hoan'ny zazakely mihoatra ny herintaona
![](https://avatar.serasera.org/19dd1947a95454ccaf223a731c32db0c.jpg)
1. kala
(
04/05/2006 06:00)
1- Câlin ausx pommes :
Zavatra ilaina :
- poma 2
- fromage blanc 3 sotro
- tantely 2 sotro
Avy dia mixer-na miaraka mandritry ny 15 seg dia omeo an'ilay zazà avy hatrany
2- Pêle mêle na voankazo
Zavatra ilaina :
- poma 1
- akondro 1
- ranom-boasary 1/4 l
- siramamy 40 gr
- ranom-boasary makirana 1
teteho madinidinika ny voankazo dia mixer-na mandritry ny 20 seg. Ampireveo ny papouzy ê!

novalian'i nenipita ny 03/06/2006 11:59
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
2. diamondra27
(
04/05/2006 06:14)
hum miam miam, za koa tia an'ireo fa tsy papoose ihany ka! be vitamine sady BIO no frais, tsara @ fahasalamana
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
3. ari.malala
(
05/05/2006 04:52)
tssss! le pisoko aky ts mety minana zavatra mixé a! ts minana zavatra malemilamy zany lery!hatr@ fahakeliny maintsy, zany nomena farilac zany de ady aman-tolona vao nahalany hanina, tsssss! nefa tsara ery zao io!
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
4. diamondra27
(
05/05/2006 05:01)
ari: atao tsikelikely akia ny apprentissage a!
refa manome azy njy de somary sady milalao kely aminy no manome le sakafo , fa raha tonga de forcé-na iny izy de mety handà; mila faharetana kely ange le mitaiza e!
de ampianarina mihinana sy manandrana tsikelikely ny gout rehetra koa izy fa tsy tonga dia tapohina
ohatra: rehefa manome zavatra marikivy:tsy tonga dia omena le sakafo manontolo izy fa omena ny eran'ny sotro kely de zarina tsikelikely; dia ohatran'izay ihany koa ny @ gout hafa: salé, sucré, amer, acide, fade...
de mazotoa e!

![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
5. Herimiafina
(
05/05/2006 13:09)
Andraso omena andrafotsy ity recette ity fa izaho tsy mahavita, sady efa hanolo ve no mbola handro sakafo koa, tsy misy fotoana hirevena tsony. =))
Merci kala!
Merci kala!
![](https://avatar.serasera.org/e40e0944d4ee8b6a1134dd220053d00c.jpg)
7. zouzou
(
05/05/2006 20:42)
Herimiafina:
Andraso omena andrafotsy ity recette ity fa izaho tsy mahavita, sady efa hanolo ve no mbola handro sakafo koa, tsy misy fotoana hirevena tsony. =))
Merci kala!
Tena mety ho ahy ilay sakafo mixé-na fa za hoa tsy misy nify :-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/19dd1947a95454ccaf223a731c32db0c.jpg)
8. kala
(
06/05/2006 09:09)
HM > miady amin-drafotsy eo f'ataovy
fa efa resaka sakafo ve de mbola hirevy iha
fa efa resaka sakafo ve de mbola hirevy iha
![](https://avatar.serasera.org/016c9520709ba0ebfd17cefe85761e54.jpg)
9. nenipita
(
03/06/2006 11:59)
inona akia ry reto no sakafo tena mahadongadonga be le papouse a! 1 taona sy tapany