Tonga soa ndray hilalao
21. kala
(
25/07/2006 10:45)
lapino > =D=D=D=D
pissoa = ssipao, alaivo sipa ny fahazoako azy an! :-D:-D:-D
aleo hiala sao voatoraky ny voatabia hatrany RSA eto
=))=))=))=))=))
pissoa = ssipao, alaivo sipa ny fahazoako azy an! :-D:-D:-D
aleo hiala sao voatoraky ny voatabia hatrany RSA eto
=))=))=))=))=))
23. lapino
(
25/07/2006 12:06)
pissoa, an an an ka! io:
nilalaina, iny no milay indrindra kle:
kalo - kola - loka - lako
kala, :-D:-D:-D passio :wink:
pissoa:
lapino = oilpan :roll: (Oil pan)
nilalaina, iny no milay indrindra kle:
kalo - kola - loka - lako
kala, :-D:-D:-D passio :wink:
24. pissoa
(
25/07/2006 12:25)
kala:
aleo hiala sao voatoraky ny voatabia hatrany RSA eto
Izay koa no fahendren'i kala e, tssssss :twisted::-D:-D:-D
Zay kou lapino dia faly ery :twisted:
lapino, ka io paisso sy passio io kou ngah tsy TTF e :roll:
26. nolalaina
(
25/07/2006 13:03)
lapino:
]
nilalaina, iny no milay indrindra kle:
kalo - kola - loka - lako
ary adinoko lé "lako" zay kou mou tsy mahay milako fa vôlako fona dé tss.. hihihihi
29. lapino
(
25/07/2006 13:47)
pissoa, tsy izy io ka! :P
De ity koa tsy izy:
Ary nisy iray hafa koa kay tao:
vola - lova - lavo - valo
De ity koa tsy izy:
dadabe:
pissoa=passoi (repasser )
Ary nisy iray hafa koa kay tao:
vola - lova - lavo - valo
30. pissoa
(
25/07/2006 14:25)
lapino:
pissoa, tsy izy io ka!
De ity koa tsy izy:
Hoy i dadabe:
pissoa=passoi (repasser )
Eissyyyyyyyy :roll::-D:-D:-D
pissoa:
bako - koba
Kay mbola misy oe boka koa!
31. dadabe
(
25/07/2006 14:33)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 25-07-2006 12:38:27
Lohateny : Re : Tonga soa ndray hilalao
lova=vola
io kosa za fa nahita za
ary ddb marina tato ato ts de nanoroka firy tsony aa
efa manana vady be retsy a:-$:@ i mamafara e de i bebe 2 eme bireau :-D:-D
:-$ le hoe pissoa =ssipao klou masaka be e :wink: tsy mila tezitsa eo fa lasa mianatra amizay =))=))
mamzelkely
32. MTN
(
25/07/2006 17:48)
mamzelkely=mamezakely
rabaradaka=daba raraka
ikalakintina= kila tinkina
kiali = ali k
bodoarimanga
rabaradaka=daba raraka
ikalakintina= kila tinkina
kiali = ali k
bodoarimanga
34. MTN
(
25/07/2006 18:19)
blagy nalaza be tany dago io bodoarimanga io fa anjaranao ny mamadibadika azy
35. pissoa
(
25/07/2006 18:34)
Efa haiko fa zah tsy hamadibaika fa aleo ho an'ze mbola tsy mahay :-D Otran'le oe Moramanga eto madama? :-D
37. zoklbfkfk
(
26/07/2006 04:40)
=D=D=D=D kala, f'aiza aloha ianao io amin'izao fotoana izao? aleo tsy hanontany tsony ny bandy fa sao ataon'i kiali mahamay eto=((
hitako ny hevitra
kiali = i!!! kila (may)
dia libra hoazy i kala dia lasan'i... ny laka
ho là là! hiezaka amin'ny manaraka hanao misimisy
:* pissoa
hitako ny hevitra
kiali = i!!! kila (may)
dia libra hoazy i kala dia lasan'i... ny laka
ho là là! hiezaka amin'ny manaraka hanao misimisy
:* pissoa
39. pissoa
(
26/07/2006 05:18)
Oujyyy - f'inn ny ataon'ny anarako eo aorinan'io :* ry zokilahy? :roll::-D:-D:-D
Elah aza olomaventy io hitako eto am'serasera foana ka zah no mba tenenin'lah hianatsa :°):-D:-D:-D
bedada:
le hoe pissoa =ssipao klou masaka be e tsy mila tezitsa eo fa lasa mianatra amizay
Elah aza olomaventy io hitako eto am'serasera foana ka zah no mba tenenin'lah hianatsa :°):-D:-D:-D