf firy tsony e! de rehefa tonga any zay de mamonjy fiaonana de mahita an'i vahinàla...:wink:
43. Vahinala ( 13/01/2006 17:22)
fasaly > Hihiiihi okay akie, tsy manadino fa tsy maintsy maketo am dinika ihany isaky ny mba misy fotoana e, d aza adino koa milaza refa ho any nareo an ! :-*:-*
44. Veloo ( 13/01/2006 19:16)
hatreto ihany ka.. eto @ forum...:-D:-D:-D
45. Angolaina ( 16/01/2006 12:06)
booboo:

ny anay ny fifandrasaina virtoaly tonga hatrany @ fifamangiana mivantana rehefa malalaka ny fotoana. Tsy haiko na lalina zany na tsia ? :roll:



nga ny anareo irery fa h@ ny anay koa e! fa milay be le fifandraisana e
46. watafon ( 16/01/2006 16:04)
hahita an'i vahinala zany kou ! d ho lalina kokoa anie ny fifandraisana ! hihihi !
47. Veloo ( 16/01/2006 20:08)
rehefa lalina dia zavatra afa ndray knou tsy virtoaly intsony kle:roll:
48. Vahinala ( 16/01/2006 20:28)
watafon > Ho lalina tokoa anie ! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7155