lasopy legioma

1. kala ( 04/05/2006 05:10)
Efa mahay manao lasopy daholo angamba tsika rehetra fa ity misy fomba iray ahazoana lasopy legioma
De refa sahirana @ zvt ilaina de alefako eto @ forum ny fofony f'aza matahotra:wink:

Zavatra ilaina:
- Karôty 2
- Ovy 2 lehibe
- nave 1
- poireau 1
- oignon 1
- céléri tahony 1
- persil tahony 1
- 3/4 l bouillon
- sira
Andrahoina mandritry ny 20 mn @ auto-cuiser ny legioma rehetra - aza hadino ny sira.
Rehefa vita zay dia atao anaty ny blender miaraka @ bouillon. Kendrena mba tsy hihoatra ny fatra ambony indrindra.
Mixer-na mandritry ny 30 segondra. De izay ka!

Mbola azonao asiana crème fraîche kely mba hamparihitra azy...

Mazotoa homana :miam::miam::miam::miam:
novalian'i vale ny 07/05/2006 19:16
2. diamondra27 ( 04/05/2006 06:26)
hehehe, masaka ny nahandro de avy daholo ôoooooo

miam miam, henoko hatraty le fofona

(misy manampy ronono ihany koa raha tsy misy ny crème fraîche)
3. kala ( 04/05/2006 10:03)
diam > lasa bodanaka be eo f'ataovy tsara mitsiritsirika kaly ato :-D :-*
4. diamondra27 ( 04/05/2006 12:04)
tsy maninona 'retsy fa refa en bonne santé de milay a!

sakafo misy crème fraîche sy fromage blanc koa nge akia mampatavy e!

tsakitsaky masikita 'zao no milay sy lasary manga sy ny tropiny @'zao andro mafana izao

hummmmm

samosa ihany koa
de nem
5. kala ( 04/05/2006 13:02)
aleo resaka paté moa no omena ê!

nefa refa tonga eto ndray de omeko zay ananako ê!:wink:
6. ari.malala ( 05/05/2006 04:49)
tsara izy zany, fa ts matavy b v zany lasopy asina crème fraiche zany?
7. Herimiafina ( 05/05/2006 13:10)
Zah retsy ry zareo mitady recette-na trondro maina sy ovy alaina ro amin'ny anamalaho fa tena ela izay tsy nihinana an'izany e! Asa afaka manampy ahy ve nareo hoe "aiza no mety hahitana trondro maina, toy ny gogo na besisika aty amin,ny dezera feno vola aty e?" :-*
8. miantra ( 05/05/2006 13:47)
asaivo andefasan\'ny any an-tanana e!!. Na tsiditsidiho ihany any amin\'ny ireny mpivarotra sinoa sy produits exotics ireny fa in-1-1 misy ireo zavatra tanisainao ireo.
9. miantra ( 05/05/2006 13:50)
adinoko: tsara io recette io fa ny ahy nampiako vache qui rit portion .
10. vale ( 07/05/2006 19:16)
HM> mmmmmh,:miam::miam::miam::miam:indrisy tokoa mantsy!:(:(
kala> micii tam resety!fa indrisy fa zah tsy afaka manampy crème fraiche nefa raha izany tokoa izao tena vao mainka tsara!:miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5579