Tonga soa ndray hilalao

1. kala ( 24/07/2006 13:04)
:wink:Rehefa samy hilalao ihany tsy aleo ve ny an'ny tena no andrianina ê!
Anagramme hoe. Andao andrama amin'ny teny gasy fa aoka kosa mba tsy hasiana teny ratsy moa ê!
Atomboko aloha zany dia tohiza(nareo)
Sary = sira
tonony = nitono
kala = laka
nahazo laka ê!:-$

novalian'i kala ny 19/09/2006 14:23
2. pissoa ( 24/07/2006 13:13)
fitafy = fitafy :idea:

mety io an :-D:-D:-D
3. lapino ( 24/07/2006 13:39)
Ny an'i pissoa tsy anagramme fa palindrome e! :roll:
4. pissoa ( 24/07/2006 14:09)
rova = ravo

Hihihi, efa niteny zah oe mety io mbola mipentsana eo ihany ry lapino :twisted:
fitafy (LHS) = akanjo be
fitafy (RHS) = patalou
Donky, sady anagramme io no palindrome :roll::-D:-D:-D
5. lapino ( 24/07/2006 14:14)
fa inn ilay LHS sy RHS ? :roll:
6. pissoa ( 24/07/2006 14:18)
LHS = Left Hand Side
RHS = Right Hand Side.
7. lapino ( 24/07/2006 14:26)
kala:
Rehefa samy hilalao ihany tsy aleo ve ny an'ny tena no andrianina ê!
Tsy haiko aloo hoe inn an'ny tena no tian'i kala holalaovina, ... angamba teny gasy ;) fa ny an'i pissoa ireo toa teny tsy fantatro kle!

kapila - pilaka
sobika - bosika
tokana - takona
tohatra - tahotra

8. pissoa ( 24/07/2006 14:41)
kapoka - kopaka
levona - velona
satroka - sokatra

lapino:
Tsy haiko aloo hoe inn an'ny tena no tian'i kala holalaovina, ... angamba teny gasy fa ny an'i pissoa ireo toa teny tsy fantatro kle!

Fa ngah koa io teniko io ao amin'ilay lalao e! Nanazava fotsiny io, nanazava toy ny hoe hanao anagramme na hoe tsy anagramme fa palindrome :roll:
9. kiali ( 24/07/2006 15:57)
kala keliko:*:*:*:*
10. dadabe ( 25/07/2006 04:24)
kayy le ao kosa izany le , raha tsy zakan'ilahy amizao de tsy hitako tsony :°)

fery=refy
orofy = o.....:-$:{

badinanakivy=......... tsy haiko le

dadabe=bedada :°)
pissoa=passoi (repasser )
kiali= i.kil.a !!:-D
11. mamafara ( 25/07/2006 05:01)
andray kosa i dadabe rangahy migafy :/ tsy mahazo :* ntsony. Hay ve i kiali sy i kala efa "ao zany" =D=D=D
Dia inona moa izany no hosoratako eto?
lany = nila (besoin)
vola = lavo

12. bebe ( 25/07/2006 06:09)
sali ndry mamafara, mahafinaritra ange akia eto amin'ity site ity.ndry koa zao mbola hampandalovin'i dadabe aoa anaty haratony.
tsy sanatria zah saropiaro an! fa tsy aritro fotsiny io.:* an'i dadabe avy aty amin'i bebe
manadala olona ndray no ataon'i kala ato an: tsotra be
bebe = bebe
misa (anaran'ol) = sima
:-D
13. mamzelkely ( 25/07/2006 07:38)
lova=vola

io kosa za fa nahita za :-D

ary ddb marina tato ato ts de nanoroka firy tsony aa:roll::°):-D:-D
14. lapino ( 25/07/2006 07:55)
nanasa - sanana
bango - bonga

pissoa:
Fa ngah koa io teniko io ao amin'ilay lalao e!

fitafy sy fitafy = tsy anagramme %
pissoa = paisso :-D:-D:-D
15. pissoa ( 25/07/2006 08:05)
lapino = :evil:
16. lapino ( 25/07/2006 08:53)
Ao ary e, possia kalongany :wink:
17. pissoa ( 25/07/2006 09:10)
lapino = oilpan :roll: (Oil pan)
18. lapino ( 25/07/2006 09:46)
TTF ndray :-w:-w
19. pissoa ( 25/07/2006 10:09)
lapino:
pissoa = paisso

Io ve zany TTF izany :wink::-D:-D:-D
20. pissoa ( 25/07/2006 10:14)
tsiro - rotsy
tsara - rasta :roll::-D:-D:-D
bako - koba
solo - loso
fisaka - fasika

:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1904