Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kala, milahatra araka ny daty
kala ( 24/03/2010 08:57)
3 V
Inona ary zany : - 3 V? Samy mahay daholo an! bravo fa ity, inona ary zany, rehefa mihoatra ny fitiavana diso tafahoatra ny 3 V dia lasa inona? Mandra pitafa ndray coucou manokana hoan... tohiny
novalian'i peta83 ny 26/03/2010 13:23
kala ( 02/07/2008 12:01)
alahelo an'i totofy
Sali daholo, Dia ho diso ve zà raha hiteny hoe "malahelo an'i totofy". Koa ilazana izay mahita azy na mahafantatra azy mba hanoratra eto hifampizara ny tafa sy dinika totofy > :* :* :* :* :* ... tohiny
novalian'i kala ny 07/07/2008 11:48
kala ( 25/06/2008 05:23)
Fety nasionaly
Miarahaba ny malagasy rehetra sahady amin'izao ankatoky ny fetim-pirenena izao. Dia manaova fety milay n'aiza n'aiza misy anao... Gasy ka tsara Gasy ka manja Gasy ka milay Misy olona menatra ny h... tohiny
novalian'i kala ny 02/07/2008 12:19
kala ( 17/04/2008 11:16)
Ankamantatra
Ndao ndray zay te-hivanitika Ankamantatra no atao ato @ hatsikana sy lalao. Jereo aloha ny souris-nao sao lasa kalalao :lol: :lol: :lol: 1- inona no fanalavana ny H.E.N.A.? 2- inona no fanalava... tohiny
novalian'i mansoor ny 23/04/2008 11:16
kala ( 17/03/2008 05:25)
manina, ngôma ê! tsy haiko...
Sali daholo, Asa na mbola mety hisy teny hafa mahasolo ny hoe "manina", malahelo, ngôma Ireo no azoko ilazana ny tenako amin'ireo namana fahizay :diamondra27, dadabe,watafon, totofy, sasa, ari.m... tohiny
novalian'i kiadi ny 17/04/2008 19:27
kala ( 11/01/2007 07:28)
gatô mpanasaraka
Nisy gatô 03 (na tsy gatô aza dia tsy maninona fa izay no tiako ê!):-D :-D teo ambony latabatra. Andramo ange ê! mamy be ô :twisted: Nasain'ilay reniny nalain'ny zanany ny iray hataony goûter... tohiny
novalian'i onjah ny 19/01/2007 19:11
kala ( 05/10/2006 13:08)
zany tokoa moa???
Nisy fivoriana PDG eran'izao tontolo izao tao amin'ny toerana iray. Anisany nivory tamin'izany PDG na orin'asa frantsay, amerikana, Belza. Nanapotsitra bokotra paromaro teo amin'ny telefonina ilay F... tohiny
kala ( 05/10/2006 13:00)
Belge manam-pahaizana
Asa na efa teto izy ity, tsy haiko fa alefako foana mandra-pahatongan'ny tsoupou. :twisted: Tao amin'ireny trano famakian-boky ireny nisy belza iray nipetraka namaky boky teny ambony tohatra (ilay ... tohiny
novalian'i mikavao ny 18/10/2006 12:18
kala ( 04/10/2006 14:37)
hilalao pseudos
Ndeha ndray hilalao ê! :D:D:D Momba ny pseudo n'ireo namana eto amin'ny serasera no hataontsika.:wink: tsisy tezitra eo fa lalao an! Isaky ny miditra eto hianao dia jereo ny alfabeta farany teo... tohiny
novalian'i kala ny 14/11/2006 08:53
kala ( 24/07/2006 13:04)
Tonga soa ndray hilalao
:wink:Rehefa samy hilalao ihany tsy aleo ve ny an'ny tena no andrianina ê! Anagramme hoe. Andao andrama amin'ny teny gasy fa aoka kosa mba tsy hasiana teny ratsy moa ê! Atomboko aloha zany dia toh... tohiny
novalian'i kala ny 19/09/2006 14:23
kala ( 03/07/2006 04:53)
Fiverenan'i kala
Afaka miverina sy mitafa eto amin'ny serasera ndray ny tenako ka faly miarahaba antsika rehetra namana sy tapaka.:D:D:D:D:D:D:D Misaotra tamin'ireo teny mamy tamin'ny fotoana nifandaozana teto.(l) (... tohiny
novalian'i kala ny 11/07/2006 06:04
kala ( 04/05/2006 06:00)
hoan'ny zazakely mihoatra ny herintaona
1- Câlin ausx pommes : Zavatra ilaina : - poma 2 - fromage blanc 3 sotro - tantely 2 sotro Avy dia mixer-na miaraka mandritry ny 15 seg dia omeo an'ilay zazà avy hatrany 2- Pêle mêle na ... tohiny
novalian'i nenipita ny 03/06/2006 11:59
kala ( 04/05/2006 05:54)
Desera ndray : Flan aux raisin
Asa na efa nisy nanome teto fa mamerina ndroa zany koa Zavatra ilaina : - 75 gr voaloboka maina nalona tanaty rhum - ronono 1/2 l - atody 3 - 75 gr beurre fondu - siramamy 60 gr - siramamy mi... tohiny
novalian'i vale ny 07/05/2006 19:27
kala ( 04/05/2006 05:45)
cocktail tsotsotra : tsy mila haingitraingitra
1- Cocktail santé Zavatra ilaina : - karôty 200 gr - akondro 1 - ranom-boasary 50 cl - celeri 100 gr - ranona voasary makirana 1 - glaçon 8 Tetehina ny karôty, akondro, celeri. Arotra a... tohiny
novalian'i vale ny 07/05/2006 19:25
kala ( 04/05/2006 05:35)
karazana sauce tsotra mety hahasoa anao
1- Sauce zavokà Zavatra ilaina : - zavokà 1 (avocat) - ranona antsasaka voasary makirana - yaourt natiora 2 boaty - oignon 1 - menaka oliva 1 sotro - sira - dipoavatra Atao anaty blend... tohiny
novalian'i mirana5 ny 09/05/2006 19:43
kala ( 04/05/2006 05:26)
entrée @ le tsotsotra
Zavatra ilaina : - 200 g foie de volaille - atody 2 + tamenany 2 hafa - 250 gr crème - tongolo gasy tahony 1 - persil tahony 1 - sel - poivre Atao anaty ny blender izy rehetra ireo dia mix... tohiny
novalian'i miantra ny 06/06/2006 06:01
kala ( 04/05/2006 05:17)
Potage de belgique
:roll::roll::roll: tsy blagy ity na de misy hoe belzika aza ry zareo fa sakafo ê! Zavatra ilaina : - Poireaux 400 gr - celeri 100 gr - épinard 200 gr - 3/4 l bouillon na rano avy nandotsahana b... tohiny
kala ( 04/05/2006 05:10)
lasopy legioma
Efa mahay manao lasopy daholo angamba tsika rehetra fa ity misy fomba iray ahazoana lasopy legioma De refa sahirana @ zvt ilaina de alefako eto @ forum ny fofony f'aza matahotra:wink: Zavatra ila... tohiny
novalian'i vale ny 07/05/2006 19:16
kala ( 24/04/2006 14:40)
J - 20 - Veloma mandra-pitafa fa tsy mandrakizay
Tsy mahay mandahan-teny saingy refa tonga eto aho dia mba miezaka kely hahay hanoratra.=(( Tsy dia misy hambara firy ry tapaka sy namana isany fa efa io voalaza io ny andro izay tsy maintsy hifanda... tohiny
novalian'i dadabe ny 02/07/2006 09:00
kala ( 20/04/2006 14:59)
de ahoana tokoa moa zany?
kôfa iray niditra tao @ bara de nikômandy whisky 6 be zao avy de nosotroina daholo Gaga ilay tompon'ny bara : - tsara kosa angamba ny andro androany ka tena manao zay mahafa-po an! - shhhhh! rah... tohiny
novalian'i pissoa ny 28/04/2006 05:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1315