Potage de belgique

1. kala ( 04/05/2006 05:17)
:roll::roll::roll: tsy blagy ity na de misy hoe belzika aza ry zareo fa sakafo ê!
Zavatra ilaina :
- Poireaux 400 gr
- celeri 100 gr
- épinard 200 gr
- 3/4 l bouillon na rano avy nandotsahana boaty kely 1 na bouillon

Tetehina madinidinika ny poireaux & celeri de andrahoina mandritry ny 20 mn (auto-cuiser) ao anatin'ilay bouillon

Rehefa akaiky ho lany ny fe-potoana de arotsaka ny épinard

Atao ao anaty bol ny rehetra ka mixer- na

Andramo fa ho hitanao ny tsirony :miam::miam:

Fa nankaiza ny hena:roll::roll: hoavy eo ny momba an'izay:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.456