Tonga soa ndray hilalao
64. Bakobako2
(
29/07/2006 12:25)
tsy nanana lazaina aika a fa ze mivôka babany daôly, fa de tsara le hevitra anagramme ,inn ny dikany am teny gisa ?
gasy = gisa
kay mody gisa beuuuuuuu!
gasy = gisa
kay mody gisa beuuuuuuu!
66. lapino
(
29/07/2006 12:43)
xxx:
misy diso tsipelina ny an' i lapino
:-D:-D:-D:-D
correction : rofy - firo (aza hadino ny Papier!)
Hay marina tokoa zany kle!! :-D:-D:-D
Fa ygreka anefa 'nge le izy fa tsy i misy tendrony e! ;):-D:-D
68. lapino
(
29/07/2006 12:50)
Y faran-teny manko e! :-D:-D:-D
Aiza koa no hisy y eny ampovoan-teny izany? :P
Aiza koa no hisy y eny ampovoan-teny izany? :P
71. pissoa
(
29/07/2006 13:01)
Ie. Former Yugoslav Republic (Tsy tadidiko le O) Macedonia :oops::-D:-D:-D
75. kala
(
31/07/2006 11:40)
=)):-D:-D:-D:-D:-D:-D
mahay daholo kay ny namana rehetra kou!=D =D =D =D
namana = manana
manana namana ve ianao? :twisted::twisted::twisted:
dadabe > :evil:
mbola (anarana io) = lambo :wink:
de inona koa?
tohizo ao aloha fa zà mbola :-w:-w:-w no :@:@:@:@ ary mbola o^oo^oo^oo^oo^o
totofy & bako > fitoto (ana) koba =)) =)) =)) =))

78. dadabe
(
01/08/2006 07:18)
inona ihany aza no tsy aritr'i kala amiko le?:roll::roll:
kala=laka (sahala @ hoe kalalao)tampoka izany :-D:-D
pissoa =>possi a (ohatrany hoe tsy hanao fa andraso kely aloha ):°)
kala=laka (sahala @ hoe kalalao)tampoka izany :-D:-D
pissoa =>possi a (ohatrany hoe tsy hanao fa andraso kely aloha ):°)
79. kala
(
02/08/2006 11:37)
dadabe > le ddcm no tsy aritro ê!:roll::roll::roll:
toi koa ange mba mila ady amiko ery nefa refa tsy mahita anaà eto malaky mipenipenina manoroka ny TDM rehetra zao.
dadabe = daba de...:wink:
toi koa ange mba mila ady amiko ery nefa refa tsy mahita anaà eto malaky mipenipenina manoroka ny TDM rehetra zao.
dadabe = daba de...:wink: