hatraiz any halalin'ny fifandraisana virtoaly ?

21. Vahinala ( 11/01/2006 16:30)
ravakamalala > Blavo maria mintsy nenjy aky an !=D=D

dadabe > :-*:-*
22. fasaly ( 11/01/2006 19:11)
dadabe:

angolaina a> hatrany 2 vady e!

vahinala> zah kounkou ve dia tsy ho azon'i toi e:wink:

de mifanohatohan-tsy ho lavo

de mifanampy

de nifankahery

de mifankatia

de miray ( zah sy vahinala io a:wink:)


otran'ny ataontsika sy toi ve????:wink:
23. fasaly ( 11/01/2006 19:14)
Angolaina:

lasa oa ny saiko mieritreritra antsika eto e ! tena mahafinaritra ny fifandraisana nefa hatraiza ny halalin'izy ity ?




io miankina amin'ny tsirairay io hoe ahoana ny tena hifandraisany amin'ny ankizy eto,
izaho aloha anisan'ny olona tena tia namana, ary azo lazaina fa tena fidely amin'ny namana raha namana tsara izy mazava hoa azy....de mety ho lasa lavitra ny finfandraisana e! ary mety lasa realy fa tsy virotoaly miankina am zava-misy....
24. xxx ( 11/01/2006 20:27)
[quote=dadabe]
de manao virtoaly ve ???:{:{ :-w:-w:-$







dadabe kou tsss! zany kou anotanina o^o
tsy fanotany zany fa fanandrana! hihihi
25. fijo ( 11/01/2006 21:03)
ravaka an,za kosa ve de manao an'izany andry???ny ahy avy dia vadika ihany ka
26. ravakamalala ( 11/01/2006 21:28)
fijo > tsy ianao ka, ianoa ndray atokisako fa tsy mpanitaka, fa misy iray izay ato efa fantatra be ami nilay fomba firesaka sy fomba fisainana fa olona iray ihany fa ny pseudo no samihafa.

"mihodikondina leitsy a, ity tanintsika ty,
ka mahaiza fetsifetsy,...."
27. Angolaina ( 12/01/2006 07:07)
Za aloha tena tsy mieritreritra ny hitady vady eto e! sady mba manao ahoana koa zany oe hitako teto ny vadiko ?????? 8O
Fa na izany na tsy izany za aloha tena mahatsapa fa tsara le mifampidinika sy mifampitafatafa ato e!
tena azoko tsara ny tin'i ravakamalala lazaina ary tena marina fa fitaka ny fiainana fa tena mampivelatra ny fananana namana e !
dadabe sy fasaly oa de mampimé be :lol:
28. Angolaina ( 12/01/2006 07:15)
fa zao ange zareo zava-misy e! mifandray eto de mitohy @ le fihaonana de avy eo mitohy @ le an'i fasaly sy dadabe :lol: !!!
29. ari.malala ( 12/01/2006 07:19)
ka zay ko anie ry Angolaina le tadiavina e, le fimehezana:) sy le tsikitsiky vao mahita we io ndray le namako iann fa nanoratra d mba falifaly e...
30. Vahinala ( 12/01/2006 07:33)
Tsiky 1 D ampy e ! :lol::lol::lol:
31. booboo ( 12/01/2006 09:52)
ny anay ny fifandrasaina virtoaly tonga hatrany @ fifamangiana mivantana rehefa malalaka ny fotoana. Tsy haiko na lalina zany na tsia ? :roll:
32. fasaly ( 12/01/2006 15:29)
booboo: efa lalina zany ka!
$
angolaina: tena kozy e! marina ny an'i dadabe io fa
mifanohatohantsy ho lavao eny de mifankahery eny de mifankatia fa tsy mifandramatra, mifanoro hevitra mifanampy. ohatra zao dadabe tokana rery lavitravana any lavitsa any de vangivangiko am mssgs eo de omena kourazy matetika mba tsy ho kivy, zà tena mahatsiaro reny ankizy tokana lavitra havana sy namana reny mintsy indrindra fa fety ny anjo tena marina io an! fa tsy resaka fotsiny.....:}
33. fijo ( 12/01/2006 20:51)
za teto nahita namana tena azo itokisana.ary lasa mifandray be amiko.
fa le vady aleo hoavy hoazy eo e
34. fasaly ( 13/01/2006 06:00)
hihihihi! ho avy ho azy ahoana ny vady ry fijo a!
tadiavina ange izy io e!:wink:
35. Herimiafina ( 13/01/2006 06:10)
zah klou mitady akama gasy maromaro be dia be hifandraisana fa leo le vazaha be foana zah klé!!!!

Raha mihaona konkou tsy koi mihintsy, dia miara-manao kaly kely de miara mirevy de miara-midasy, hehehehehe:-D:-D
36. fasaly ( 13/01/2006 06:27)
herymiafina: milay zany e! izany no tena nandehanana
tato am sersera sa ahoana an! zà kalou faly nahita ity sersera ity fa tena ngomba be mintsy tsy nanana namana gasy tsony de taato nanjary nisersera be!!!!
Manja be ny hevitry ndry zany an miakly de mirevy de midasika de maninona kou????
37. Herimiafina ( 13/01/2006 06:31)
Izay maha-ngoma retsaretsa hatao daholo, hehehehe:-D:-D
Ngah io misy fetrany izany klé?
38. Vahinala ( 13/01/2006 08:30)
fasaly > Za zao anisany le nanao fety irery taty foana 2 taona misesy zay :cry:, ampy zay kan ! Ny lalàna mody no asiana olona ndray zao ! hiihiiiihi fa ny akama rehetra ato koa tsy adino e, mba hamonjy fihaonana za rehefa misy any dago.
39. Mifenty ( 13/01/2006 11:45)


aona klou ny ilazana anle oe lalina e, mila manatrobaka ve ilay te ahalala ny halalinany sa aona?

misy refy ifanarahana v saaaaa?
40. booboo ( 13/01/2006 16:34)
eny ôa ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1043