de ahoana tokoa moa zany?

1. kala ( 20/04/2006 14:59)
kôfa iray niditra tao @ bara de nikômandy whisky 6 be zao
avy de nosotroina daholo
Gaga ilay tompon'ny bara :
- tsara kosa angamba ny andro androany ka tena manao zay mahafa-po an!
- shhhhh! raha mba fantatrao manko.Nahazo vaovao zà teo fa ny zokiko lahy kay PD.

Tonga ny ampitso. Iny ndray ranamana fa tamy sady nikômandy toy ilay omaly ihany
Toy ny mahazatra, nanontany indray ingahy tompon-trano
- shhhhhhhhhhh f'angaha tsy loza ê! hay ny zandriko lahy koa hono PD

Ny andro fahatelo,ny ndray leiry. Whisky 6
Tsy aritr'ilay tompon'ny bara intsony ny resaka :
- f'angaha tena tsy misy ol ao @ fianankavianao tia vehivavy mitsy ê?
- misy ka! ny vadiko, hoy razoky naka mora





novalian'i pissoa ny 28/04/2006 05:18
2. Herimiafina ( 20/04/2006 15:07)
Favy kosa izany klé, eeeeeeeeh, raha mba izaho moa no tratran'izany e! Angamba de azoko justifier-na stara daholo ireny toaka laniko ireny sy ireo izay mbola hosotroiko! hummmmmmmm hehehehe=))=))
3. pissoa ( 20/04/2006 15:49)
kala =))=))

Herimiafina :-w:-w
4. lapino ( 20/04/2006 16:09)
Milay marina, fa ny vadin'lery ihany izany no hitondra sipa ao an-trano, moa lery hitondra toaka! :-D:-D:-D
5. Fiffi ( 20/04/2006 16:47)
:-D:-D:-D:-D
6. kiali ( 20/04/2006 17:23)
ahahah! sohy ihany zah fa tsy manana rahalahy sy vady !! milay iny ry kala an!
7. lapino ( 20/04/2006 17:46)
kiali > sao dia efa lehilahy dia tsy atao hoe vady intsony? :wink::-D:-D
8. kiali ( 20/04/2006 18:04)
lapino>ahahah
mangateta zah zany!
9. watafon ( 21/04/2006 04:20)
:-D:-D:-D
10. dadabe ( 21/04/2006 04:39)
:evil::evil::evil:
11. watafon ( 21/04/2006 04:42)
:roll::roll::-D:-D
12. diamondra27 ( 21/04/2006 04:52)
:-D:-D:-D
13. zoklbfkfk ( 21/04/2006 05:12)
:twisted:tsy azoko ry kala :roll:
sa mody ataoko an'izany fotsiny ka
14. mamzelkely ( 21/04/2006 05:18)
=))=)) tiko beuuuu ary lery ko zany ts tia vhv :roll:8)
15. watafon ( 21/04/2006 09:28)
:roll::roll: an an an k ! :-D:-D:-D:-D
16. ari.malala ( 21/04/2006 09:39)
:roll::roll::roll:
17. watafon ( 21/04/2006 09:46)
ari. maninn njay ô ? :-*
18. pissoa ( 21/04/2006 10:17)
:roll::roll::roll::°)
19. kala ( 21/04/2006 12:13)
kiali > :-w:-w:-w:-w
20. sonwin ( 21/04/2006 12:51)
:-D tia kala le sipa kle:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6298