karazana sauce tsotra mety hahasoa anao
1. kala
(
04/05/2006 05:35)
1- Sauce zavokà
Zavatra ilaina :
- zavokà 1 (avocat)
- ranona antsasaka voasary makirana
- yaourt natiora 2 boaty
- oignon 1
- menaka oliva 1 sotro
- sira
- dipoavatra
Atao anaty blender dia mixer-na mandrapahapotsika azy rehetra. Tsara ve?
2- sauce vinaigrette
Zavatra ilaina :
- sira
- dipoavatra
- vinaigre 3 sotro
- menaka maivana izay tianao 8 sotro
Atao anaty blender dia mixer-na mandritry ny 10 segondra
Azonao ampiana persil, tongolo gasy kely, sakamalao arak'izay itiavanao azy
Mbola ampiana ve???:wink:
2. diamondra27
(
04/05/2006 06:24)
mahasoa tokoa izy zany sady milay be fa efa nanadrana 'za; le faha-2 io an!
3. kala
(
04/05/2006 12:53)
diam > :miam: :miam: :miam: :-$
4. mirana5
(
09/05/2006 19:43)
hummm merci merci:miam::miam::miam:
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.9827