Fihaonam-pianakaviana ?

1. Samoana ( 11/01/2006 09:21)
Tsikaritro miadana fa maromaro ihany ny havako namana ato:lol:.Tsy haiko koa ianareo raha toa ahy. Mbola velom-pisaorana an'i Hery nanorina ity tranobem-pihavanana ity e !=D
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 04:35
2. Angie ( 11/01/2006 10:26)
ny ahy aloha dia ny namako no tena hitaoko betsaka tato, fa na izany aza ny fianakams koa.
3. fasaly ( 11/01/2006 18:38)
hihihihji! ny ahy indray de hafa mintsy!
nisy namana nahatsikaritra ny sariko de ni confirme hoe izaho marina sa tsy izaho hono, kay lay "mon amoureux d'enfance" hihihi! tena danz ndray iny an!
de samy velontantara ny tohin'ny fiainany avy teo de nahavariana....ié tena misaotra ny hery ihany namorona ny sersera fa raha tsy teto de tsy fantako tsony hoe aiza nedala amzao.....:wink:
ny namana mismsiy ihany alou e! ny fianakams kou misy fa ray na roa eo!!!!
4. Vahinala ( 11/01/2006 18:40)
Nena koa namako no efa betsaka hitako tato, namako any Dago fa ny havana toa mbola tsisy hatramin'izao aloha e !:-*
5. fijo ( 11/01/2006 19:56)
ny namako no efa hitako tato koa.ka tena nahafaly ahy
6. Veloo ( 11/01/2006 20:22)
za mbola tsy nahita?:°)
7. fijo ( 11/01/2006 20:55)
ity aho eto ko inona indray no tadiavina.
8. ari.malala ( 12/01/2006 07:53)
mpiara mianatra fahini no hita tato eeeeeeee d merci Hery an =D=D
9. fijo ( 12/01/2006 18:41)
le sipa taloha no mety ho tena milay ko
10. mandrindra ( 13/01/2006 14:22)
mbô tsiahivina indray miserana ve ny lasa ?
11. fasaly ( 13/01/2006 17:20)
fijo: ka tojo io mahintsy zà zao vao haingana no nifankahita tato am sersera de voatsiahy daholo ny lasa rehetsa! fa nedala efa nitoko iray kou! zà anefa mbola aotra be! resiny njay zà tamin'iny:wink:
12. Veloo ( 13/01/2006 19:24)
za wa mbola tsy nahita :roll:
13. fasaly ( 13/01/2006 22:05)
veloo: ka mbola ho avy e hihihi! somary asio sary kely e! iza no mahalala raha akaiky anjy ao antanàna ihany lay namana:wink:
14. Veloo ( 15/01/2006 02:11)
fasaly a :-D:-D:-D:-D:-D an3 tsisy sary ka:-D
iny aho fa nahita iray aloha :-D:-D
15. fasaly ( 15/01/2006 20:40)
veloo: zay aza indry de efa nahita kou! tohizo ny fitadiavana ranona a! hahatratra isa androky ny farany....:lol:
16. Veloo ( 15/01/2006 23:26)
fasaly misaotra ranona aaaaaaa mbola mianjy eto tsika fa ho avy tokoa kay ilay izy :-D:-D:-D:-D
17. ravatorano ( 07/02/2006 09:07)
marina tokoa izany fa za d akama tany ho any nahita ny sariko tato d gaga b we lasa solapaika sy bekibo taian za hahahahahaha d somary hendratra ihany kle
fa ny fianakam's aloha d bobaka ny ato eh manomboka ao antrana ka hatrany ivelany any hahahaha
tsik d amp rahery ah
misotr e
18. naritsimba ( 23/02/2006 06:28)
be ny hitako tatop na namana na fianakams e,
milay foana eh
Ny irtariana dia ny tsy hisian'ny VIRTUEL tsony e!
Tsiky dia ampy:D(l)
19. MCZ ( 23/02/2006 11:10)
hhéhéhéé mora de misourira zany ko héhééé , raha azoko tsara zany de mety ho tokotany faha2 ho any sasany ato sa mety ko wé trano faha2 mihintsy héhéhé:-D:-D:°)
20. fijo ( 16/03/2006 04:49)
ho ho ho ambohipiaonana ato ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5314