Tonga soa ndray hilalao

41. tsoupou ( 26/07/2006 11:03)
lakilé --> kila lé (may a no dikan'io)
molotra --> lomotra (otran'ny mitady ahay a zany an :D)
kaka (lé maloto é =))) --> kaka (amin'ny nify ty an)
domy --> mody
dobo --> bodo
Ndraso alou fa sady miasa nge za e
42. kala ( 26/07/2006 11:34)
=D=D=D=D tsoupou

zoklbfkfk > anontanio i kiali :-@:-@:-@:-@




43. pissoa ( 26/07/2006 12:04)
:-D:-D:-D
44. lapino ( 26/07/2006 12:40)
voy - ovy - ivo
lio - oly - ilo - loy (maloiloy = misalebolebo)
ato - toa - tao - ota
aty - tia - ...
mania - maina - amina - ...
45. MTN ( 26/07/2006 13:37)
ravakamalala - rava malalaka
takolaka - ala taoka
46. tsoupou ( 26/07/2006 13:44)
Ty biby --> ?????? =))=))=))
Baolina --> Ba liona :*
Mamolava --> Mama lova, Valo Mama :P
Bélom --> Mol be =)) =)) =))
47. pissoa ( 26/07/2006 18:19)
:{:{:{:-D

lapino, tsy azo le ... :-D

eto - teo
elo - leo
mazda - dzama :roll:
hataka - tahaka
takalo - tolaka
aiza - azia :roll:
48. MTN ( 27/07/2006 11:00)
belelo - lelo be
49. lapino ( 27/07/2006 11:47)
rafy - fary
refy - fery
rofy - firy

Tsy misy ... intsony ary io e :wink:
50. pissoa ( 27/07/2006 12:25)
Hihihi, zay vao azo :-D:-D:-D
51. Herimiafina ( 27/07/2006 12:37)
pissoa=pisosa, hehehehe=))=))
52. pissoa ( 27/07/2006 12:43)
Maninn anareo ihany aza ny ps an'i pissoa e :twisted:

:-D:-D:-D
53. dadabe ( 27/07/2006 14:17)
:roll::roll::roll::-D:-D:-D
54. lapino ( 28/07/2006 08:44)
pissoa = miss anagramme :-D:-D:-D
55. xxx ( 28/07/2006 08:55)
rafy - fary
refy - fery
rofy - firy


misy diso tsipelina ny an' i lapino
:-D:-D:-D:-D
correction : rofy - firo (aza hadino ny Papier!)
56. totofy ( 28/07/2006 09:09)
fiara - rafia
sivy - visy (vis)
dihy - hidy (manidy)
kapa - paka (tsy paka lelo fa andro paka moa io andro io ,hiboka avokoa ny dabilio ! )
:wink::-D:-D
57. pissoa ( 28/07/2006 09:17)
lapino:

pissoa = miss anagramme :-D:-D:-D
Tsy anagramme io :twisted::-D:-D:-D
58. MTN ( 28/07/2006 09:24)
totofy = fitoto
pissoa = sipa so(a)
59. pissoa ( 28/07/2006 09:26)
MTN:
pissoa = sipa so(a)
Yeap :wink:

:-D:-D:-D
60. tsoupou ( 28/07/2006 09:43)
madama --> da mama :D
modely --> lé domy =))
baobab --> baba bo (zazakely miteny dadabe io an) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2978