Liste des messages
Liste des messages, inserés par nani, par ordre de date
nani
(
14/10/2011 19:33)
Document alefa any dago
Bsoir daholo !
izaho dia mitady olona ho any dago alohany 1 Novembre ,ampitondraina document .
Mba ilazao ry reto raha mahafantatra ianareo an .
Misaotra mialoha ...
suite
répondu par bazylou le 20/10/2011 10:16
nani
(
17/09/2010 20:58)
Passport biometrika
Manahoana daholo !!!!!
Saika mba hanontany kely , ho an izay mahalala anie azafady hoe mety hafiriana ny vita ny passport biometrika ao Paris. Marihako fa ho an zanako ilay izy , zaho efa manana tami...
suite
répondu par rafahafahana le 13/10/2010 12:52
nani
(
25/10/2006 12:20)
Zany marina ve ilay atao hoe fitiavana ?
Tsy fantatro izay hevitrareo fa tantaraiko aloha ny zavatra henoko . Raha hanorina toka-trano hono ny olona anakiroa , ka efa tena nifankatia tokoa zareo vao nanapa-kevitra , zany hoe toka-trano ahor...
suite
répondu par pimaso le 29/11/2006 13:30
nani
(
11/01/2006 09:09)
Ny hevitrao no andrasako !
Salut daholo !
Raha misy ny zavatra faran izay manahirana ahy indrindra ny mieritreritra azy de anisan izany ny hoe " misy marina ve ilay atao hoe anjara ? "
Ohatra iray , raha misy olondroa mifa...
suite
répondu par nani le 13/01/2006 17:37
