Fihaonam-pianakaviana ?

21. LazaRandri ( 05/04/2006 01:06)
Samoana:

Tsikaritro miadana fa maromaro ihany ny havako namana ato:lol:.Tsy haiko koa ianareo raha toa ahy. Mbola velom-pisaorana an'i Hery nanorina ity tranobem-pihavanana ity e !=D

Dia inona avy ny criteres ilaina tratrarina raha mba misy te hiditra fianakavian'i Samoana?
- toetra?
- fahaizana?
- finoana?
- fihaviana?
- harena?
- bika?
- detente? hahaha
- kolo-tsaina?
...?

22. Fiffi ( 05/04/2006 04:34)
23. Fiffi ( 05/04/2006 04:35)
..?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.181