cocktail tsotsotra : tsy mila haingitraingitra

1. kala ( 04/05/2006 05:45)
1- Cocktail santé
Zavatra ilaina :
- karôty 200 gr
- akondro 1
- ranom-boasary 50 cl
- celeri 100 gr
- ranona voasary makirana 1
- glaçon 8

Tetehina ny karôty, akondro, celeri. Arotra ao anaty blender miaraka @ ranom-boasary sy voasary makirana.

Mixer-na mandritry ny 40 segondra de arotraka koa ny glaçon, ampio 30 segondra indray.

2- Cocktail fraîcheur :
Zavatra ilaina :
- voasary 2
- pamplemousse 1
- yaourt 2 pots
- siramamy 40 gr
- glaçon 4

Tsotra be : arotsahy ao anaty blender blender dia mixer-na mandritry ny 30 segondra fotsiny.8)

3- cocktail performance :
Zavatra ilaina :
- ranom-boasary 2
- ranom-boasary makirana 1
- tamenak'atody manta 2
- crème 3 sotro
- tantely 6 sotro
- glaçon 4

Avy de arotsahy miaraka dia mixer-na mandritry ny 20 segondra.
** Tsara hoan'ny ol vizaka :wink:
novalian'i vale ny 07/05/2006 19:25
2. diamondra27 ( 04/05/2006 06:21)
merci akia a!
3. mandrindra ( 04/05/2006 11:55)
ohatran'ny tsara daholo izy izany, fa tsy misy coktail misy an'ilay famonoana mikroba angaha ry kala ?
4. diamondra27 ( 04/05/2006 12:01)
asiana whisky zany d'efa miady koa
5. cutie ( 04/05/2006 12:17)
- Cocktail fraîcheur :
Zavatra ilaina :
- voasary 2
- pamplemousse 1
- yaourt 2 pots
- siramamy 40 gr
- glaçon 4

Tsotra be : arotsahy ao anaty blender blender dia mixer-na mandritry ny 30 segondra fotsiny.

3- cocktail performance :
Zavatra ilaina :
- ranom-boasary 2
- ranom-boasary makirana 1
- tamenak'atody manta 2
- crème 3 sotro
- tantely 6 sotro
- glaçon 4

Avy de arotsahy miaraka dia mixer-na mandritry ny 20 segondra.
** Tsara hoan'ny ol vizaka

reo no tiako :P
6. kala ( 04/05/2006 12:48)
mandrindra:

ohatran'ny tsara daholo izy izany, fa tsy misy coktail misy an'ilay famonoana mikroba angaha ry kala ?


avy aty de omeko ê! :-* :-*

ndraso aloha tadiavina ndray zany :roll::roll::roll:

7. mandrindra ( 04/05/2006 14:03)
kala, ty ary aho fa tamy :D
diamondra27, ny dawhiska tsy dia milay raha hanaovana cocktail ka.
8. diamondra27 ( 05/05/2006 05:05)
mandrindra: tsy oe: hanaovana coktail le whisky no tiako lazaina eo nge e! fa à côté fanampin'ireo cocktail 'reo raha mila an'le mafana enao de mahazo manampy whisky:wink:

9. mandrindra ( 05/05/2006 19:56)
ok ok,manja ka :D
10. kala ( 06/05/2006 09:15)
ndraso aloha hanadrana de omeko eto ê!

:-* :* :-* :* :-* :* aloha efa misy cocktail bisous hoanao
11. vale ( 07/05/2006 19:25)
kala> micii akia a :-*, ndeha ho handramana tokoa fa ohatry ny ho tsara an! indd ilay karôty+ akondro+ céléri io, mba ahoana re ny tsirony e!:roll::D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6483